Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Afa avao Manakara❤👍gnolo da tsotry mataotra jagnahary... ijy avao gn tiako
Hafa avao Manakara ry havako hein, mahatamana sady tsara.
MANAKARA tsara ! Tsara be le hira
Afa avao marin Manakara,ts misy ndre kory anajy ijany
Misy tanàna raiky izay antsignanana ao ôh 'Sara, teako ho hitanao ôôh Na hipetrana na handalovana, mahatamagna Hafa avao i Manakara. Izy nanome talenta, la mozika Fahasoavana aby, maro tsy voatanisa Sarobidy, ilay fanahy tsy mety ritra Mipoitra amin'io tanàna io. Ref: Hafa avao Manakara aah (Hafa e) Tsy misy ny akôran'azy eeh (Hafa e) Ndre ho aia, ndre ho aia (Hafa e) Dah izy avao gny tiako ôôh ......................... Hakantona tanàna na ranomasina izy io na mamy eeh 'Sy laninao voan-kazo amin'agny e Ny olo dah 'sotry, 'sara fagnahy, matahotra Zagnahary Ino koà ny ambon'izany. Ref:................. (x2) ........................... (Mbola mitady e) Drakô magnadigno ô (Mbola mitady e) Ny fitiavako an'azy dah 'sy mampigno ô (Mbola mitady e) Agny zalahy, agny ny hiafarako ô ôoôh (Mbola mitady e) Agny 'gny anay, agny ny Abako Ref:................. (x2) Tsara, sarobidy (Tiako Manakara e) Tsara, tsy voavidy (Tiako Manakara e) (Tiako Manakara e) Tsara, tiako ô ôoôh (Tiako Manakara e) (Tiako Manakara e) (Tiako Manakara e) Tiako ô, tiako ô ôôh (Tiako Manakara e) tononkira.serasera.org/hira/lola-lahy/manakara tononkira.serasera.org
manakara avao ny antsika zalay
Hafa aval MANAKARA ndre hoaia ndre hoaia
hafa avao Manakara
Hafa avao LOLA
tsara aloha ity hira ity e
mafinaritr i manakara
manaova depiote ao lola a
Three little bird