Mafy refa sendra io joba tsy mety adino io. Aza mba voa fa gsy afaka tsony fa gardé mlay eh na lalana tsy riako iverinana tsony ary na tsara fa souvenirs ange velona fona eh tsy mety maty ka aleo tsy iotra tsony fa avela ao anaty boîte na souvenirs ao foana satsy ao no matsara anio ra mivoka io mety lasa zavatra afa. Okay eh dia courage daholy izay efa voa eh ( @mw_contes izay tia iresaka @ko )
mampitomany ahy ilay hira é!misaotra fa efa ela no nanehenoko ity hira ary tamin'izaho mbola en âge de mon 1er flirt! sniff sniff merci pour le partage!
Niezaka nihaino an'i dada za androany fa mbola tsy tantiko loatra, 5taona @5Janoary ny nahalasanao fa mbola mafy mihaino an'ilay hira, ato ampoko mandrakizay
.a dria ampiadanana ianao, namela fahatsiarovana hira mamy ho an ny malagasy rehetra ianao, lova tsy hay adinoina, tsara loatra ity hira ity , henoko matetika, tena ankafiziko.
Aleo mangina ❤😢
Hiranay fahiny, tsy mety hadino hatramin izao, mbola henona sy hiraiko foana.
Mangina volamena. Tsy arahana latsa. Mazava. Soava tsara. ❤
Mafy refa sendra io joba tsy mety adino io. Aza mba voa fa gsy afaka tsony fa gardé mlay eh na lalana tsy riako iverinana tsony ary na tsara fa souvenirs ange velona fona eh tsy mety maty ka aleo tsy iotra tsony fa avela ao anaty boîte na souvenirs ao foana satsy ao no matsara anio ra mivoka io mety lasa zavatra afa. Okay eh dia courage daholy izay efa voa eh ( @mw_contes izay tia iresaka @ko )
😊😊😊zany mahts
Tsy misy latsa. Tiako ity hira ity. Mankasitraka 💕
Hafa ihany ranga ny hira taloha a! Lafatra tsis azo kianina fa de kanto tokoa ! Za de tanora fa mankafy ny hira toy itony !!!!
Tsara n'y tonon-kira s'y n'y feo. Mankasitraka 🎤😃
mampitomany ahy ilay hira é!misaotra fa efa ela no nanehenoko ity hira ary tamin'izaho mbola en âge de mon 1er flirt! sniff sniff merci pour le partage!
Radio madagasikara zayo taona
Ny fahatanoran'ny voay
Tsara ilay hira, fa ratsy ny misaraka.
Bravo !!!
Rain'idiby gasy
tsara lé hira taloha é!!!!!!!!!!!!tanora za zao fa miaiky ny tranainy é!!!!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
quei souvenir rabiry ex freres arthur
Manao ahoana Arthur tadidiko tsara Charline mon amie a l'époque
Tsara be ny tonokira merci beaucoup
tsy mety adino mihintsy ny hiran'hatanorana zany.
Hira taloha dia tena zavatra ianana mihitsy na toniny aza dia tena tonga lafatra
tsara dia tsara, ary mampanembon any lasa , misaotra nizara
Tena tiko daholo ny hiran ny Frere Arthur tsara
tsara na tsy génération anay 90 ary !!!
ouah!, mampatsiaro ahy ny olona nanoratra sy nanoratana io hira io tantara ka tantara ouf ela izany.
merci Prisca pour les textes!vous êtes "un amour"
👋
Hay defa manao clip any Nice an! 😉😅 Negresco ... hotel beau rivage .... 👍👍
Rose Blanche , 😊 lay plage galets ka
Niezaka nihaino an'i dada za androany fa mbola tsy tantiko loatra, 5taona @5Janoary ny nahalasanao fa mbola mafy mihaino an'ilay hira, ato ampoko mandrakizay
Mahereza Mirana, mahereza indrindra, malahelo daholo fa manana fanantenana isika satria Kristiana 🙏 Mifampivavaka, tsy manadino anareo ny GLORIA ❤ Bisous 😘
Dadanao ve i Fetra?? Mahereza? Zaho vao teo vao nahalala tamin'ny FB fa efa lasa izy, mba nalaelo koa ny tena.
😢
Enfin bien sûr c'est ma mere qui te parle
❤❤😢❤❤
merci eee!!!f tiko tony hira tony
💔💔💔😥
Marina loatra lay tonokira
Ma soeur habite promenade des anglais a Nice
Tena tsara ilay hira, bravo pour l' interprétation !!!!
Ndriii efa lasa tsy namanatsika intsony i Zoky Fetra, efa any @ Tompo izy.
🥀
Kanto lotra
Tiko be
mankasitrak e! marna zan!
Tsy mety ho afaka mihintsy ve ilay snobe sy frères Arthur a! T@ izahay mbola kely dia efa nalaza oe snobe be nareo
🙄
Gado d+
tsis adievitr f hafa ian n taloha eh
Tsy ntaolo aho fa zanak'antitra fa tena tsy fanadino ny lasa.
❤️
😢
Misaotra e
👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏
Sentimiento puesto a esta cancion ¡ME ALGRO DE QUE OS GUSTE!
Tsara ny hira fa tsy dia hitako loatra izay hifandraisany amin’ilay clip.
Ny hira henoina e 🤐😅 tany izy no nanana fahafahfana nanao clip
Eny @tanana zany Clip zany eny @prom