ANTSAN KIRA FIDERANA NY HOBY FARANY

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 жов 2024
  • Arahinao eto ireo hira kanto isan-karazany ataon'ny tarika NY HOBY FARANY. Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany.

КОМЕНТАРІ • 10

  • @marcellinefranco2834
    @marcellinefranco2834 3 роки тому +4

    bonjour , merci NY HOBY FARANY tsara ny hira mamelombelona ny fahay
    BRAVO

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 4 місяці тому +1

    Misaotra fa tena matanjaka ny osa,sy ny malemy tikobe🙏🙏🙏🇲🇬🙋💖👑

  • @lollorampanana8667
    @lollorampanana8667 3 роки тому +6

    Voninahitra ho an'Andriamanitra ary fisaorana ho an'ny antoko mpihira !

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 5 місяців тому +1

    Makasitraka,fa tena tsara be 🪴🙏🙏🥰

  • @jackyrakotoarivony9738
    @jackyrakotoarivony9738 2 роки тому +2

    Misaotra betsaka amin'ny Fampaherezana. Andriamanitra anie hanampy antsika rehetra. Torio ny Tompo sy ambarao fa efa kely sisa.

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 роки тому

    Tena tsara tokoa ny hiranareo. Misaotra betsaka e ! 👍👍👍

  • @marnyjerome9513
    @marnyjerome9513 3 роки тому +3

    Mecry mafinaritra

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 роки тому

    Misaotra anareo e ! 💜💜💜

  • @rianar5191
    @rianar5191 2 роки тому

    Faly mahafantatra tompoko.
    Dera ho Anao irery ihany Jesosy Kristy Tompo o

  • @razanaharivololonanivohani240
    @razanaharivololonanivohani240 3 роки тому +3

    Tena kanto