ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE HANITR'I KRISTY'

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024
  • Ny "Fanantenana ho anao" dia faly manasa anao hanaraka sy hihaino ny AMBOARAN-KIRA FIDERANA hiarahana amin'ny GROUPE HANITR'I KRISTY.
    Tarika vao misandratra nefa mandona fo tokoa ny sangan'asany. Irariana ny hiasan'ny tonon-kiran'izy ireo ao am-pontsika.

КОМЕНТАРІ • 14

  • @NomenaLanjaSarobidyANDRI-sn6bb
    @NomenaLanjaSarobidyANDRI-sn6bb 11 місяців тому +2

    Mitombo talenta hatrany... Tena mahafinaritra lotra... ❤❤❤❤❤

  • @Desta-b8g
    @Desta-b8g 2 місяці тому +1

    Makasitraka,fa tena hira fotom-pinoana be mihintsy,deraina ny tompo amen💒🙏🙏🙏💖

  • @JulienRakotomananjanahary-o9c
    @JulienRakotomananjanahary-o9c Рік тому +2

    Sensatiionelle. misaotra an'Andriamanitra sy anareo ihany koa. Mahereza e.

  • @marymary9809
    @marymary9809 8 місяців тому +1

    Shalom.mankasitraka ny Groupe Anitr'I Kristy. Mitomboa @ Talenta Tompoko 🎉❤

  • @fandresenamihoby3389
    @fandresenamihoby3389 3 роки тому +3

    Mandona ny ati-foko sy ati-fanahy,,mankasitraka Topoko!

  • @emileramamonjy2196
    @emileramamonjy2196 3 роки тому +2

    Mankasitraka dia hohampitomboin'Andriamanitra hatrany anie ny talenta izay efa nomeny anzreo,tsara be daholo ny hiranareo sady mampahery

  • @raharimalalaolivia6964
    @raharimalalaolivia6964 2 роки тому +1

    Mankasitraka.
    Mitombo talenta tsara iaby hira sady mampahery❤️

  • @fevrika1005
    @fevrika1005 3 роки тому

    AMEN be mankasitraka indrindra mitomboa fanomezam-pahasoavana hatrany nareo e. Tsara be ny hira

  • @arisoaraini6428
    @arisoaraini6428 2 роки тому +2

    Misaotra tompoko fa tena tsara. Dia tsara ,,mitomboa talenta

  • @JOSEPHHENRI-b5z
    @JOSEPHHENRI-b5z Рік тому +2

    AMEN

  • @christinerasoanantoandro5280
    @christinerasoanantoandro5280 Рік тому +1

    Tsar be le hira mapahery! Makasitrak.e!

  • @domoinafitia2357
    @domoinafitia2357 Рік тому +1

    mitomboa talenta daholo ho voninahitr'Andriamanitra oh

  • @radomichelherimbolarandria5532
    @radomichelherimbolarandria5532 3 роки тому +1

    mankasitraka fa tena tsara e

  • @soamamy7303
    @soamamy7303 2 роки тому

    😍😍😍