EMISSION SPÉCIALE DU 13 JUILLET 2018 RATSIETISON Jean Jacques ET RAKOTOROVA BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 23 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 80

  • @andrianarijhonphiliberthot2617
    @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому +3

    izaho manokana dia izy mihitsy no ho fidiko satria ny azy dia "VINA" tena concret fa tsy toy ny an'ny sasany vina "an-taratasy fotsiny" !!!! izy "fidina " ra olona â! marina ê!!!!tsy mpanao politika io fa mpahay toe-karena!!!! Ratsietison Jean Jacques président!!!

    • @marinathiana7042
      @marinathiana7042 6 років тому

      Ao tsara ilay olona Philiberthot a!! Fa ny hatahorako fotsiny hoe ho vonoin'ireo mafia frantsay sy fatina communauté internationale ireo izy une fois lany eo!!

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому +1

      Tena mitovy ny fijerintsika ary izaho koa efa nandefa hafatra any @ Raharimanana Patrick raha afaka miara-miasa izy roa lahy!Raha lany i Patrick dia ataony PM i Jean Jacques, raha lany kosa i Jean Jacques dia mba ataony PM i Patrick, ka asa fa mba hevitra ihany fotsiny koa ny ahy iny ê!Amiko izay olona manaratsy ireo dia : izay mahita tombotsoa @ fitondrana hatramin'izay na tsy tia ny hampandroso ny mpiray Tanindrazana aminy!!!!tsy diso koa ny "ahiahinao" hoe mety hisy hamona an!!

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 6 років тому

    enga anie ka ianao no ho lany mba hiadana sy ho sambatra ny malagasy iray tsy vaky volo ,,(fifaliana ny anay malagasy raha ho tanterahanao izany programme nao rehetra izany )

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 6 років тому +1

    Sarotra ny programan'asanao Atoa Ratsietison! Tsy 'paiso' na 'venand' ireto Vondrona Iraisam-pirenena manara-maso akaiky eto amintsika eto ireto! Fomba fiasa anaty 'tranon-kala' mafonja, tohanan'ny any ivelany, mba hapahantra antsika lalandava. Manana teknisiana mahery sy kalazalahy maneran-tany izy ireo entiny manjanaka an-kolaka na ara-bola, na ara-tsaina, na ara-panahy,...na ihany koa - miara fandrahonana mpitondra isan-karazany maneran-tany(famoronana ady an-trano / korontana, aretina loza maharipaka mponina maro, hanoanana, valala, halatr'omby,...). Tsy miseho fahatany ireny tranga ratsy ireny, misy fotony avokoa. Ianao Atoa Ratsietison - teknisiana irery. Mila sy tokony mivondrona sy mitambatra @ ny teknisiana Malagasy maro samy hafa mba ho mafy orina. Mifarimbona. Mifototra @ ny Soatoavina Malagasy. Manosika sy miady @n' ireto Vondrona Iraisam-pirenena eto(franc macons / Lions Club / karana / sinoa / ....). Ary manapaka maka decisions collectives hatrany - teny hifampierana(Faritra 22), ifanomezan-tanana, ifanapatapahana, miala @ ny 'culte d'individu'. Tsy manapaka irery, indrindra2 fa ny mahakasika ireto harem-pirenena maro samy hafa eto, ny fiarovana sy ny sisin-tany Malagasy, ny lalana sy ny sazy mba hahaleo-tena sy hanaraka ny rariny sy ny hitsiny hatrany, ny fiandrianam-pirenena..

    • @solofor.2718
      @solofor.2718 6 років тому

      Misy marina ny remarque ataonao ... @ zavatra mitranga !..Efa voasoratra daholo izany...
      fa any am-parany any « 2TIMOTY 3/1-2-3-4 ».
      -Miara- miasa mahasoa y zavatra rehetra ho an’ny mino ka tsara ny manamarika fa ny « TENIN’ ANDRIAMANITRA » irery no Efa nandresy izaoTizao!..
      «JAONA 16-33 »

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому

      io ilay fisainana andevozin'ny Vazaha!

    • @solofor.2718
      @solofor.2718 6 років тому +1

      Toe-Tsaina Efa voafatotra sy voa zanaka hatr@ fanjanahan-tany!..
      ...

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 6 років тому +2

      O ry ravahoka tsy fatatrao ny ola rehetra niarany zao age ka tafavoka t@ fanovana revolution
      Ra tena vonona tsy misy zavatra tsy vita fa le gasy ze tga eo @ io seza io mitsy no tena maivado mora vidina avelao ny ola ze mavita miady araka ze fahitany azy .
      Ko makahery io raga io za ho tody sy ho vitany somatsara ny zavatra kasainy .Andriamanitra ane ho eo anilany madra kariva anapy azy @ zany . Fa vitsy ary tena tsy misyitsy no miteny toy ny atony zany teny nareo zany fanabokana sy fihetsiky reo panazanaka no tanisainareo ka io no toerina ielana ao @ zioga reo alikamaty panajanaka reo .
      Tena mapahery sy manohana io raga io tateraka za .ZANY NO ZAVATRA TSARA ENONA SY MALINA FA TSY TY FATINA ALIKA LAHY MITADY SEZA NEFA EFA NANAPOTIKA NY TANY SATRY NY FOMBANY D ATAO MITSY ZE APAHANITRA NY VAHOKA AFAHANY MANAO AZY @ ZE ITIAVANY AZY ZAO HITA ZAO
      TONGA ZAO NY FIFIDIANANA DE TSIPAZANA FOTSY BARY LE VAHOKA MENAKA 1L LABA TEESHIRT D TOGA EO @ LE SEZA D AHORONA DAHOLO NY ATENA LE TANY BOIS DE ROSE ARENA ABANY NY TANY NY ARENA IVELANY MADAGASCAR SY NY COMPTE ANY IVELANY FA IO RA TOKONY HO IZY ZE MAVITA NY MANDAT REHETRA TSY MISY MIAMIKAMINA ZANY FA TONGA D CONTOLENA NY FANANANY REHETRA LOHARANA MITSY ANY ZE MISY AZY TSOTRA LOTRA MAKO REFA VOKY NY ALIKA D MITSOKA NA MIKROTANA LE FIRENENA TSY TAFAPETEAKA EO @ SEZA EO TSONY NY VODONY.
      NA REFA TSY ADRAY NY ADRAIKINY NY FITSARANA SY NY ORINASA MEDRAIKITRA IZANY D MIDITRA NY FITSARA BAHOKA SATRY REO NO TENA MAHITA FAISANA SY MIZAKA NY TSY ZAKA .
      ARY RA MASA REO CANDIDATS SASANY REO MANAO FINIANANA OTRA NY IO RAGA IO D MANOVA BA HO HITA RA MASA . ALAO HOZONONA MITSY ZE NAGALATRA NANODINA NY ARENA NY IO TANY IO KA NATONGA NY VAHOKANY MAHANITRA TOY ZAO .AZA VANONA MITSY ARY TSY AHITA FEDANANA NA AIZA NA AIZA FA ITABESARAY ALAHELO SY NY TSININY REO VAHOKA REO TSY HO ZAKANY LAJAINA NA ZOVY NA ZOVY FA MASINA IO TANY IO .
      HIDONA TSY HO HELA ZANY .
      ARY IO BAIBOLY NSAINA NIPEHANY IO RAGA IO AGE TSY IZY NO NANA2.NA HEVITRA T@ IO FA LE VAHINY NASAINA NIARAKA T@ no niteny azy ipaika an io baiboly io d nitana ny teniny izy aza ny baibony no asina resaka fa ra tena lehilahy ze candidat sasany manova any zany ra masa ary tena marina ny zavatra avokany ny vava dozany .
      Fa fadaigana fagronakarena sy kolokolo no hainy manina mo ra asina mipaika ko ra tsy nanao zany na asina misotro rano bolamena ra masa .
      Reo no tena favalo ny io tany io .
      Tokony fogorona fa maniba ny tany .
      ZAO RY VAHOKA ASORY AO @ SAFIDINAO RETO TELO RETO ALAVITO OTRA NY FASABAO :
      RAJAO- RAJOELY--RAVALO .
      REO NO TENA FOTOTRY ZAO FIJALINA MAHAZO NY GASY ZAO
      ATONY REO VOZOGO SARIBAKOLINY .

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому +2

      tena marina ny "voalazanao"!!!! Ratsietison Jean Jacques Président!!!!

  • @marinathiana7042
    @marinathiana7042 6 років тому +1

    Ny émission Kolo TV 29/08/2015 no tena tsara be!! Tena débats entre économistes manazava situation @ "manière simple". Mba mijereva koa ny zavatra mivohaka any ivelany fa ahitana ny explication'ny zavatra misy eto Madagasikara. Ity misy riho tsara hojerena: ua-cam.com/video/Pak5Zrmw6aw/v-deo.html

  • @itodyreafassah9751
    @itodyreafassah9751 6 років тому

    Tsara ilay programa toekarena fa ny fanontaniana dia afaka 5 na 10 taona inona fiantraikany. Fa ny tena marina dia ny finiavana marina hampandroso ny firenena no zava-dehibe. Ka aiza hoa aiza ny fandriampahalemana fa mila miaraka amin'ilay programa io.

  • @marinathiana7042
    @marinathiana7042 6 років тому +1

    Za zao olona roa no mbola hitako ahavita azy raha ho lany prezidà: ity Jean-Jacques Ratsietison ity sy i Patrick Raharimanana. Olona tsara hevitra tia firenena ireo amiko. Nojereko daholo ny émissions télévisées (débats sy invitations) nanomboka 2014 ka h@ 2018; tsy natory aho fa mandalina; ireo roa lahy aloha no tena ao tsara. Miandry ny andriambavilanitra avara-pianarana e!! Aiza ny vehivavy o?

  • @hervrasam
    @hervrasam 6 років тому +1

    tena mety be kosa le vin'e !!! tena fanavotana ity Ramalagasy fa de anao sisa no erany !!! Fidio izy fa tena fanavotana ity !!

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому +1

      izay mihitsy!

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 6 років тому +1

      Io no canfidat tena misy ho raisina sy tena manazava ny zavatra misy sy ny lalana tokony izorana .
      Sady masa minia mitsy @ fanapeana baiboly ra masa ny alika sasany d paho ra masa fa tena marina hazo inianana fa masina ny tany .AZA NY BAIBOLY SY NY OLA MIPAIKA AZY NO EJEHANA FA ENAO ZE MANEJIKA NO TENA TSY MISY SAINA ARY NY BAIBOLY NO FANOVANA FINIANAANA KA AKOBONY NY VAVA D MADINY .

  • @joliorakotovao3835
    @joliorakotovao3835 6 років тому

    Valoha Ravahoka .(valiny )
    Enao no tena paiso fanakana2 daholo zany laeainao zany ka efa manazava ny fomba itondrany azy io ola io .satry zany no ho toerina enao no tena tsy matakatra zavatra efa manazava ny fomba itondrany azy izy .
    Makahery an io raga io ary miva2ka ny ato2sany zany
    Fa reto alo d fadio tsy mitsahatra mameriberina reto telo reto d asory ap @ safidinao :
    RAJAP - RAJOELY -RAVALO.
    REO NO TENA FAVALO NY IO FIRENENA IO .
    REO TELO REO TSY AFAKA MANOHITRA SY MANAO ZE OTRA NY ZE LAZAINY TU RAGA TY .
    SATRY SARIBAKOLY REO VOZOGO REO MIDY NY VAVANY MIKOBONA NY VODONY RA VO MADIKA FA SARIBAKOLINY TSY MAINTSY MANARAKA NY DIDINY .
    NA IDINY KO NY ROBINET MANINA RA MADRAY ATANANA NY RARAHANY NY OLO MAGA NY FIRENENA NA SOMARY MIJALY KELY @ VOHANY EFA FIJALINA ANY ZAO MISETRA ZAO ARY BOLA TSY LANY ONO MAGA IO TANY IO RA DAKANY DAHOLO REO VAHINY REO ARENA TENA MIOPAPANA AGE NY ANANANY IO TANY IO E ! FA TSY FATY JAVATRA KELY TS MISY DIKANY
    RA TSY ZANY TSY AMIKITRA AO REO FATINA ALIKA REO .TOKONY ANANA HAZO DAMOSINA @ ZAY NY GASY ARY SABANY ZAO NO NAHARE GASY ZAY ABONY NITENY TOY ITY RAGA TY KA MAKAHERY AZY ANATO2SA IO ZAVATRA ATONY IO RA MILATSAKA IO D IO NO CANDIDAT CREDIBLE TSARA HO FIDINA
    RATSIETISON MAHEREZA FA TENA MAFINARITRA NY MANARAKA SY MIHENO ANAO
    NY SISA D AKATONA FA NA VO MIJERY NY TAVANY AZA D MAKADO REO TELO MAIVADO REO FONA NO MISAVILY EO NY IRAY MO D MADILO NY SOFINA FBOLA TSY FOTONA NY PROPAGANDY D MISIDITSIDINA TAY @ INY ROPLANA INY TSY ANY @ D A LO VE NO TOKONY MA PETY ANY INY .

  • @solofor.2718
    @solofor.2718 6 років тому +1

    Tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona fa ny TENY rehetra izay aloakan’ny vavan’ ANDRIAMANITRA !..
    -Tsara ny mijery ny eo am- bilanin’ny malagasy ...fa tokony tsy ho adino koa ny manadio ny aram-panahiny satria:
    1-Maro ny Kristianina eto Madagasikara sinaingy ...ara-nofo ny ankamaroany ...mbola voafatotra ka miady an-trano satria tsy ao ny FANAHY Masina!...fa ny fanahin’ Ny fitiavam-bola no ao izay fototry ny ratsy rehetra!
    2-Mitondra FANDRESENA ho an’ ny Tena KRISTIANINA ny « TENIN ‘ ANDRIAMANITRA « @ alalan’ny FANAHY MASINA ...iazy fahasoavana avy @ TOMPO maimaim-poana !

  • @reviseursecoi6632
    @reviseursecoi6632 6 років тому

    solution à court terme ny fanafoanana ny MID satria amzao fotoana izao ny importation>exportation, discutable iany, tsara ilay programme fa ny tena olana nge rehefa tafapetraka ny filoha iray dia ilay "pression internationale" no tena enjana e, mila filoha mijoro atram farany hiaro ny vahoaka isika, tsy manaiky lembenana na hisy aza n embargo ataony occidentaux

  • @davidarandrianarivo3472
    @davidarandrianarivo3472 6 років тому +1

    Hifidy anao aho sady hanao propagandy anao , zay vao nisy sahy manao dinihana lehibe , mba misy fanantenana

  • @falyrabetsitonta2
    @falyrabetsitonta2 6 років тому

    Hatao Minisitra ny Midy ianao sns

  • @amazonepepe4768
    @amazonepepe4768 6 років тому +2

    Otrany maharesy lahatra fa asa ve mety tanteraka sa resaka théorie fotsiny

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому

      tanterany io fa "fidio izy"!!

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 6 років тому

      Amazone pepe za alo de resy lahatra sabany atraminy na tany
      Anio tany io nisy niteny toy zao sady saha nipaina baiboly .
      Ka tena makahery azy .ho tateraka sy totosa atraminy farany ny zavatra ho atony ba elany ny vahoka @ fijalina sy fagirifina @ zao fahatrana lalina zao .
      Tena tsy fiainana tsony efa tsy hitany le vahoka tsony iza no iatsapazany anala azy @ zao fiainana toy ny afo be mahazo azy zao ny fajakana tena tsy atokisany fa tena loho manoboka aty abany ka trany abony kolokono sy ny karazany tsy misy zavatra made
      Ny orinasa rehetra grevy mameno ny tanana asa ze fifidiana2 ivoka eo ? Otra ny iza @ zao fitragany zavatra zao .io ko efa diofiny ola fa tsy il fifidianana io no made alo fa ny fanorenana ny fotony .ga asa ze atahorany io fajakana io manao zany manebatsebana ny tombotsohany matsy io .nefa mitaky fifidiana2cmadio sy magarahara .bola tsy ho to2sa zany ra zao no fadehany fa mety agala bato no heviny
      Ka manitona ny vahoka rehetra ba ho mailo refa tonga zany fotona zany .

  • @dood587
    @dood587 6 років тому

    TSARA NY HEVITRA FA!!!!! tena FIFANDONANA mahery vaika ara-ekonomika amin'ny Mpandraharaha vahiny izay zatra NANARARAOTRA Ny main-d'oeuvre sy entana MORA eto Madagasikara ary efa mamatsy ny FIFIDIANANA mihitsy .

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 6 років тому

    ary tena tsy misy miteny mihitsy ny fiaran-dalamby mampandroso ny fizahantany sy ny transport io no tena ilaina maika eto madagasikara fivoarana haingana misaotra

  • @marinathiana7042
    @marinathiana7042 6 років тому

    Resy lahatra aho!! Nahasaha ninihina t@ ny baiboly ianao

  • @angelinefaratina5932
    @angelinefaratina5932 6 років тому +1

    Mianiana @ baiboly sisa satry efa tsy mifampatoky itsony, hmmmm.

  • @hyacinthavolana6992
    @hyacinthavolana6992 6 років тому

    Asa mitady olona fa tsy olona mitady asa,,,,,tsara koa le theorie zan ka

  • @kougona
    @kougona 6 років тому +3

    ataovy serieux de tena possible v zany de tsis nanao zala reo ????

    • @randriaandry795
      @randriaandry795 6 років тому +1

      tsy nataony mihitsy izany satria raha tafa ny gasy dia tsy afaka manipulena intsony isaky ny fifidianana

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 6 років тому

    Ny Institution financiere nge no tena mahay mangalatra eto amboniny tany e.Io sy ny justice.Mbola tsy hitanareo zany hoe afaka mividy zavatra na tsy misy vola fa 200 pourcent ny interet. Danz be reny fa mitandrema. Ny maha gotry ny olona indrindra dia ilay interet variable, selon ny marche ny bourse. Danz be io fa tena mila mailo be. Io nahatonga ny foreclosures betsaka aux Etats Unis.

  • @andrianarijhonphiliberthot2617
    @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому

    raha mivadika amin'ny "fianianana nataony t@ Baiboly Masina" izy dia efa Andriamanitra no manasazy azy @zay fa tsy ny Vahoaka Malagasy intsony!!!!Mino aho fa fantany tsara ny zavatra atoany io!!!! fa tsy hanaonao foana izy!!! Isika dia hifidy azy dia ho hita eo kosa ny "ho zava-bitany" . Efa elaela ange izy io no nitory io " fanafoanana ny MID" io izay ê fa tsy misy mihaino kosa an!

  • @lantoravonjison6355
    @lantoravonjison6355 6 років тому

    Toy ireny ny olona tokony hitondra , misy lohany sy vodiny ny zavatra lazainy.

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 6 років тому

    tena izay no tokiny atao ny lany filoha hitondra eto madagasikara miala rehefa tsy mahavita zavtra izay mampandroso ny firenena misaotra

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 6 років тому

    tsy mety ny minina @ny baiboly fa rehefa ny teny izy fa hiala raha tsy mavita zavatra ao anatiny iray taona dia efa tsara misaotra

  • @miandrymahasoamanantena3007
    @miandrymahasoamanantena3007 6 років тому

    Asa fa tsy kabary, ny asa vokarina ho an'ny malagasy ihany no hahafahana manavotra ny malagasy fa tsy ny fanampiana avy any ivelany izany! Betsaka ny manampahaizana eto fa salovanina sy tapenambava! Tena asa le ho atao! Tsara le vina satria tsy nisy nihevitra hiasa izany teto hatrizay fa nihinana sy nitavandra vahiny foana hatrizay! BETSAKA NY CANDIDAT MITOVY HEVITRA AMIN'ITY FIFIDIANANA ITY FA DIA TSY HAIKO NA TSY MIFANKAHALALA NA SAMY MAKA HO AZY, NAHOANA NO TSY HATAMBATRA NY HERY FA MITSITKOTOKO!

  • @Zaken077
    @Zaken077 6 років тому

    TSARA NY FIKASANA ARY HITA FA TENA OLONA TE HANAVOTRA NY GASY HIANAO KOA DIA MIRARY SOA HO ANAO IZAHAY ! FA NY OLANA DIA NY HOE EFA TENA VONONA NY HIALA AMIN'NY ITY FAHATRANA ITY VE NY GASY SA MBOLA HO VARIANA AMIN'NY HELIKOPTERA SY NY 4X4 BE tsy hitondra soa hoan'ny besinimaro

  • @maitremakarof9961
    @maitremakarof9961 6 років тому +1

    Manonofy misy masoandro

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 6 років тому

      Betsaka ireo Malagasy mirary ho tonga President i Ratsietison ary tena HAMOTIKA ny olona tohanareo tsy mirary afatsin'ny RATSY ny hoavin'ity Madagascar ity.

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому +1

      Tokony mba manome vahaolana ireo be "fanakiana " ireo!!!!

  • @florentrandriamampionona2032
    @florentrandriamampionona2032 6 років тому

    ireo mpitondra hatramin'izay rehefa mangalatra volambahoaka dia mandositra any am-pita manaraka ny vola nangalariny. Ka mba hialana amin'izay raha tena marina ny lazainao dia manaova fanambarana hoe TAPAHO NY LOHAKO RAHA TSYVITAKO IO ao anaty fe-potoana nomeko

  • @hopetodihasina6566
    @hopetodihasina6566 6 років тому

    Le panao Gazette to ts mba manotani mits oe ina no meti sakana ts havitana anze volaza retra teo

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 6 років тому

    tsara daholo ny hevitrao saingy aoka tsy ho be fampanantenana ny vahoaka fa vahoaka nona izireo fa ho sarongitiny vahoaka iananareo ka tandremo ny engagement dia tsara ilay hoe raha tsy tanteraka dia miala ianao fanamby olona vonona mihitsy kao rahovina ianao Atoa RATSIETISON no anao fampielezankevitra ho any vahoaka fa rahany heno tsara iza dia mahalina saingy ireto mpiray tanindrazana ve hatakatra ny hevitrao sa mila menka sy vary tonga dia any ambava dia mahereza fa aza kivy misaotra

  • @andryrasoazananoro5759
    @andryrasoazananoro5759 6 років тому

    ny mpahay toe-karena dia be dia be, ary ny filoha ankehitriny dia anisan'ny manam-pahaizana manokana momba izany. Mbola mendrika an'ny filoha Hery ny hitantana ny firenena fa izy no manana vina mahomby hampandrosoana ity firenena

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому

      Hiandry ny vazaha sy ny 2030 ve? non!non!non!

    • @imprimeriem1com746
      @imprimeriem1com746 6 років тому

      Hery Rajaonarimampianina rehefa tsy nisy fiovana tao anaty 5 taona d'efa tsy izy zay fa mpamita-bahoaka, izay sahy manala io decret momba ny MID io no tena tsara satria io no fototry ny fahantrana.

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 6 років тому

    Efa zava_dehibe aloa le fianianana sy engagement f ataovy mifandahatra @ ireo mpanao politika tranainy sy ireo hilatsaka candidat rh manaiky hiara_iasa @ ny ireo (hifanoana) @ ze vina rht nolazainy teo
    Misaotra TV plus mankasitraka ndrindra

  • @salohyrafidy3181
    @salohyrafidy3181 6 років тому

    Bine Lux 😂😁😀

  • @razajao
    @razajao 6 років тому

    Tsy misy relation directe @ sandan’ny ariary ny mi-signer joint venture @ investisseur etranger. Tena d’accord mihintsy izaho, ary tokony ho voizina mafy io @ campagne électorale. I Botsowana no nanery ilay compagnie africain du sud nitrandraka ny mine de diamant tany talohan’ny independance-ny Toan’ny société rehetra io : ny sasany mitondra ny vola sy ny fahaiza-manao, isika kosa manao apport en nature (ny richesse minière etc). Ny tena enjeu dia ny manendry expert mivaloriser ny apport-tsika. M’abat izany ireo nitondra rehetra teo aloha, fa ny commissions any am-paosin’ireo negociateur-ntsika no prioritén’ireo ka tsy nahagaga ireny 1% ireny. Kanefa, raha ho exporte-na ny production avy @ ireo harena hiaraha-mitrandraka @ investisseur, dia tsy heverina ny compétitivité prix @ alalan’ny juste taux de change, fa tsy decider-na arbitraire fotsiny. Mety tsy ho interesse koa anie ny investisseur raha hitany fa prohibitif ny taux de change ariary contre devise.

  • @razajao
    @razajao 6 років тому

    Tsy pb Mid fotsiny io lazaiko io satria na déterminé @ alalan’ ny decret aza ny ariary contre devise dia tsy tapahina araka izay hitiavana azy. Tsy maintsy manafatra entana isika. Marina hoy aho fa mora ny vidiny raha ambony ny sandabola ariary. Ex.nomeny raha 1€=20000 a ka 20000a ny l. Mahazoarivo 1 l isika iCal. Raha reevalue y ariary ka lasa 1€=10000a, dia lasa Mahazoarivo 2l isika. Isika koa anefa exportateur fa tsy importateur fotsiny. Nanonona exemple secteur aho. Santionany ireo fa ny pb dia mitovy : Ohatra. mi-exporté volamena isika. Andeha hatao hoe 1€ ny g. T@ 1€=20000a, 20000a izany no vola miditra @ ilay exportateur.. Hoy Ratsietison’ faritana arbitrairement ho 1€=10000a, dia lasa tsy mahazo afatsy 10000a sisa ilay exportateur. Raha mbola te ahazo Ilay 20000a izy ohatra, dia ampakariny ny prix 1g d’or à 2€ fa tsy 1€ intsony. Comme Nous ne sommes pas le seul fournisseur d’or sur la planète, le client etranger va chercher ailleurs l’or. Ny alternative izany dia na midina avo roa heny ny recette ilay exportateur gasy, na tsy alafo izany any ivelany satria tsy competitif ny prix. Rehefa miresaka sandabola, dia tsy maintsy analyser-na ny impact @ produits importés sy ny prix de vente de nos produits exportés.

  • @francojoelranaivo3703
    @francojoelranaivo3703 6 років тому

    SAO dia mis teknisianina ato e.mb hazavao tsara lay izy fa tsy mazava ee.MID??

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 6 років тому

    Il est courageux cet homme pour avoir juré sur la bible ses fondamentaux projets. Bravo. Je me retourne sur Monsieur Abraham Razaf avec tous mes respects. Monsieur pouvez-vous trouver ( un invité ) un challenger de compétence ( si possible un autre économiste ) capable de lui donner une bonne réplique , de préférence un non-candidat car il est peut-être une des solutions à faire sortir les trois ( 3 ) MOUCHES-QUI -TERRE de mer....

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 6 років тому +1

      Ngeda Robinson ce n' est pas du courage QU'IL A CE MONSIEUR MAIS C'EST DE L'AMOUR POUR SA PATRIE .ET SON PEUPLE QUI SOUFFRE A CAUSE DE CETTE SALE COLONISATION C' EST LE SEUL QUI EST CREDIBLE JE PRIE QU'IL REUSSIT CAR LA SITUATION EST TELLEMENT CRITIQUUE CELA NE PEUT PLUS DURER CE PAYS NON SEULEMENT SE TROUVE DANS UNE PAUVRETE TOTAL MIS IL SE VIDE AUSSI DE SA RICHESSE .QUE VA DEVENIR CE PAYS L'ORSQUE TOUT SERA DÉPOUILLÉ OÙ IRA CE PEUPLE
      IL VONT TOUS IMIGRE JE CROIS QUE CE MONSIEUR VOIT TRES LOIN ET NE CHERCHE QU'UNE CHOSE C'EST SORTIR SON PAYS EY SON PEUPLE DANS UNE VIE MEILLEUR CAR CE PEUPLE A TROP SOUFFERT ET IL NE LE MERITE PAS .ENFIN ÇA FAIT PLAISIR D'ENTENDRE QUELQU'UN S'EXPRIMER AINSI ET C'EST LA PREMIERE FOIS ON ENTEND PAS VOIR JAMAIS DE TELLE PROPOS EN EXPLIQUANT LA SITUATION ET LES DEMARCHES QU'IL VA FAIRE
      J'INVITE LE PEUPLE TOUS CEUX QUI SOUFFRE DE CETTE SITUATION A SE RANGER DERRIERE LUI ET A LE SOUTENIR CAR CE PEUPLE NE SAIT PLUS VERS QUI SE TOURNER IL N' A PLUS CONFIANCE MEME A SON GOUVERNEMENT QUI EST CORROMPU .
      JE SOUHAITE BEAUCOUP DE COURAGE Â CE MONSIEUR QU'IL RÉUSSIT CAR C'EST SA REUSSITE QUI VA DONNER LA SOLUTION A CE PAYS CAR IL MERITE AUTRE CHOSE MIEUX QUE CE QU'IL ENDURE EN CE MOMENT C'EST TES DIFFICILE A VIVRE C'EST UN PEUPLE TRÈS PATIENT IL NE MERITE PA ÇA .ÇA FAIT TROP LONTEMPS QUE SA DURE .
      CE N' EST PAS CE MONSIEUR QUI S'EST RETOURNE SUR LA BIBLE MAIS C'EST LA PERSONNE QUI A ETE INVITÉ EN MÊME QUE LUI QUI L'A PROPOSÉ QUE S 'IL TIENT SON ENGAGEMENT DE JURER SUR LABIBLE CE QU'IL A FAIT D ' AILLEURS CE N'EST PAS ETONNANT CAR CE PEUPLE EST TRES CROYANT CE QUI EST TOUT A FAIT NORMAL VOILA UN HOMME CE QUI LE REND ENCORE PLUS CREDIBLE SA NE C'EST JAMAIS VU .LA ENCORE C'EST LA PREUVE QUE C'EST UN HOMME DE PAROLE .CAR CETTE TERRE EST SAINTE COMME LE DIT TOUJOURS SON PEUPLE .

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому

      j'approuve!

  • @angelinefaratina5932
    @angelinefaratina5932 6 років тому +1

    Ny miresaka anie mora e, raha nanatanteraka ny fampanantenana nataony ny filoha rehetra zay nifandimby teo de efa ela I M/car no taf fa ny akamaroany manao fampanatenana pokaty.

  • @razajao
    @razajao 6 років тому

    Ny devise atakalo ariary dia importé entana avy any y ivelany. Mora ny entana hafarana raha ambony ny sandan’ny ariary mihoatra @ devise. Avy aiza kosa ny devise hividianantsika ny entana hafarana ? Avy @ entana exporté na : vanillé. textile. Tourisme, nickel, cobalt....Mihalafo avo roa heny avokoa ny vidin’ireo ho an’ny client international. Potika daholo ireosecteur mampiditra devise ireo satria hitady fournisseur any @ pays hafa ireo. Tsy hanana devise hanafarana entana intsony i M/car satria na dia vis aza tsy hainy amboarina akory.

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 6 років тому +1

      Azafady Rivo MID fotsiny no nojerenao. Manana harena maro tsy ho voatanisa i Madagascar ary mino ahy ianao faha ny produits ho hamidin-tsika dia manaraka tsara daholo amin'ireo vidiny voafetra amin'ny Marché international.Ny ao an-tsainao angamba dia ireo mboLa faly amin'ny 1% de ristourne. Hoy Atoa Ratsietison hampatsihahiviko aminao : Satria isika Tompon'ireo harena ao amban'ny tany dia FIVAROTANA à 100% no tanjona naha raha i hihiditra Investisseurs r'izareo dia tsy maintsy minimum Associés mitondra 49%/50%. Par MILLIARDS en DEVISES ange Rivo ny vola ho kirakiraina amin'izany eehII Hivaoka amin'ny FAHANTRANA isika Malagasy ary ny FANIRINA dia ho SAMBATRA isika rehetra.

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 років тому +1

    Vao manaratsy olona ianao de efa tsy izy amiko fa resabe fitsiny,ra tena marina ianao de tsy mila miteny olona hafa fa ny programanao tenenina de vita,fa tsy mila miteny an-dRabe na Rakoto..aoka zalah!tsy atao kilalao ny baiboly io fa masina io!!

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 6 років тому +1

      Odety .
      Azafady fa afaka milaza ze tiny lazainy ny candidat ny mpififidy no mifidy ze tiny sy manao ze itany fa mety .tsy ny pifidy no ibaiko ze tokony atony candidat na lazainy .
      Ze candidat toano fa avelao ny candidat anao ny propagandiny mikasika ny baiboly fomba io refa zavatra serieux
      Ary aleko mieno ola manazava ny zavatra tohizao sady malala ny zavatra teneniny toy zay mieno ny alika sasany efa nanitrikitra ny tany ao anatiny fahatrana tateraka nefa bola tsy afapo iany kiso lahy reo fa bola te ifitra eo @ seza .any
      So fa misy candidat toy io raga io sady mafatatra ny zatra lazainy sady manome lalana ielana @ ty mahazo ty tany ty .
      Ny kiso lahy natonga le tany maty toy zao ts enatra ts tahotra bola sa minina fa anarina azy nefa efa kiso lahy io any no nagalatra ny arena io tany io .TSY ITAKO ZE MA TEZITRA ANAREO MILAZA NY NATONY CANDIDAT SASANY TOKONY LAZAINA MITSY ARA NY BILAN REO NITONDRA RETRAde TALO TEO ARY ZAO NO TOKONY HO LAZAINA AFAHANY VAHOKA MANAO NY SAFIDINY KA ZAO NY RAISONNEMENT :
      RETO TELO RETO KALO DE FADIO ASORY AO @ SAFIDINAO RY VAHOKA :
      RAJAO - RAJOELY - RAVALO
      ZE TEO RETRA TOKONY DAKANA DAHOLO FA TSY NAVITA AFA TSY NAPAHANITRA NY GASY .ZAO HITA ZAO TS MISY MADE NY ORINASA REHETRA NA RAY AZA
      VOMAIKA TENA GRAVE NY PIASA ZAO EFA TSY MANAIKY ATAO TSIDRY HAZO LENA GREVY ZAO MAMENO NY TANY .MIKATSO NY REHETRA .
      RA IITSIKERA CANDIDAT @ zavatra tsy aleany d akobony ny vavavanareo de miheno refa tsy tinareo d tapeno ny sofina fa tsy votery . .
      mite

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 6 років тому +2

      Valy teny ho any lisy nirina.
      Io abany io ka vakio tsara .

    • @andrianarijhonphiliberthot2617
      @andrianarijhonphiliberthot2617 6 років тому

      Tsy maintsy mitantara ny zava-nisy izy fa tsy manaratsy izany ê!ka raha nety ve ny nataon'ireo teo aloha , inona moa no itadiavana olona "hafa" sy "vaovao " ê? Fantany ny "valeur"-n'izany Baiboly Masina izany ary izy aza tena "MATAHOTRA" an'Andriamanitra , fa ny betsaka teo dia tsy mino akory izany Andriamanitra izany fa miseho ivelany fotsiny! Nisy aza nanao "komonio" any am-poasiny....zany ve hiraharaha izay mpiray tanindrazana aminy!!!!!!Ny fiainianana teo aloha dia natao t@ "constitution", na ny azy kosa tamin'ny Baiboly Masina mihitsy (engagement be anie zany ê!!!!) fa tsy kilalao izany!!!!

    • @andrtsoa
      @andrtsoa 6 років тому

      Odette Lisinirina
      Ny zavatra niseho teto @ firenena no tatarainy fa tsy nanaratsy olona izy. Raha ianao mahatsapa fa manaratsy ilay zavatra notatarainy, dia ilay zavatra niseho mihintsy no ratsy fa tsy izy no manaratsy.
      Betsaka ny nanao fampanantenana teto fa tsy mbola nisy nilaza ny làlana ahatongavana amin'izany hafatsy i RATSIETISON Jean Jacques. Manonofy miheno azy, fa manonofy mahita soridalana.

  • @bigtox4062
    @bigtox4062 6 років тому

    mirediredy tay

  • @hasinaraherimandimby2819
    @hasinaraherimandimby2819 6 років тому

    Aoka mba tsy hiteniteny foana fa ny MID ange miankina am balance commerciale e. Maninona koa raha tsy lazaina hoe ataoko 1 euro égal 2000 fmg. Tsy misy afa tsy ny productivité n'ny pays no mampiakatra ny sandambolany. Mitovy ihany na atao flottement na atao par décret ny dévaluation na koa ny fiakarana amiko.

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 6 років тому

      Miangaviha an'i Abraham Razaf mihitsy ianao hamaly ( débats contradictoires ) an'i Atoa Ratsietison faha izahako mihitsy no nangataka olona toy ianao hamelaberatra faha TSY METY NO RATSY ny VINANY.

    • @jean-jacquesratsietison4463
      @jean-jacquesratsietison4463 6 років тому +1

      Izany ve ? ka maninona ny dollar amerikana tsy mihen-danja be mihoatra @ yuan sinoa fa ny déficit commercial amerikana no lavaka be indrindra eran-tany. Sao dia ianao no miteniteny foana ? Ary tsy fantatrao akory fa rehefa ao anatin'ny taux de change fixe dia décret ihany no afaka mampiakatra na mampihena ny sadam-bola. Efa nisy teto izny t@ 2ème république fa nampihen-danja par décret foana no nataon'ny fitondrana t@ izany.

    • @heriramani3841
      @heriramani3841 6 років тому

      Dida Ratsietison Ny hevitra hafa sy mahery vaika toy izao no tena ilain'ny firenena ! Adalana ny mikiry manohy ny efa hita fa tsy mahomby. Indrisy fa maro loatra ny économistes gasy voazanakin'ny libéralisme. . . mamerina fotsiny ny théories nosoratan'ny vahiny fa tsy manana toe-tsaina "mpamorina" na "inventif" mifanaraka @ny filan'ny vahoaka sy ny firenena. . .

    • @heriramani3841
      @heriramani3841 6 років тому

      Hasina Raherimandimby Aza maimaika mitsikera ny zavatra tsy voafehy fa mamita-bahoaka !

  • @nirakoto3885
    @nirakoto3885 6 років тому

    O rangah ty a. Aona n mpamboly amzany vary mora be zany. Ku ra ts paiso n ol kuu.