DON-DRESAKA LIVE DU 07 AVRIL 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 23 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 20

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 6 місяців тому +1

    Atoa Mamitiana : 3 naha 4 Isan-Taona dia misy Rivo-doza faona midika izany faha Tsy Misy mihintsy ny Fikarakarahan'izany mba Hisorohana. Aiza Miantsara Velatsiha ianao. Minable.

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому +1

    Mme Voch, heviny izany satria , io no nitondra nitondrany ny Négociation tsy mety ka nampidaraboka AZY fa hampidirinareo ao foana ny FILOHA,
    SOA ihany fa narovan’ ANDRIAMANITRA foana ny zanany , Misaotra ny TOMPO

  • @benjaminandrianaivo9623
    @benjaminandrianaivo9623 6 місяців тому +1

    mba asio "casting" ranga ty fandaharana ity mba itazomana an'ilay lenta fa misy na miteny phrase iray aza tsy hainy, hany ka voatery mizapper kely izahay refa anjaran'io olona io

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому +2

    Oui foana ny tsy mampandroso an’i Madagascar , olona efa mibahana ny Fampandrosoana an’i MALAGASY , raharampirenena ity ry NDD an!!!
    Sa tsy nisokatra ny Sy ny sofinareo t@ nataon’i Christine, ny FITIAVAN’ i PSDT sy ny fahorian’i t@ zanany MATY iny ? Tsy misy tsy nataon’i Psdt tariny , nefa na dia IZANY , tsy mampiverina ny zanany teo ankaikiny , iza no tsy niteny sy tsy nahita ny nandraisana mitovy t@ RENINY NITERAKA AZY , IZANY Ve no nandakany ambavafo an’ i PSDT !!!!
    Tipak’ombalahy iny nataon’i Christina iny , RAHA TSY MAHAVOA , MAHAFANINA , fa RAHA MAHAVOA KOSA , dia mahafaty
    Nieritreritra ny handaka AHAFATY AN’ I PSDT IZY H@ alohan’ny FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA , fa , narovan’ ANDRIAMANITRA I
    PSDT
    RAJOELINA , ka fanina fa tsy MATY ,
    Olombelona Ve no RESAKA ETO sa Fihainampirenena ????
    Na 2 mois na iray taona ry NND ity a!
    Hita mihitsy ianao fa tsy MIRAHARAHA ny fiainan’ i Malagasy @ vahoaka Malagasy , fa MIARO MENARANA
    MPAMITAKA
    Efa hita izao fa tsy mampandroso nefa
    Mbola MANJAKA FOANA NY FANOMEZANA FOANA FOANA NA INONA NO ATAON’I FANJAKANA @ izao
    2mois , 2 mois NDOZA nao badalela ity
    pffffffff
    mihovà alohà ny Toetra Ratsy fa tsy MIKAPOKAPOKA @ fankahalana
    Mody manao MAHAY miresaka , nefa mpanao POLITIKA MALOTO SAINA
    Tandremo an! , raha feno fankahalana foana ao @ fonareoMPANOHITRA , tsy Maha ela VELONA

  • @HERYOSJULES
    @HERYOSJULES 6 місяців тому

    Zava-doza ho an'ny Tanindrazana hono raha tsy mahazo maro an'isa i Rajoelina eny TSIMBAZAZA, 😢😢😢

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 6 місяців тому

    Efa tsy mahita olona intsony ve ny tvplus avy aminy ankolafin'ny fitondrana no olona "faible" toa itony no haroso !? ABS

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому

    Misy ny harovana mihihitsy ka ! Ny fanonganampanjakana tiany ho tanterahina sa GILA ny maso tsy mahita

  • @ravaonirianafanjaniainamar9506
    @ravaonirianafanjaniainamar9506 6 місяців тому

    Mankasitraka eh mafinaritra dahlo nareo n'a Dia misy aza ny indrokely

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1yn 6 місяців тому

    Aoka ho lavina ny fitondrana telefôna ao anaty ny efitra misy ny urne aminy fifidianana manaraka rehetra tompoko.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 6 місяців тому

    Lay olona nanao contrat abusif tam vahiny mpitrandraka anie no tena tompon antoka am fahantrana hoe mis harena nefa tsy gokain ny malagasy àkory. Mba 1 % va contrat mba nitsinjovin ny ravalo hoan ny gasy am harenany,...de i rajoelina no handrihana ny tsy mety...

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому

    2 mois : MANAKORONTANA AMBONY ALBANY

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому

    Maninona i Madagascar ohatan’i izao ! Toaetsainan’ ny MPANAO POLITIKA lò ny TOETSAIKA KA RAHA TSY MANOVA POLITIKA DIA SAROTRA RANAMANA , ho hovay ny TORTAINANAREO
    POINT BARRE

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому

    UNDD io tsy ao

  • @lucienralaivita1497
    @lucienralaivita1497 6 місяців тому

    Nahoana no tsy noroahina ny Députés TIM any Andramasina sy Betafo rehefa nanohana ny TGV ? Ary tsy ny art. 72 ihany no mifehy ny olomboafidy fa ao koa ny art. 73 sy74 .Ny art. 74 Tompoko dia milaza fa ny PAN , sy ny Bureau Permanent dia fidiany Députés rehetra , ary raha misy fahadisoan'izy ireo , dia ny 2/3 ny 151 Députés no manala azy . Narahina ve izany lalàna sy fepetra izany , tahaka ny nanalana ny Filohany Loholona taloha . Mianara lalàna ,fa aza miteniteny foana ry zandry a!

    • @patrickrazafindrakoto7430
      @patrickrazafindrakoto7430 6 місяців тому +1

      Ary lay bandy lava volo ity mba inona no ataony eo kay !?!?!

    • @Arison14
      @Arison14 6 місяців тому

      ​@@patrickrazafindrakoto7430 asaina mamaky taratasy fotsiny fa bandy taiay hevitra

  • @SoamFabre
    @SoamFabre 6 місяців тому

    Bado IZANY IZY raha tsy naha TSAPA ny hevitr ´IREO C11

  • @lucienralaivita1497
    @lucienralaivita1497 6 місяців тому

    Tsy voavaliny Zanaky Mme Olga ilay fanontaniana mikasika ny PAN sy ny Président ny Sénat taloha . Laniny kisoa ...

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 6 місяців тому

    Inona moa ny manara dalàna hoan mpanohitra ?