Quels grands bonheurs pour moi qui n'a plus vécu dans mon pays depuis 50 ans et que soudain je me suis plongé dans ces mélodies qui me remplissent d'émotions et de ressources. Merci à vous tous de m'avoir permis de vivre dans cet univers de don mon enfances et que je j'emporterai sur moi pour toujours. Pierre Randriaminosoa.
eric R hafa ihany re sika malagasy tena mahatsiaro anay mianadahy refa miara mihira izy roalahy kambana sy dokoter mitendry gitara ka nny masoandro maty no mampalahelo malaikisaraka tenefy eryza manao 2eme voie vizy ,, belle lala manao 1er voie kambana sy dokotera feo faha 3 dada zaka manao beso oka fotsiny ny vinant o vavy mihaino sy manamboatra kafe indrindra moa rehefa tena kamboty zahay tena manina retoa mitomany sisa e mama sy aty antany lavitra aty
Eny, mahatsiaro ny fahazazana tokoa ka mila hirotsaka ny ranomaso. Fotoan'ny hantahanta eo anilan'i Kaky sy i Neny. Misaotra amin'ny kanto ifampizarana.
ee!! Marina zany,mitam-berina ny fahazazana!!@ alina diavolam-pararano eny an-tokotany, manao faribolana de mikalo sy mihira mafy dia mafy ho henony manodidina!!
Mankatelina ê ! Ho faly aho raha hisy andefa ho ahy ny tonon'ilay hira "ny andron'ny fahazazana" Naha ontsa ny nihaino an'io hira io novetsoin'i Monique t@ 1956 ! Misaotra indrindra
misaotra ani Rakotoma Frah ny aminilay hira Gasikara mampahatsiahy ahy ani Madagascar tanindrazako satria aty France no mipetraka fa na izany aza tsy hadinoko i gasikara taniko ka io hira io dia mampihetsipo ahy tokoa ka misaotra sy mankasitra ka ani telofangady
ny andron'ny fahazazana, teo anilan'ikaky sy neny, fotoanan'ny fihantahantana, teo anilan'ikaky sy neny. Izaho no voady izay ataoko, tsy maintsy ho tanako, hoanao zay nametrahako ny foko mba ho namako. HO tia anao na aiza na aiza tsy misy fetra hoe hatraiza, hiombontsento sy fifaliana manomboka eto
Ela toko zany ....Tamin'ny taona 1067 ve no efa 10 taona...???Tsy efa manjoko be zao Ramose ????Sa mbola mitana tsara ???? de ny aina no matezá Rangahy
C etais pareille c etait l epoque de ma jeuneusse bcp de souvenir qui surgit merci❤❤❤❤❤
Merci de nous.faire écouter la chanson d Railovy❤
Merci pour le tambatra❤❤❤
❤❤❤hiran ny fahatanorana tsy ho adino na dia efa'ela dia ela aza no nihirana azy ela tokoa mantsy izany😢😢😢❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Quels grands bonheurs pour moi qui n'a plus vécu dans mon pays depuis 50 ans et que soudain je me suis plongé dans ces mélodies qui me remplissent d'émotions et de ressources. Merci à vous tous de m'avoir permis de vivre dans cet univers de don mon enfances et que je j'emporterai sur moi pour toujours. Pierre Randriaminosoa.
Elvis presley
zany ka Kanto, mampanembona ny tsidikandro fohy monja teo anilan'ireo zokiolona fahiny, eeee mankasitraka e
mahandry Bernd tsara foana ny hira malagasy e mankasitraka 😘😘
Très belle chanson Malagasy ... mankafia fona en!
De tena oe lafatra. La nostalgie!!
beau paysage tena tsara be j ai la nostalgie de mon pays natal notre ile rouge
Kanto loatra tsy lefy 2024❤❤
Izany ny son Rafales 2000 ! Ny DX7 amin'ilay piano tavoahangy ! Tarika Redona avy ao Ambohidahy no nanao ireo reprise ireo. Mba tsara ampatsiahivana.
Musique ma
Malage ni
Musique malgache
Musique musique
❤❤❤❤eny marina tokoa ny tonin ny hira ❤❤❤❤tsy misy olona Sambatra ❤❤❤ tokoa❤❤❤❤❤❤❤❤
Misy ka!!!
Zany ka hira... Bravo tena reussi .... Mankasitraka tokoa ny aty!!!
26 janvier 2020 tena misy Tsy ary henoko an .Mankasitraka
Tena tsara 😍😍😍 misaotra betsaka e😘
J'adore le pot-pourri. Vraiment génial, à chialer ? Ptt, certainement.
Misaotra tompoko
eric R hafa ihany re sika malagasy tena mahatsiaro anay mianadahy refa miara mihira izy roalahy kambana sy dokoter mitendry gitara ka nny masoandro maty no mampalahelo malaikisaraka tenefy eryza manao 2eme voie vizy ,, belle lala manao 1er voie kambana sy dokotera feo faha 3 dada zaka manao beso oka fotsiny ny vinant o vavy mihaino sy manamboatra kafe indrindra moa rehefa tena kamboty zahay tena manina retoa mitomany sisa e mama sy aty antany lavitra aty
Misy hira,'i Redona hafa izay ihany koa somary mietsiketsika! Hira taloha mihetsiketsika daholo no atambatry ry zareo! Resaka FIHAVANANA ilay izy! Sao dia mba manana ianao azafady!
Tsara be,tena mahay mihira isika Malagasy e👍👍😍💖💛🧡♥️
tsara be ilay pot-pourri!!! merci!!!
Mankasitraka anareo mpanankanto e,mampamanina b an'ilay Nosintsika
innona avy le titre an'ilay hira reo azafady fa tiko omena an'i mamanay
Tena mahafinaritra be mihitsy
Hafa ihany rehefa vokaly ny fitrandrahana tena Kanto!!!
mbola hafa mihintsy ireo hira tamin zany..mankasitraka ny rehetra!!
hafa ihany ba gasy rey olona e! Mankafy tokoa
eto ambony fandriana no mihaino 20 novembre 2016 am 7 ora hariva zahay mivady matsiaro d matsiaro ny fahiny mstra e mankantelina tompoko !!!!,
tsara ilay pot-pourri!!! merci!!!
mankasitraka e! tena atsiarovako ny lasako
Merci❤
Eny, mahatsiaro ny fahazazana tokoa ka mila hirotsaka ny ranomaso. Fotoan'ny hantahanta eo anilan'i Kaky sy i Neny. Misaotra amin'ny kanto ifampizarana.
mankasitraka e , tena mbola tsy mety lefy laza
ndriii mafinaritra ny mihaino hira taloha , tsy mba makaleo
Mankasitraka e..za bol generation taty afara f nitaizaina tao anatiny hira fahiny..sod mis manana ny titre le hira voloany io azafdy merci..
;) "Hirahiram-poko" no titre an'ilay hira voalohany dia Vola sy Noro no nihira azy.
Mer6 bcp
Mankasitraka nizara afa mihitsiny taloha
💖
ee!! Marina zany,mitam-berina ny fahazazana!!@ alina diavolam-pararano eny an-tokotany, manao faribolana de mikalo sy mihira mafy dia mafy ho henony manodidina!!
Hafa ihany ny hira taloha an! Tsara! sady na ny feo aza hafa mihitsy!
sôtsa betsaka topoko ô! sara be maintsiny, ankafizinay ô!
Veronique Quenon N'y alondrano
tena marina daholo ze vo tantara !!! afa ihany Gasikara
Mankatelina ê !
Ho faly aho raha hisy andefa ho ahy ny tonon'ilay hira "ny andron'ny fahazazana" Naha ontsa ny nihaino an'io hira io novetsoin'i Monique t@ 1956 !
Misaotra indrindra
Tsy mba mety lefy hira taloa
mankasitraka o, n'aiza misy anao , tsara ery , tsisy idiran'ilay ataon'ny tanora sasany amin'izao mihintsy
mankasitraky anareo indrindra Tompoko o! hoela vevogna anie anareo mba hizara ny konto aminay fona e!
Kanto kosa e! Misaotra indrindra.
misotra foan foana fa mbola andefaso foana o ...stp
Mampahatsiaro ny fahatanorana zany hira zany ee! Misaotra indrindra.
Mankafy sy Mankasitraka!!!
Tsara mihitsy : sady mihira no mijery ireo sary mahafinaritra mampatsihay ny fahazazana. Misaotra indrindra tompoko !
Tarika Redona no mpihira io hira tambatra io
mankasitraka feno fitiavana be mihitsy e
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
tena mankafia tokoa!lavitra gasikara .misaotra e!
Tiko foana
tena kanto tokoa ny kalony tsika malagasy
Aiza daholo re izao ireo nandrafitra ny tarika e ? Izany ka hira. Ny ankehitriny dia asiana teny mamoafady vao hoe tsara. Indrisy !!!
Ny tadidiko mpihira tao dia i Doda. Ny hafa tsy haiko ny anarany
Ankafiziko❤❤
tsara tena tsara! mankasitraka e !
manina anao aho ry gasikara tiako, tsara zany hira zany mampahatsiaro ny fahazazana an
misaotra ani Rakotoma Frah ny aminilay hira Gasikara mampahatsiahy ahy ani Madagascar tanindrazako satria aty France no mipetraka fa na izany aza tsy hadinoko i gasikara taniko ka io hira io dia mampihetsipo ahy tokoa ka misaotra sy mankasitra ka ani telofangady
misaotra e mahafinaritra be ny hira
Tena tsara ny kalo fahiny oatran ny mampatsiaro ny taloha afa ihany taloha
✋👍
👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
mahafinaritra eh j"adore
😭😭😢😢😍😘😘😘😍
💕❤
ny andron'ny fahazazana, teo anilan'ikaky sy neny, fotoanan'ny fihantahantana, teo anilan'ikaky sy neny. Izaho no voady izay ataoko, tsy maintsy ho tanako, hoanao zay nametrahako ny foko mba ho namako. HO tia anao na aiza na aiza tsy misy fetra hoe hatraiza, hiombontsento sy fifaliana manomboka eto
le 96 vendrapoungany reo
misaotra fa tena mampanembona ny taloha ny fahatanorana ny namana ny tany antsekoly tena milay e.......................
afa ihany ny kalokalo
aoka re marina ee !
Mampanembona ny fahazazana ity hira ity sady hafa ihany ilay tononkira mboa tena manaja ny soatoavina mahaMalagasy, mankasitraka nizara ny tononkira
nostalgique :'( manina ny gasikara :(
Josia Rajosoa
Manina an'i Gasikara ve ndroky é! Hafa ihany ny hira taloha. Comment i lé?
tena mahafinaritra ilay kanto e!
mahatsiaro ny fahiny!!
2020 aout
Fanzavana kely fanampiny , tao anatin'ny taona 80 no nanaovana ity hira ity , ny anaran'ny tarika nanao azy t@'zany dia hoe " REDONA" , fampiarahana ny feon'ny mpanakanto maromaro t@'zany andro izany . Tsy anonona anarana aho sao misy adino ka manahirana .
Nefa zah vo saika hiteny hoe iza avy izy ireo :p
mitamberina daholo ny fahazazako tanmin'ny naha folo taona ahy izany 1067 fony nanomboka nihaino tsara ireto hira ireto betsaka ny fahatsiarovana tsara fohaziny e mankasitraka nanambatra izany
Ela toko zany ....Tamin'ny taona 1067 ve no efa 10 taona...???Tsy efa manjoko be zao Ramose ????Sa mbola mitana tsara ???? de ny aina no matezá Rangahy
ah bon!!!! merci
Mampahatsiaro zavatra maro....indrisy mantsy.
Sarotra ny manadino ny lasa e
Rip Dada sy Neny😢
Tena kanto re ...
aoka fontsiny e.....
mankasitraka e,mankatelina koa e...
manja...
Iza moa ilay eo @ny 1:16 azafady?
Manana ny androny sy mpankafy azy ny hira, fa ny taloa tsy tonta ny ela !
Tena marina e!!
m'lay b euh!
Izany ka kanto
Misaotra dia misaotra tokoa fa mahafinaritra sady mampanembona ny andro fahiny!
tiako ny eo antsandrinao ry aiko...
MISAOTRA FA TENA MAMY LOATRA!!!
Efa ela no nitadiavako an'zan hira zan an! ten misaotra ze nandefa an'zan tato mankasitra eh!
mahafinaritra be ny kalo toy izany e ce 10 decembre 2014
Mankafy ny hira malagasy
Misaotra e
Kanto loatra e!misaotra anao izay nandefa azy tato
les 6 abruitis vendrana couillon. si on aime pas on ecoute pas
Ils sont 109 déjà 😂
fa manin ar ze hira no misy midislike fon leh na de' mlay be aza
Freddy Marcel marina izany
mlay b a
ok
MAMPANEMBONA ny fahazazana ity hira ity ny horonantsary t@ zany ve mety mbola misy manana??