Andriamanitra anie hitantana ny androko rehetra.... Andriamanitra mpamela hadisoana ,Andriamanitra fitiavna, Eo ambanin'ny elatrao ihany no mahasoa ahy.... Misaotra Tompo o noho izay rehetra nataonao tamiko... Midera sy mankalaza ny anaranao masina ny foko iray manontolo... Ho derain'ny maro mandrakizay anie ny anaranao... Amen.
ireto Ny Mpitory ireto mihitsy no tena tsara e. Miaraka amin'ny Mpitandrina RAHAGALAHY. Tena mampahery daholo ny hiran-dry zareo. Etsy ankilany, moa ny hira toy itony tsy mety ho lany "manja". Misaotra Tompoko
Raha sitrakao Jesoa toneo ty fo tomany Torovandrovan-tsentosento sesilany Tsy miafina Aminao injao fa te hitroatra Handa ny tendrinao tsaroako ho mafy loatra Fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy hosotroina Raha azonao atao mba satriko ho soloina Kanefa ngotingoty ihany izany fa ny sitrakao Ny sitrakao irery anie Jesoa ny hatao Ny hany iangaviako Anao Jesoa malala Tolory hery aho mba tsy hisalasala Fa hiantoraka eo an-tratranao no hitalaho Hahaizako miatrika ny vaovao Anefa moa avy Aminao sa avy aiza Ity fiainana mangidy ity sakaiza Fa tena mila tsy ho zakako tokoa Fa toa manonjanonja efa tsy ho to Hifonako Aminao re Jesosy ny fahotako Manimba fo tsy mahasoa ka hialako Na tendrinao na valin’ota izao mianjady amiko izao Matoky aho fa Ianao Jesoa dia tsy mba mandao Tso haoako akory ny ho sambatra eto an-tany Raha toa ka tambin’ota hatrany ihany izany Fa manodoka am-piandohana fa mafaitra Ny fiandohany ka mihatra vao manaitra Ny Mpitory
Fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy ho sotroina; ..... Ny hany hiangaviako anao Jesoa malala, tolory hery aho mba tsy hisalasala; Fa hiantoraka eo an-tratranao, no hitalaho; sy hahaizako hiatrika ny vaovao.
Raha sitrakao Jeso toneo ty fo tomany....raha azonao atao mba satriko soloina....Ny sitrakao ihany Jeso no atao....Matoky aho fa ianao Jeso dia tsy mandao
raha azonao atao mba satry ho soloina anefa Angotingoty iany anefa izany fa ny sitrakao irery anie Jesoa no atao. ny hany iangaviko anao jesô malala tolory hery aho mba tsy hisalasala ahaizako ihatrika ady vaovao ndriiii tsara lôtra
Mandria am-piadanana Pasteur Rahaga, 😢😢tsara loatra ny hafatry ny tononkiran' Ny Mpitory 🙏🙏
Mafinaritra Ny midera e! de voninatra ho aniTompo tsika irery iany.amen
Tena tsara loatra sady mampahery! mankasitraka NY mpitory, Ho an'Andriamanitra Tokana irery ihany Ny Voninahitra! Amen!
Raha Sitraka Jesoa toneo ty fo tomany. Te hitroatra. Avy Aminao sa avy aiza. Hifonako Aminao re Jesoa ny fahotako.
Andriamanitra anie hitantana ny androko rehetra....
Andriamanitra mpamela hadisoana ,Andriamanitra fitiavna,
Eo ambanin'ny elatrao ihany no mahasoa ahy....
Misaotra Tompo o noho izay rehetra nataonao tamiko...
Midera sy mankalaza ny anaranao masina ny foko iray manontolo...
Ho derain'ny maro mandrakizay anie ny anaranao...
Amen.
Mandria am-piadanana Pasteur Rahagalahy! 😢
Ny sitrakao irery anie Jesosy no hatao. Amen
Na tendrinao na valin'ota izao mianjady amiko izao, matoky aho fa hianao JESO de tsy mba mandao
Marina tokoa ,zany 💓
ireto Ny Mpitory ireto mihitsy no tena tsara e. Miaraka amin'ny Mpitandrina RAHAGALAHY. Tena mampahery daholo ny hiran-dry zareo. Etsy ankilany, moa ny hira toy itony tsy mety ho lany "manja". Misaotra Tompoko
Zany tokoa Tompo,Amen
Tena tsara ny hira !!! Mankasitraka anareo Mpitory fa mahay mihira nareo ! Homba nareo Andriamanitra
Mankahery tokoa, misaotra anareo!!!
Raha sitrakao Jesoa toneo ity Fo tomany .....fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy sotroina .
Matoky aho Jesoa fa Ianao dia tsy mandao .
Tiako loatra e!! Misaotra ny Mpitory .
Tsara JESOSY eeeeee
tsara loatra lay tononkira
26/12/19 Ontsa ny foko mihaino ny feon'ilay ramatoa soliste io ! Merci!!!!
Tehirizo aho ho ao Aminao foana Jesosy Tompoko o!
Mankasitraka o!
Ny sitrakao iany Jesoa no atao!
Raha sitrakao Jesoa toneo ty fo tomany
Torovandrovan-tsentosento sesilany
Tsy miafina Aminao injao fa te hitroatra
Handa ny tendrinao tsaroako ho mafy loatra
Fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy hosotroina
Raha azonao atao mba satriko ho soloina
Kanefa ngotingoty ihany izany fa ny sitrakao
Ny sitrakao irery anie Jesoa ny hatao
Ny hany iangaviako Anao Jesoa malala
Tolory hery aho mba tsy hisalasala
Fa hiantoraka eo an-tratranao no hitalaho
Hahaizako miatrika ny vaovao
Anefa moa avy Aminao sa avy aiza
Ity fiainana mangidy ity sakaiza
Fa tena mila tsy ho zakako tokoa
Fa toa manonjanonja efa tsy ho to
Hifonako Aminao re Jesosy ny fahotako
Manimba fo tsy mahasoa ka hialako
Na tendrinao na valin’ota izao mianjady amiko izao
Matoky aho fa Ianao Jesoa dia tsy mba mandao
Tso haoako akory ny ho sambatra eto an-tany
Raha toa ka tambin’ota hatrany ihany izany
Fa manodoka am-piandohana fa mafaitra
Ny fiandohany ka mihatra vao manaitra
Ny Mpitory
Q
Hira tena nameno ny foko tamin'ny namoizako ny vadiko, ny reniko tsy nifanelana kavitra. Misaotra Tompo afaka iantorahako
rraha sitrakao,nefa aoka ny sitraponao no atao...
Fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy ho sotroina;
.....
Ny hany hiangaviako anao Jesoa malala, tolory hery aho mba tsy hisalasala;
Fa hiantoraka eo an-tratranao, no hitalaho; sy hahaizako hiatrika ny vaovao.
feon'i Totoa Feno aloha de cadeau de Dieu pour nous... Merci Nizara e
Raha sitrakao Jeso toneo ty fo tomany....raha azonao atao mba satriko soloina....Ny sitrakao ihany Jeso no atao....Matoky aho fa ianao Jeso dia tsy mandao
Talentanao ilay hira
tena fanomezam-pahasoavana mihintsy . mikasika Fanahy loatra
merci RIRI an mankasitraka fa tiko b le hira
Misaotra betsaka tompoko tena mahafinaritra ary tsara feho be ilay madama makasitraka anareo rehetra nizara ny kanto malagasy
tena tsara be fa misaotra indrindra!!
RIP Pasteur!
Zao vao hitako n'y fihiranareo
Tena tiako be
Tena mampahery.
Misaotra Tompo o
Matoky aho Jesoa fa Ianao de tsy mba mandao
Tena tsara le hira kan! tena resy lahatra mitsy za
Misaotra indrindra n'y mpamorina fa tsara ny Tompo!
Mampihetsi-po, tsara e!!
Raha sitrakao Jesoa toneo ty FO tomany
Mbola hafa ihany izany Mpitory izany, mankasitraka e
misaotra betsaka fa tena mamelombelona ny fanahy
Misaotra betsaka e dia samy ho tahin'Andriamanitra
Tonombavako amin'izao.
ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra
Tsara loatra na ny tonony na ny feony! Tena mampahery! Mankasitraka indindra
Ianao no ilaiko JESOSY o
Ny hany iangaviako Anao Jeso Malala
Tolory Hery aho mba tsy hisalasala
NA TENDRINAO NA VALIN'OTA ZAO MIANJADY AMIKO ZAO, MATOKY AHO FA IANAO JESO DE TSY MBA MANDAO
❤❤❤❤❤❤
misaotra tena tsara
za ndry de io ny hira ten tiako indrindra!!ten mamoha mihints
Misaotra Tompo am fitiavanao
Amen 🙏
raha azonao atao mba satry ho soloina anefa Angotingoty iany anefa izany fa ny sitrakao irery anie Jesoa no atao. ny hany iangaviko anao jesô malala tolory hery aho mba tsy hisalasala ahaizako ihatrika ady vaovao
ndriiii tsara lôtra
misy manana an'le version taloha ve? le solo?
misaotra betsaka fa tena mampahery be le hira
mahay mihira nareo,sady tsara le hira e!
fa ny kapoka avy aminao tsy maintsy sotroina
anefa angotingoty no hiangaviako anao
tolory hery aho tsy hisalasala
Tsara loatra ...
misaotra ta fizarana fa dia ny sitrakao ry Jeso no atao eo a fianako aru tena tsy mandao ahy IANAO
misaotra anareo amty hira ty fa mba saika angataka ny solfa anty wa za ramba afaka manome nareo NY MPITORY emisaotra mialoa e!
!
Tito be lay hira!
Tiako loatra!
ndre !!!!!!
merci mahereza tahiny JESOSY
Ity hira ity dia hay tsianjery fotsiny taloha fa ankehitriny dia hira mamoha ny fanahy. Ny sitrakao irery anie Jesoa no atao.
Tena tsara ny hira sady tsara feo ! mihaino an'io hira io foana no hataoko mahavelom-panantenana
hira nanamarika ahy t@ fiainana
❤️❤️
mahafinaritra e!mankafy Mpitory mitsy za.Misy C D ve?
Solofoarimanga Esther Ralinivo
Extrait DVD best of io
tsara be
amen!
Tsara feo re ianao madama ! mankasitraka e!
mandona ny any anaty fo mitsy ty hira ity
mankasitraka
Tsara loatra
tsara loatra
Misaotra ny Tompo manana anareo midera azy amin'ny feo
❤️
kanto
hira nanamarika ahy t@ fiainana
Mankasitraka