Dada ihany ny antsika e ! Izay mbola tsitonga saina no mivembena, Fa ny efa mahatsiaro saina mifikitra amin'i Dada e ! Dada ihany Dada hatrany a ! Dada ihany no Fidin-tsika a ! N:25 ny Dada ntsika ah ah : Dada ihany no toanan-tsika a ! Dia mahereza daoly manohana ny Dada ntsika ah !
Ny tanora malagasy dia andevozin'ny fitadiavana hitovy @ frantsay NOHO I DJ Domelina. Araho maso tsara ny asan'ny OIF sy ny CENI mikasika ny fifidianana fa maro ny tanora vehivavy ampiasain'ny vazaha hivarotena entina handemena ny firenena.
Sao dia ilay mpanongam-panjakana no ilazanao izany? izy no niezaka nanao acquisation entina anaratsiana an'i Ravalo,izy no nampitifitra ihany ny mpiara dia aminy.Araho ny tantara
ANONTANIO I ANDRY RAJOELINA FA IZY NO TOMPON ANTOKA ATLANTIQUE IRENY ARY EFA NAZAVAIN I COLONEL CHARLES NY ZAVATRA MARINA FA TOHANO ZE TIANAO FA AZA MITENIFAHATANY !
Dada ihany ny antsika e !
Izay mbola tsitonga saina no mivembena,
Fa ny efa mahatsiaro saina mifikitra amin'i Dada e !
Dada ihany Dada hatrany a !
Dada ihany no Fidin-tsika a !
N:25 ny Dada ntsika ah ah :
Dada ihany no toanan-tsika a !
Dia mahereza daoly manohana ny Dada ntsika ah !
DADA IHANY ! DADA HATRANY! N 25 NY ANTSIKA REHETRA ! LANY 1ER TOUR DADA !
Dimy amby roapolo!!!! Marc Ravalomanana OK Dada ihany e!
dia mahaleova ary mahaiza mifidy olona hiarahana fa ireo no tena sarotra Misaotra
Dada ihany dada hatrany💖
Mpanongana isika fa tsy mpandrava. 25 pare. Love aminao zahay prezida.
mpanangana f ts mpanongana
tsara be Bodo a.bravo dada foana
hafa ihany Dada e!
Tsara be le hira dada hatramin'ny farany ny anay e!!25 25
Rendez-vous le 7 novembre 2018! je voterai sans hésiter pour le numéro 25! Alefa Dada
hafa ihany no hafa mihintsy e!
Tsara b!
7 novembre marc ravalomanana (y) 🇲🇬️
zahay Toliara Dada avao ty anay
Ny tanora malagasy dia andevozin'ny fitadiavana hitovy @ frantsay NOHO I DJ Domelina. Araho maso tsara ny asan'ny OIF sy ny CENI mikasika ny fifidianana fa maro ny tanora vehivavy ampiasain'ny vazaha hivarotena entina handemena ny firenena.
Mpanangana fa tsy mpandrava.
yessss dada ahhhhhh
Dada hiane dada hatrany
milay dada e!
Tsara e
mlay be mints..dada fon a!
dada ihany
Dada ihany (y)
Misaotra Bodo, alefa Dada
Dada iany ny atsika e.ndao hiaraka hifidy
Dada ihany e
dada iiiiaannnniiii
❤❤❤💗💗💗💗💕👍👍👍👍👍👍
eny amboijatovo amin sabotsy e
💙💚💛💜💞💟👍👍 25
13👎👎👎👎👎👎👎👎👎👎👎😂
25 25 25
vieux clip non officiel, l'officiel est sorti sur youtube
P0
tokn miala o maire i Lalao zanii satrii iz piasa panjakana nef nanao propagandy
Na dia te hifidy anao az'aho ry Dada de tsy hadinoko ny zavanisy tamin 7 fevrier 2009 iny ka aleoko miova ihany.
Sao dia ilay mpanongam-panjakana no ilazanao izany? izy no niezaka nanao acquisation entina anaratsiana an'i Ravalo,izy no nampitifitra ihany ny mpiara dia aminy.Araho ny tantara
ANONTANIO I ANDRY RAJOELINA FA IZY NO TOMPON ANTOKA ATLANTIQUE IRENY ARY EFA NAZAVAIN I COLONEL CHARLES NY ZAVATRA MARINA FA TOHANO ZE TIANAO FA AZA MITENIFAHATANY !
dada fo nenay
Mampalahelo ianao fa tsy mety afaka nanavaka ny marina sy ny lainga noforonina.Dada ihany na inona miseho na inona
Mampalaelo ana ilay olona tsy mahay manavaka ny marina sy tsy marina, ny rariny sy ny hitsiny ary ny zavatra évident
Dada iany ny atsika e.ndao hiaraka hifidy