On n’est plus à un fametavetana près chez les Gasy, un de plus ou un de moins … Fanosiana, fanitsakitsahana ary fanambaniana hatrany ny hasin’ny firenena manontolo no hita mibaribary miompapana
Ny chorales ve no tokony hosaziana @ ireny ? Angamba misy tsy dia tao loatra ilay "tenor", fa ny marina dia ny teknisian'ny feo no tena tsy pro e! Ny tenor ihany mantsy no nanindry ny feo hafa! Ireny no vokatry ny kiantranoantrano e! Techniciens inexpérimentés, mba tsy ilazàna hoe "faux techniciens".
Marina ny teninao KOTO, na izany aza, Aza manantena tsy misy fa, Andry RAJOELINA TSY HIALATSINY izany mihitsy. Tsy incompétence ireny fa tena FANAMBANIANA NY MALAGASY ary FANAOVANA TSINOTSINONA ny TANINDRAZAN'NY MALAGASY. Tsy toe-tsain'ny Malagasy ny miezaka manamari-tena fa toe-sain'ny IRMAR, aza afangaro mihitsy, fa TSY ANDRY RAJOELINA no Malagasy.
Henoy:Amizao, refa rava ny URSS(union republique Russe). De nanao hirapirenena vao2 ny Federation Russe. Heno tsara fa ny feo(musique) TSY niova fa ny teny no niova, satria na antitra na tagnora mahay ny note fa ny recitation azo ianarana. Tena tsy misy ilana le rajoelina
Exemple mampihomehy kosa Koto ilay PM Japonais â! Raha ny PM sy ny minisitry ny angovo miampy ny minisitry ny rano aza no asaina mifandimby miondrika isaky ny minitra fahatapahan-drano sy herin'aratra, fa tsy lumière fotsiny (asiany excuse eo indray hoe efa nizara jiron'akoho), eto Madagasikara tsy dia angamba ianao indray no hanome tsiny azy hoe tsy miasa mandritry ny taona fa dia hiondrika eo fotsiny no handraisany karama sy tombontsoa 🤣🤣🤣
Izay eo ihany fa ny ahy ny Tena nandrasako mafy ireto ARFM tsy hiemotra hono tsy maitsy ho tg hanakorotana eny ambavahadiny Mahamasina, 😂Kay tsisy nahasahy nimpoitra fa asa nisitrika aiza???,, be vava be ambony latambatra otrany ry koto itony nefa faible kely aina te hanao aminy eo
*Lazao daholo izay tianareo ambara , fa faute technique no nahatonga an'iny satria , mbola nisokatra ny micro , ka lasa direct, fa tsisy an"izany hoe nanevateva ny hiram-pirenena , fa mahita ambara foana itony, amboan'ny mponina any ivelany itony.Ny manaratsy dia mahay miazakazaka tokoa.Ny commentairesasany koa moa dia tena facile sy ridicule indraindray. Tena arakin'ilay olona tianareo ireo mihintsy ny adjectif mety aminareo VE....Izy no mbola toetsaina primitif , ka tsy mivoatra sy mba mamakafaka aloha vao miteny.
0 manatody ny argument. Izaho manokana tsy manenjika ny Filoha fa ny 1er responsable n'io événement io no tokony saziana mafy. Pas la moindre excuse. Ny président ange no Afa- araka voalohany @ ireny. Tokony najanona ny hymne dia naverina. Farany, ianao no tena manana toe-tsaina primitif. Basta !
@@acharaz6926 Inona no idiran'ny filoha @izany, fa aza dia mandray atendrony, izay azo adika ho singerie, fa mitsambobotra toy ny gidro ny hevitra sy saina.
Tsy misy azo hazavaina iny. Tsy nananao ny sonorisation....Vendrana be ny ingénieur du son...
Tena marina mr koto a 👏 bravo 💯💯💯
Tena manamavo ilay hirampirenena 😢😢😢
Chorale kely any ampianarana mahay mihira noho ireny ary Tsy vidiana
De toute façon tsy misy ingénieur du son à Madagascar samia samy mitsapatsapa eo daholo
On n’est plus à un fametavetana près chez les Gasy, un de plus ou un de moins … Fanosiana, fanitsakitsahana ary fanambaniana hatrany ny hasin’ny firenena manontolo no hita mibaribary miompapana
Tena marina ny voalazanao fa tena incompétence des dirigeants ! Olona tsy misy henatra !
Diversion resaka ira mpirenena , mba tsy y fantoka am vokatra ny fifidianana
Madagascar fête sa ré colonisation
Voamarina fa bengy no mpitondr an les Malgaches e.zay vao tena gâchis le firenena,vendrapr dol
zay mits Vendra-pory reo tonga d teneno fa aza misalasala
Tsy mbola nisy tanatin'ny 60 taona e😢
Gravy mbola tsisy taona anaty 60 taona ramose a 😢🇲🇬
Ka izy nge zao no mpanjaka izy no mandidy mbola voazanaka i Madagasikara......
Mety fanahinina koa ireny, dia @ herintaona hiram - pirenena frantsay no atao
Tokony gadraina 1 mois ireo chorale ireo.Afa-baraka ange ilay firenena e !
Ny chorales ve no tokony hosaziana @ ireny ? Angamba misy tsy dia tao loatra ilay "tenor", fa ny marina dia ny teknisian'ny feo no tena tsy pro e! Ny tenor ihany mantsy no nanindry ny feo hafa!
Ireny no vokatry ny kiantranoantrano e! Techniciens inexpérimentés, mba tsy ilazàna hoe "faux techniciens".
@@PierreRambolarijaona-cw3sd Chorales + Techniciens de son + President
Tý kosa aloha mba hiombonako hevitra @nao ry koto.National Hymn zany kosa aloha tsy atao2 fahatany zany...
❤
Tena mahamenatra e😢
Izy mety mieritreritra hoe ny Madagascar ninazy nefa ny Madagascar ho any malagasy rehetra
Tena mahamebatra ilay tdy fahaizana; 64 taona aty aoriana ! Tsy mbola nisy restation tsy lanjary sahala amin'ireny.
Tena fanahiniana ireny Koto a, te hisongadina toy ny mahazatra azy ny foza dia ireny no vokany e.
Rah natao plaiback koa nety v
Tsy mety kosa le feo hovaina e, na n'y mihaino le hira aza Tena ratsy be kosa,
Koto à, efa voavetaveta h@ izay RaMalagasy .Manomboka h@ zazakely ka h@ be antitra
Marina ny teninao KOTO, na izany aza, Aza manantena tsy misy fa, Andry RAJOELINA TSY HIALATSINY izany mihitsy. Tsy incompétence ireny fa tena FANAMBANIANA NY MALAGASY ary FANAOVANA TSINOTSINONA ny TANINDRAZAN'NY MALAGASY. Tsy toe-tsain'ny Malagasy ny miezaka manamari-tena fa toe-sain'ny IRMAR, aza afangaro mihitsy, fa TSY ANDRY RAJOELINA no Malagasy.
Tena nampitiomoany
Iza le ekipa tandrametaka tao,? ry Bodo, ry Gothlieb ....
Henoy:Amizao, refa rava ny URSS(union republique Russe). De nanao hirapirenena vao2 ny Federation Russe. Heno tsara fa ny feo(musique) TSY niova fa ny teny no niova, satria na antitra na tagnora mahay ny note fa ny recitation azo ianarana. Tena tsy misy ilana le rajoelina
Exemple mampihomehy kosa Koto ilay PM Japonais â! Raha ny PM sy ny minisitry ny angovo miampy ny minisitry ny rano aza no asaina mifandimby miondrika isaky ny minitra fahatapahan-drano sy herin'aratra, fa tsy lumière fotsiny (asiany excuse eo indray hoe efa nizara jiron'akoho), eto Madagasikara tsy dia angamba ianao indray no hanome tsiny azy hoe tsy miasa mandritry ny taona fa dia hiondrika eo fotsiny no handraisany karama sy tombontsoa 🤣🤣🤣
Maty hono mikro 1er vois e
Izay eo ihany fa ny ahy ny Tena nandrasako mafy ireto ARFM tsy hiemotra hono tsy maitsy ho tg hanakorotana eny ambavahadiny Mahamasina,
😂Kay tsisy nahasahy nimpoitra fa asa nisitrika aiza???,, be vava be ambony latambatra otrany ry koto itony nefa faible kely aina te hanao aminy eo
olona vaokarama ve ianao sa nahazo fanomezana manarampenitra eeee
*Lazao daholo izay tianareo ambara , fa faute technique no nahatonga an'iny satria , mbola nisokatra ny micro , ka lasa direct, fa tsisy an"izany hoe nanevateva ny hiram-pirenena , fa mahita ambara foana itony, amboan'ny mponina any ivelany itony.Ny manaratsy dia mahay miazakazaka tokoa.Ny commentairesasany koa moa dia tena facile sy ridicule indraindray. Tena arakin'ilay olona tianareo ireo mihintsy ny adjectif mety aminareo VE....Izy no mbola toetsaina primitif , ka tsy mivoatra sy mba mamakafaka aloha vao miteny.
0 manatody ny argument. Izaho manokana tsy manenjika ny Filoha fa ny 1er responsable n'io événement io no tokony saziana mafy. Pas la moindre excuse. Ny président ange no Afa- araka voalohany @ ireny. Tokony najanona ny hymne dia naverina. Farany, ianao no tena manana toe-tsaina primitif. Basta !
@@acharaz6926 Inona no idiran'ny filoha @izany, fa aza dia mandray atendrony, izay azo adika ho singerie, fa mitsambobotra toy ny gidro ny hevitra sy saina.
Mpilelak marina nareo
Mbola nisokatra micro...azavao hoe
Ela n ela aloha fa mbola tsy nisy tanatin'ny 60 taona na ina teneninao na ina de zay