Tsy maintsy asina hira foana ve ny reportage. Rahefa hira dia hira aoka tsy hisy intsony miaraka amin' ny feon' ny journaliste. Tsy heno tsony ilay vontontondresaka sembanin reo hirahira
ndriii!!! mampalahelo! mahavaky fo! mampieritreritra hoe raha izaho no iharan'izao dia mba ahoana? soa fa mba samy miezaka mitady fivelomana ihany ireo olona! saingy eo foana ilay hoe ny hohanina anio tadiavina anio. misaotra ô!
Décevant comme analyse de la part de Kolo tv, feno fanavakavahana, tsara hazavain'i kolo tv hoe sur quel critère ny atao hoe construction ilicite version Kolo tv❓❓❓ Taorinan'ny cités des 67 ha, ambodin'isotry, ampefiloha, analamahitsy.... Tsy nisy fitondrana taty afara nanao logements sociaux. Izany hoe tsy miahy sy tsy mitsinjo ny trano hialofan'ireo vahoaka ny fitondrana, Koa rehefa tsy misy io tolotra trano io, dia samy mitady izay azony hialofana ny vahoaka. Nahoana no enjehin'i Kolo tv amin'ity video ity ny bidon ville hoe construction tsy manara-dalana❓❓❓ TSARA JEREN'I KOLO TV IREO CONSTRUCTIONS ILLÉGALES MANODIDINA NY LAC N'NI MANDROSEZA Raha resaka construction araky ny lalàna no hojerena dia mino zah fa ny 99% n'ireo construction dia tsy ara-dalàna. Manaba alternatives omena ireo mponin'ny bidon ville ve i Kolo tv❓
ny tany ny madagasikara midadasika lehibe no la france ny arena kimbo ny tany manana isika fa ny akamoana no betsaka mbola averiko ny lehilahy koa tomponadrakitra fa tsy ny fajakana irery ianareo no mipalaka ireo vevavy fa tsy ny fajakana ny vevavy koa mba mahaiza mitondra tena fa tsy faly mampiseo vody dia ny akizy no mitondra ny fijaliana
+Elise Arthemise o ry liza a! mba vakio ity soratanao ,mampiseho inona tsara hoe ? Tsara ny manome ny heviny fa ilay eXpression ampiasainao tena vulgaire be, inona no vaovao ao Sous-charmont ao ?
resaka marina izany ny vevavy dia miteraka foana no atao ny fianana efa mafy ny lelahy tsy misaina ny taranaka no mijaly,amizao fotoana izao dia efa misy ny azo tsy hiterahana ny olona nimpetraka teny ambany vohitra lasa mimpetraka eny am bony vohitra daholo anao makorel sy matory tory faritany, fa maninona raha mamboly
il n'a qu'à dormir une seule nuit dans les bidonvilles et se nourrir des restes de la décharge après il pourra parler à la télévision j'ai honte pour lui
Marina tokoa izany fa ireo izay nitaky ny fahaleovan tena dia milentika daolo ,jereo Haïti tsy tafarina mihitsy . Indrisy mampalaelo e, izay mba mikasa hanao ny marina gadraina daolo. Famotehana an Madagascar avo lenta no ataon ireo izay mitondra après l indépendance.
Parabéns pelo vídeo e saudações de Sergipe no Brasil e abraços do Professor FRANQUÊTA
Vidéo intéressante avec des images de qualité chez Alalino !
J ai beaucoup d amis malgaches.je fais partie d 1 association pour la sante et l education
Tsy maintsy asina hira foana ve ny reportage. Rahefa hira dia hira aoka tsy hisy intsony miaraka amin' ny feon' ny journaliste. Tsy heno tsony ilay vontontondresaka sembanin reo hirahira
Na asina hira moa de tsy mania raha atao bruit de fond Albany bé n'y feoany mpanolotra tompoko, marina ko ny anao fa tsy de Heno n'y reportage. 🇲🇬🇲🇬
🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍👍
ndriii!!! mampalahelo! mahavaky fo! mampieritreritra hoe raha izaho no iharan'izao dia mba ahoana? soa fa mba samy miezaka mitady fivelomana ihany ireo olona! saingy eo foana ilay hoe ny hohanina anio tadiavina anio. misaotra ô!
Décevant comme analyse de la part de Kolo tv, feno fanavakavahana, tsara hazavain'i kolo tv hoe sur quel critère ny atao hoe construction ilicite version Kolo tv❓❓❓
Taorinan'ny cités des 67 ha, ambodin'isotry, ampefiloha, analamahitsy.... Tsy nisy fitondrana taty afara nanao logements sociaux.
Izany hoe tsy miahy sy tsy mitsinjo ny trano hialofan'ireo vahoaka ny fitondrana,
Koa rehefa tsy misy io tolotra trano io, dia samy mitady izay azony hialofana ny vahoaka.
Nahoana no enjehin'i Kolo tv amin'ity video ity ny bidon ville hoe construction tsy manara-dalana❓❓❓
TSARA JEREN'I KOLO TV IREO CONSTRUCTIONS ILLÉGALES MANODIDINA NY LAC N'NI MANDROSEZA
Raha resaka construction araky ny lalàna no hojerena dia mino zah fa ny 99% n'ireo construction dia tsy ara-dalàna.
Manaba alternatives omena ireo mponin'ny bidon ville ve i Kolo tv❓
ny tany ny madagasikara midadasika lehibe no la france ny arena kimbo ny tany manana isika fa ny akamoana no betsaka mbola averiko ny lehilahy koa tomponadrakitra fa tsy ny fajakana irery ianareo no mipalaka ireo vevavy fa tsy ny fajakana ny vevavy koa mba mahaiza mitondra tena fa tsy faly mampiseo vody dia ny akizy no mitondra ny fijaliana
+Elise Arthemise o ry liza a! mba vakio ity soratanao ,mampiseho inona tsara hoe ? Tsara ny manome ny heviny fa ilay eXpression ampiasainao tena vulgaire be, inona no vaovao ao Sous-charmont ao ?
Arena kibo tany tsy misy matoa nomeny vaza indépendance gasy
mahavoa antsika koa, efa tsisy mpiahy mbola miteraka foana! aiza no tsy voa maika mahantra! asa mahavoky ve ilay miteraka!
Mariny koa io fa maroloatra NY vaza sy karane ary Comoriens Chômeur midoko manjary tany sy Vary hoaniny gasy la tokony alefany ho eo@2019
Tena marina n voalazanao ,b loatra n Zaza ateraka nef n fivelomana ts ampy
resaka marina izany ny vevavy dia miteraka foana no atao ny fianana efa mafy ny lelahy tsy misaina ny taranaka no mijaly,amizao fotoana izao dia efa misy ny azo tsy hiterahana ny olona nimpetraka teny ambany vohitra lasa mimpetraka eny am bony vohitra daholo anao makorel sy matory tory faritany, fa maninona raha mamboly
Madagascar rehetra bidon ville
il n'a qu'à dormir une seule nuit dans les bidonvilles et se nourrir des restes de la décharge après il pourra parler à la télévision j'ai honte pour lui
Ra nijanona taminy vaza efa nandroso be Madagascar io feno building feno touriste tonga feno volo tsy nijaly sakafo gasy fa nanondrana
Marina tokoa izany fa ireo izay nitaky ny fahaleovan tena dia milentika daolo ,jereo Haïti tsy tafarina mihitsy . Indrisy mampalaelo e, izay mba mikasa hanao ny marina gadraina daolo.
Famotehana an Madagascar avo lenta no ataon ireo izay mitondra après l indépendance.