Za aloha olon-tsotra fa i Amiral Didier Ratsiraka ihany no hitako mahazaka hoe toerana Président République zany e!ary mbola kely za t@fitondrany fa itako tsara ny fiainana noho ny ankehitriny,indrindra ndrindra ny fiarahamonina,
Comparer à radomelina mm d’ici 60 a radomelina ne sera jamais à son hauteur 😂 pas de charisme ni d’intelligence radomelina be oeraoera nefa tsy hafaka 😂😂radomelina any ampaladian’i radomelina e 🤣faut reconnaître la vérité 🤣
Laza Fanilo Angaha tsy zakany betsonao ny inteligenceny Amiral Didier Ratsiraka Nareo zatsy akoholahy president Na ino vavanao Tsiranana sy Didier Ratsiraka meilleur president ny madagaskar Le rest president apres ny zay tsy mis y ilanazy
Appréciation de la situation... Il n'a même pas su le dire en malgache. Ce n'est pas lorsqu' il était au pouvoir qu'il mettait en place la malgachisation de l'enseignement ?
tsy hitako ny fandrosoana tamin'i andron-i Ratsiraka tao Mada fa amin'izao raha mandeha any Mada dia tahaka ny aty en France nisy fivoarana be dia be i Mada c'est un pays paradis vetivety foana dia efa tampitra ny sejour on trouve petit superet vraiment bien
Tena mba mila maka traikefa @ Gilbert Raharizatovo ny mpanao gazety ankehitriny.
Le meilleur de tous. Notre fameux amiral adoré.
c'est une leçon pour l'avenir
Za aloha olon-tsotra fa i Amiral Didier Ratsiraka ihany no hitako mahazaka hoe toerana Président République zany e!ary mbola kely za t@fitondrany fa itako tsara ny fiainana noho ny ankehitriny,indrindra ndrindra ny fiarahamonina,
Anay ny tany , anay ny FANJAKANA 🦍
io no tena Dadany ry Malagasy havana e. Vive Ratsiraka
Manaja ana Amiral Didier Ratsiraka
Intelektuel de Madagaskar
toujours couvrir ses arrières, leçon à retenir
(y) tsy mbola nisy relèv mihintsy aloha izy hatreto
Tena hita mintsy hoe olona tena zavatra ity amiral ratsiraka ity
Vrai Homme d'Etat irremplaçable
Comparer à radomelina mm d’ici 60 a radomelina ne sera jamais à son hauteur 😂 pas de charisme ni d’intelligence radomelina be oeraoera nefa tsy hafaka 😂😂radomelina any ampaladian’i radomelina e 🤣faut reconnaître la vérité 🤣
Nonnn je reprend radomelina any ampaladian’i ratsiraka kosa e
@@frantzyrakotonandrasana5019😂😂😂
hatreo aloh dia tsy misy filoha toa azy mintsy e
Arema
ankehitriny izy milaza oe(efa reraka aho)
Mba ho vanona
aleo ihany ratsiraka ka
Hafa ihany ny deba e .
Ehhhh, hisy ve supérieur ou égale @ nao Deba.
Tena mpanao politika ikoizana izy! fa amin'ny lafiny ratsy izany lazaiko izany: mpandainga, mpamono olona, mpandahatra resaka (tena hainy iny ary tsy misy mpanao politika gasy mahavoa azy hatreto, ny vazaha aza amidiny)! IZAY NO AZO AMBARA momba ity lehilahy ity. Mbola manohy manao izany asa ratsiny izany ny taranany sy ny fianakaviany ankehitrio.
Laza Fanilo
Angaha tsy zakany betsonao ny inteligenceny Amiral Didier Ratsiraka
Nareo zatsy akoholahy president
Na ino vavanao
Tsiranana sy Didier Ratsiraka meilleur president ny madagaskar
Le rest president apres ny zay tsy mis y ilanazy
iledauphine ambarao azy fa tsy hainy
Mampijaly miteny lay teny aminy teny gasy hoy anao Didier Ratsiraka , ary anao Filoha teo nongasinao fianarana, fitiavan-tena tafahoatra, tianao zany zanaka mpanambola foana no manam-pahaizana, fa Zanaka tantsaha tavela tantsaha satria tsy manam-bola mandoa ecolage, nefa Zanahary tsy nety nataony mahay foana ny zanaka tambanivolo. Mba mitsinjova ny madinika.
Rafilo Abiote
Mikapoakapoaky fahatany vavanao isoulent
Aza manao an' zany Enzo fa grève 1972 anie no nitaky NY fanagasiana e. Zay no nahamay NY lapan' NY tanana Antananarivo
Appréciation de la situation... Il n'a même pas su le dire en malgache.
Ce n'est pas lorsqu' il était au pouvoir qu'il mettait en place la malgachisation de l'enseignement ?
jkifé son styl davant!!
Même moi aussi
Mdrrr enrico ratsiraka !
mstil be lery a!!!taloha
izy aloha de nahavita be kosa e!
tsy hitako ny fandrosoana tamin'i andron-i Ratsiraka tao Mada fa amin'izao raha mandeha any Mada dia tahaka ny aty en France nisy fivoarana be dia be i Mada c'est un pays paradis vetivety foana dia efa tampitra ny sejour on trouve petit superet vraiment bien
Solenn Bellec
Ah bon
Nandroso ravalomanana
Rajako rajao hery tonta
Rehefa vava mantsy de hilio mazava
Tena olo manga ty rangahy ty
Ary tsy miova baina oa hihihi milay elah oa hahahaha
Mdrr
ny mapme de izy no nitondra tamin ilay socialisme exagérer hihi
C'est un homme bien mais hélas
Théorie fotsiny mipôpôka fa ny réalité zéro, firy taona anao teo tsy hita izay vitanao, mandrebireby vahoaka. Tsy ny malagasy rehetra no azo rebirebena. Faux diagnostique, c'est trop tard.
Lanto Rajoelison
Tsy zakany betsonareo fa tsy isy mitovy aminy Amiral Didier Ratsiraka intelingence vrai intelektuel
Fa tsy mitovy aminy reo akoho lahy mikakaoake Ravalomanana tsy isy ilanazy, hery tonta rajao rajako mampiainina
Isoulent bordel voyou de madagaskar reo ny akoho lahy mpamono olo tsy isy ilanazy
Mazava
Vive Amiral Didier Ratsiraka
Henrico ratsiraka mdrrr sosia akon tf1 lol tf1 mc kfc llol