Tena mahay izay nanoratra sy nandrindra an'ito film ito.Tena hoe voaresaka @ fomba mirindra tsara daholo ny corruption, ny gouvernance, ny genre! Tena tonga dia tafita be ny hafatra. Tena hoe tsara be. Ny hitako mety ho indro kely d kely d le izy contextualisé be hauts-plateaux fa na izany aza bravo!
Tena mahafaly tokoa fa miezaka mijery ny lesoka hifotony ny artiste malagasy izay modely eo amin'ny fiaraha-monina ary iany koa mpanabe ny fiaraha-monina amin'ny ankapobeny.Izao indrindra no tena faniriko ka ho maromaro tokoa anie ny artiste sy ny mpanakanto anaraka ny dianareo.Mankasitraka
Tiko rangah ty film ty a, n pilalao koa tsarabe daoly, l Ben'ny Tanàna moa ts lazaina tsony Lafatra rangah tsika gasy a, je suis fiére d'être Malagasy❤ Merci beaucoup f n l aretina aza lasa maivamaivana tsita oe lasa nakaiza zany😉
Tena tsara ilay film ity e. mankasitraka ny mpilalao sy ny mpamoratra. Ny teny vary amin'anana dia hita hoa natao fanahy iniana mba ho tsapan'izay manao azy ny tsy mahamety azy.
Zava misy izany. Vao mainka ary mahatsara an'ilay film satria milaza ny tena misy fa tsy mamorona. Tsy ilay film no ratsy fa ilay fomba fisainan'ireo manao teny vary amin'ananana.
Zay mitsy tompoko no tiana havoitra ao anatiny satria betsaka ireo Diaspora no mpanao anreny... fa mba personnage fotsiny ihany ny an'io ankizzy vavy io
Tena tsara b ilay film , fa tena tsy azoko mintsy oa ny gasy miteny otrany molantolanto hita b Fa amboarina ilay miteny , tena mandreraka b ry reto Fa Mba mitenena tsotrizao an bref.....
Tena mahay izay nanoratra sy nandrindra an'ito film ito.Tena hoe voaresaka @ fomba mirindra tsara daholo ny corruption, ny gouvernance, ny genre! Tena tonga dia tafita be ny hafatra. Tena hoe tsara be. Ny hitako mety ho indro kely d kely d le izy contextualisé be hauts-plateaux fa na izany aza bravo!
Tena mahay ohambolana monsieur Rajao , misaotra betsaka nizara tompoko tena mahafinaritra professionnel
Tsara be, zany ka horonan-tsary Malagasy, mankasitraka e!
Mahafinaritra ireo tanora ! Mankasitraka 👍
Tsara ny paysage. Hafa ihany ny lokontany Malagasy. Manjabe sy bogosy ny mpilalao. Misaotra ny mpanoratra ê. Hevitra-TERABARY ê
Izay ahay mba film gasy tsara
Tsara ary mendrika aparitaka, isaorana ireo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka. Singanina manokana @ izany ny GIZ/Prodecid
Mankasitra ny mpilalao rehetra fa tena tsar be ny video 👏👏👏
Makasitraka madm le Aina na madm.le mera f tena vofehanw le izy ka👍, ary tena le mera toku enw , lesona azo raisina mihnts
tena tsara le film. isan'ny film malagasy ahafahana mampita hafatra lehibe.. misaotra indrindra ny mpilalao
Zah nge wa marary fo ee kkkkk, tsara be 😂😍
Hahahaha drôle fa tsara be
le voyons aloha imbediabe loatra mverna!sa ra ts zay v otran ts avany andafy zany ;p fa tsara ilay izy d tsara ialana ilay vary amin'anana
Mankasitraka ny mpandray anjara reetra..tafita 100 isan 100 ny hafatra..voyons..ha3..merci
Tsara ilay tantara fa le voyons be loatra , manimba sofina be , B loatra kle
Misaotra nizara fa tsara be 😍
Tena mahafaly tokoa fa miezaka mijery ny lesoka hifotony ny artiste malagasy izay modely eo amin'ny fiaraha-monina ary iany koa mpanabe ny fiaraha-monina amin'ny ankapobeny.Izao indrindra no tena faniriko ka ho maromaro tokoa anie ny artiste sy ny mpanakanto anaraka ny dianareo.Mankasitraka
tena tsara be , raha mba ohatrizany tokoa no misy dia handroso miaraka i gasikara sy ny mponina ao aminy
Tiko rangah ty film ty a, n pilalao koa tsarabe daoly, l Ben'ny Tanàna moa ts lazaina tsony Lafatra rangah tsika gasy a, je suis fiére d'être Malagasy❤
Merci beaucoup f n l aretina aza lasa maivamaivana tsita oe lasa nakaiza zany😉
Tena tsara ilay film ity e. mankasitraka ny mpilalao sy ny mpamoratra. Ny teny vary amin'anana dia hita hoa natao fanahy iniana mba ho tsapan'izay manao azy ny tsy mahamety azy.
lay manao melange teny malagasy sy frantay kosa tsy milay, marina fa any an dafy lay olona fa mba tazomy ny maha malagasy anao ee
Tena tsara fa mankasitraka fa tamty zaho vo naatsikaritra izany oe n ankamaroan nom sur scene tena anarany mpilalao avokoa,
Tena tsara fa lay teny vary amin'anana mamizana be.
Mankasitrakee mafinaritra ❤❤❤
Voyons tsy misy farany hihihih
Mankasitrak tompoko, misotre 🙏🙏🙏!
misaotra fa tsara ny tantara fa somary nanimba sofina fotsiny ilay teny vary amin'anana e!
Tsara lotra merci beaucoup
Hafa ihany ny matianina ,miaina tsara lay horonan tsary
Mankasitraka ee🤝🤝🤝
Ok!
Bravo GIZ
Mais voyons....mverina fona
Ulouh sedera zah kony gaga ay
Hihihi oui voyons 😂
Ulouh Sedera ? b
Ulouh Sedera
Tena tsraa ilay film 🥰fa saingy mandreraka kosa aloha le voyons an tena be loatra , voyons voyons 🤪🤣🤣🤣
hita mintsy ndria hoe gasy mahay mamaofy akondro
Mankasitraka be dia be fa mahafinaritra sady tena misy lesona
Tena tsara betsaka azo sidihina azahoana miasa hoany tany ndrazana misaotra betsaka tompoko
Mankasitraka ##Rajao
Mankasitrakee fa tena afa po eeee
Tsara be ,mankasitraka oo
Tsara be eeee
Tsara be mankasitraka oooooooo
tsara be!! mankasitraka
Misaotra e!
Mahafinaritra ooo tiako be daholo nareo rhtra
Mankasitraka ô tsara sady mampome 😂😂
tena marina tokoa zany, misaotra e
Zah nge marary fo eee 😂😂😂😂😂😂
Manja b daol le sipa annn !!!!
Mankasitra fa tena tsara , be n leson azo raisina
Makasitraka e!
mankasitrak f ten tsar mis hafatr bdb
Kitay menaka be le entreprise ao kkkkkkkkkkkkkkkkkkk milay an
ao tsara leroa an
Misaotra e !
Merci GIZ
Un grand merci à toute l'équipe de Tatatata Production
Tafita ny hafatra, maromaro ny toy izao.
Tsarabe
Tsra be le tantara fa le olona miteny vary @anana no naharatsy azy
Misy ho tsakoinireo tia koly2 io misaotra ee
Shortcut 10:10
20:48
👍👍👍
Mankasitraka Tompoko
voyons 😂😂😂😡😡
Et voyions!!!!kkkkkkkkkkk
TIko ehhhhhhhhhh
Za zany de gaga mihitsy Oe refa mipetraka ela aty ivelany vé de tsy afaka miteny gasy madio ry voyons...
Lasa simba le film...pfff
Everiko zah rery no mahatsapa anizy zany, tsy te iteny gasy, amizay anie de imehezany olona eo kkkkkk
Zava misy izany. Vao mainka ary mahatsara an'ilay film satria milaza ny tena misy fa tsy mamorona. Tsy ilay film no ratsy fa ilay fomba fisainan'ireo manao teny vary amin'ananana.
Fanahy iniana ao anaty scénario mihitsy ilay izy tompoko ô.
Zay mitsy tompoko no tiana havoitra ao anatiny satria betsaka ireo Diaspora no mpanao anreny... fa mba personnage fotsiny ihany ny an'io ankizzy vavy io
@@diotramaharonjato1853 Hazavao tsara mihitsy e :p
Tsara ka
Manaona o!
tsara
Tsara ka!
Hooo! 😂
Tena tsara b ilay film , fa tena tsy azoko mintsy oa ny gasy miteny otrany molantolanto hita b Fa amboarina ilay miteny , tena mandreraka b ry reto Fa Mba mitenena tsotrizao an bref.....