- 52
- 147 071
ProDéCID GIZ
Приєднався 7 жов 2017
Відео
Spot vidéo Fiscalité locale sous titré
Переглядів 662 роки тому
Spot vidéo Fiscalité locale sous titré
Spot de sensibilisation fiscale sous titré
Переглядів 62 роки тому
Spot de sensibilisation fiscale sous titré
Débat sur la décentralisation avec la LPDE
Переглядів 1052 роки тому
Débat sur la décentralisation avec la LPDE
Tetipanorona Adihevitra_Fitsipika sy lalàna
Переглядів 1073 роки тому
Tetipanorona Adihevitra_Fitsipika sy lalàna
Tetipanorona Adihevitra_Ny vehivavy sy ny fampandrosoana ifontony
Переглядів 2903 роки тому
Tetipanorona Adihevitra_Ny vehivavy sy ny fampandrosoana ifontony
Tetipanorona adihevitra_Kaominina miady amin'ny kolikoly
Переглядів 2243 роки тому
Tetipanorona adihevitra_Kaominina miady amin'ny kolikoly
Spot vidéo Fiscalité locale sous titré
Переглядів 843 роки тому
Spot vidéo Fiscalité locale sous titré
Tetipanorona Ep8 Servisim panjakana
Переглядів 4,6 тис.3 роки тому
Tetipanorona Ep8 Servisim panjakana
Tetipanorona Ep 6 Hozatry ny fiainana
Переглядів 2,5 тис.3 роки тому
Tetipanorona Ep 6 Hozatry ny fiainana
Tetipanorona Ep5_Miara mamafy dia miara mijinja
Переглядів 4,7 тис.4 роки тому
Tetipanorona Ep5_Miara mamafy dia miara mijinja
Tetipanorona_débat _La représentation effective et efficace des intérêts des CTD au niveau national
Переглядів 2104 роки тому
Tetipanorona_débat _La représentation effective et efficace des intérêts des CTD au niveau national
Mahafinaritra ireo tanora ! Mankasitraka 👍
Tetipanorina
Ity mihitsy ilay tsy ampy amintsika eto Madagasikara. Samy may mitaky ny anjarany (zonay zonay eee) fa tsy mahay manao izay asa ta deivy azy(ny tsy maintsy atao). Toy izany koa ny mpitondra. Fa alohan'izany sorohy ny kolikoly
Mankasitraka amin'ny ohatra fampivoarana asehonareo. Raha ampahaefan'ny commune eto Mada no manao izao dia ho tafavoaka isika. Rah te hampandroso tokoa dia mila mpitondra tahaka izao aseho amin'ny video izao. Asaina mandray anjara ihany koa ny olona amin'izay miaraka tompon'andraikitra ka samy sarotiny amin'ny fikajiana ny asa vita satria samy nisahirana nanagana azy.
Tena marina n'y teninao madame le Maire tao aminy Ep 6 n'y vola dia tena hilaina, nefa n'y ponina Dia mari no tena manhatra ,koa tokony n'y commune no miheritreritra n'y tokony hatao hoatra tsimba tsara ve raha manodina orinasa n'y mpiasa bureau n'y commune tohiny Taxis brosse n'a mihompy kisoa n'a mamboly vola miditra hoany Commune izany fa tsy vitany miandry n'y vola n'y impôt sur le revenu ou taxe d'habitation misaotra betsaka nizara tompoko
Tena hilaina any mada mihintsy n'y tanora vita fianarana toanareo rehetra ireo,fa aza hatao cinéma fotsiny merci beaucoup pour votre partage
Misaotra betsaka fa tena mahafinaritra bé n'y films merci beaucoup
Tena tsara fa mankasitraka fa tamty zaho vo naatsikaritra izany oe n ankamaroan nom sur scene tena anarany mpilalao avokoa,
Mankasitraka antsika rehetra pandray anjara o,fa tena mahafinaritra bé,sady tety aminay commune misy anay mintsy no nanatontosana ny rakitsary,enganie mba ho tafita soa aman-tsara amin'ireo olona pitantana pitondra eny anivon'ny commune manerana an'i madagasikara,na ny sehatra rehetra miankina na tsy miankina @fanjakana,ny hafatra sy lesona tina ampitaina ao anatin'ny rakitsary,handroso tokoa i madagasikara raha toy zany tokoa no ho ataon''ny tsirairay avy, olona akaiky sy piaramiasa aminareo hany ny tenako
Tena mila beazina ny olona mahakasika ny atao hoe fananan iombonana sy ny fitsipika natao handrindra ny fampiasana azy ireny. Mila tsapany fa miatraika @ fiainany andavan'andro ny fandohavany hetra sy ny fanajany ny fananana iombonana.
Bravo !
Flavio
Misaotra betsak oo. hita fa tena mahay nareo mpilalao rehetra. 💖💖💖
merci
Tsara dia tsara ity programa ity raha tonga any amin'ireny commune rehetra ireny. Indrindra ireo any Ambanivohitra. Tena misaotra anareo fa mahaliana. MIla mianatra mikarakara sy mahaleotena fa tsy mampivoatra ny miandry fanampiana lava
Tsy ampy revy mbola anambady zaza tsy ampy taona 😃
Ny tany manana ny hasiny
voyons 😂😂😂😡😡
Tsara be, zany ka horonan-tsary Malagasy, mankasitraka e!
Tena tsara ilay film ity e. mankasitraka ny mpilalao sy ny mpamoratra. Ny teny vary amin'anana dia hita hoa natao fanahy iniana mba ho tsapan'izay manao azy ny tsy mahamety azy.
hita mintsy ndria hoe gasy mahay mamaofy akondro
tena tsara le film. isan'ny film malagasy ahafahana mampita hafatra lehibe.. misaotra indrindra ny mpilalao
Tsara ilay tantara fa le voyons be loatra , manimba sofina be , B loatra kle
Mankasitra ny mpilalao rehetra fa tena tsar be ny video 👏👏👏
Tena mahay ohambolana monsieur Rajao , misaotra betsaka nizara tompoko tena mahafinaritra professionnel
Mankasitraka ny mpandray anjara reetra..tafita 100 isan 100 ny hafatra..voyons..ha3..merci
Tiko rangah ty film ty a, n pilalao koa tsarabe daoly, l Ben'ny Tanàna moa ts lazaina tsony Lafatra rangah tsika gasy a, je suis fiére d'être Malagasy❤ Merci beaucoup f n l aretina aza lasa maivamaivana tsita oe lasa nakaiza zany😉
Tsara ary mendrika aparitaka, isaorana ireo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka. Singanina manokana @ izany ny GIZ/Prodecid
Tsara ny paysage. Hafa ihany ny lokontany Malagasy. Manjabe sy bogosy ny mpilalao. Misaotra ny mpanoratra ê. Hevitra-TERABARY ê
👍👍👍
Mankasitraka ô tsara sady mampome 😂😂
mankasitrak f ten tsar mis hafatr bdb
Tsara lotra merci beaucoup
Mankasitraka Tompoko
Tsara be eeee
Mankasitrakee mafinaritra ❤❤❤
lay manao melange teny malagasy sy frantay kosa tsy milay, marina fa any an dafy lay olona fa mba tazomy ny maha malagasy anao ee
Hooo! 😂
Shortcut 10:10
20:48
Tena tsara b ilay film , fa tena tsy azoko mintsy oa ny gasy miteny otrany molantolanto hita b Fa amboarina ilay miteny , tena mandreraka b ry reto Fa Mba mitenena tsotrizao an bref.....
Mankasitraka ##Rajao
Izay ahay mba film gasy tsara
ao tsara leroa an
Misaotra e !
Tsarabe
tena marina tokoa zany, misaotra e
Tena mahay izay nanoratra sy nandrindra an'ito film ito.Tena hoe voaresaka @ fomba mirindra tsara daholo ny corruption, ny gouvernance, ny genre! Tena tonga dia tafita be ny hafatra. Tena hoe tsara be. Ny hitako mety ho indro kely d kely d le izy contextualisé be hauts-plateaux fa na izany aza bravo!
Voyons tsy misy farany hihihih
Et voyions!!!!kkkkkkkkkkk
Tsra be le tantara fa le olona miteny vary @anana no naharatsy azy
Mankasitra fa tena tsara , be n leson azo raisina
Makasitraka e!