Tena marina ny anao Faharo, ny sasany tonga eo @ plateau manenjika olona fotsiny, hoatra ry Paul mpody sy petty R, s'y ny tariny, iza moa izy ireo jugé ny sasany, mankasitraka Faharo merci.
Monsieur Faharo mieux que ingahy Paul mpody miresaka, mazava daholy ny fahazavany. Tsy hoatra sasany izay manaratsy politique sur le plateau. Merci dia mankasitraka
Ramose Faharo toa tsy manana tanjona ho an ny firenena sy ny vahoaka ary ny tontolo iainany ! Manaiky izy fa n inona na inona ataon ny mpitondra dia tsy ho hahafona ny krizy ! Misafotofoto be krizy na ny fandaharan teniny aza ! Adala ve ny investisseurs ho ambakainao ! Mitapimaso manolona ny mpanodrana ny harem pirenena koa izy !
mitovy ny fitondrana ny fiangonana sy fitondrana politika @ntsik any M/car.Fiainam-pirenena io taratra fiainam-piangonana.Ef voahozo sy olona ts tan-dalana ny Gasy.
Marina be zany Faharo a!le hvm de mihevitra ny vahoaka ho vendrana mihitsy...Rakotovao zay teneninao zany fa izy hon no maro an'isa de 18 no seza azony de tena ts menatra le lehiben'ny hvm...tss resaka fa ts manaiky ny vahoaka fa MIALA reo ministra ny hvm reo
Vahaolana ry Njaka anontaniana voalohany fa tsy fitantarana zao olana ,s'y fofotongolo efa depuis longtemps zao za,,hihena NY vahiny tong'ao @tvplus raha tonga de vahaolana no angatahanao amin'ny vahiny,,,NY olana resahinao journaliste, an'ny vahiny NY valiny,,toa manaona apamoaka s'y mikatokatoka nefa efa teo aloha de teo aloha,,,ssshh!
Tsy Mila bla bla bla fa ny tokony ampandroso sy ampilamina an’ny Madagascar no ilaina , HVM , TIm , MAPAR miala tsy miditra @ fiainam- pirenena intsony dia milamina I Madagascar ary miverina Nosy Maintso paradisa ( ataovy averin’ny zareo daholo n vola izay namarotany tanindrazana fa magadascar tsy amidy ) ho an’izay olom- baovao hitondra ny sinoa sy ny karana koa miala daholo fa mandoto tanana lasa isika tompony ndray no mangataka antony aiza koa atramin’ny AIRPORTS aza efa lafo , zany rehetra avy ireo daholo . MAMPALAHELO
ny olona otriny tony anie no tena marina noho teneniny e fa tsy reto panao politique nkibo reto manabe kibo fotsiny sy mameno paosy ,samy manao zay saipatany otriny rivo rakotovao
AZA MAPITOVY NY FIRENENA EUROPÉEN AMIN'NY FIRENENA MALAGASY IANAO RA ZOKY!!!!!NY FIRENENA MANDROSO DIA AMIN'NY ALALAN'NY FIFIDIANANA NO MAHALANY NY OLOBOAFIDY ARY TSY MISY HALABATO FA MANGARAHA TANTERAKA, ARY NY ETO DAGO MANAO AHOANA MANAO COUP D'ÉTAT DIA MAHAZO FITONDRANA TSY VOAFIDIMBAHOAKA FA TONGA DIA LASA FILOMPIRENENA TAMPOKA ,35 TAONA NO NIPETRAHAKO TANY ANDAFY TSY MBOLA NAHITA IZANY NY MASOKO,FAHAROA TSY MISY MANAKANA NY OLOMPIRENENA TSY HANANKARENA ,FA AVY AMIN'NY HATSEMBOHANAO RO TOKONY HAMPANAKARENA ANAO FA TSY AVY AO ANDAMOSIN'NY VAHOAKA MADINIKA SY AO AMIN'NY KITAPOMBOLA MPANJAKANA RO HAODINA ETSY SY EROA ...ARY HONO HOA MBA AIZA DAHOLO NY DEPIOTE N'NY MAPAR TEO AMIN'NY 13 IRENY ???TSY MISY MIPOITRA EO INTSONY NA NY IRAY AZA !!!KANEFA ARAKAN'NY VOALAZANDRIZAREO TEO AMBOALOHANY DIA HOE "TONGA ETO IZAHAY SOLOMBAVAMBAHOAKA HANAO TATITRA AMIN'NY VAHOAKA !!!ZONAY NY MANAO IZANY AMIN'NY MAHA SOLOMBAVAMBAHOAKA ANAY HOIZY ZAREO "!!!!!REHEFA NAHAZO TOERANA IZAY NOTADIAVINDRIZAREO IZAREO IRETO DIA FOANADRIZAREO 13MAY TSY MISY HITA INTSONY RY ZAREO !TENA MAMPIESONA NY VAHOAKA FOTSINY IZAO,TENA MAPIHOMEHY BE ILAY SARIMIHETSIKA....ARAKAN'Y TENIN'INGAHY PETY RAKOTONIAINA IZAY HOE "TENA MIHEVITRA NY VAHOAKA MALAGASY HO SANANA VE IANAREO IREO"???NY TENA MAMPALAHELO DIA IREO VAHOAKA ATAO SORONA MATIMATY FAHATANY .. NOHON'NY FITIAVANTENAN'IRETO MPANAO SARIMIHETSIKA.
VIVE COLONEL FAHARO, candidat présidentiel en 2013
Tena marina ny anao Faharo, ny sasany tonga eo @ plateau manenjika olona fotsiny, hoatra ry Paul mpody sy petty R, s'y ny tariny, iza moa izy ireo jugé ny sasany, mankasitraka Faharo merci.
Merci mr faharo franco directe pas de langue de bois
Monsieur Faharo mieux que ingahy Paul mpody miresaka, mazava daholy ny fahazavany. Tsy hoatra sasany izay manaratsy politique sur le plateau. Merci dia mankasitraka
Tena mankasitraka anao Atoa FAHARO mazava ny tianao ambara
Misaotra hono me Hanintra aa!!ozy député Faharo...hay ve hono ka manana vehivavy mahery fo i M/kara.
Mahafinaritra ahy n fanehoan-kevitry Faharo: mazava, mahitsy, tsy miolakolaka, tsy miafinafina.....Tsy d mahamonamonaina ny mihaino azy. Misaotra Faharo a!
hors sujet anao Faharo!!!!!!!!!!!
Mankasitraka anao Andriamato Faharo, tena ilaina ny miteny ny tsy mety ataon'ny fanjakana indrindra ity HCC ity
Avoaho daholo ny hevitr'izay rehetra manan-kevitra, vonona handray anao ny tvplus.
Ramose Faharo toa tsy manana tanjona ho an ny firenena sy ny vahoaka ary ny tontolo iainany ! Manaiky izy fa n inona na inona ataon ny mpitondra dia tsy ho hahafona ny krizy ! Misafotofoto be krizy na ny fandaharan teniny aza ! Adala ve ny investisseurs ho ambakainao ! Mitapimaso manolona ny mpanodrana ny harem pirenena koa izy !
Dépité novidiana daholo reo an'i hvm reo fa ts maro an'isa reo..0% député ny hvm
mitovy ny fitondrana ny fiangonana sy fitondrana politika @ntsik any M/car.Fiainam-pirenena io taratra fiainam-piangonana.Ef voahozo sy olona ts tan-dalana ny Gasy.
Marina be zany Faharo a!le hvm de mihevitra ny vahoaka ho vendrana mihitsy...Rakotovao zay teneninao zany fa izy hon no maro an'isa de 18 no seza azony de tena ts menatra le lehiben'ny hvm...tss resaka fa ts manaiky ny vahoaka fa MIALA reo ministra ny hvm reo
marina daolo zany rangahy ,fa de foronina fotsiny marina raha eto mdg
Otranio gnana gne tiako mahitsy fiteny
Vahaolana ry Njaka anontaniana voalohany fa tsy fitantarana zao olana ,s'y fofotongolo efa depuis longtemps zao za,,hihena NY vahiny tong'ao @tvplus raha tonga de vahaolana no angatahanao amin'ny vahiny,,,NY olana resahinao journaliste, an'ny vahiny NY valiny,,toa manaona apamoaka s'y mikatokatoka nefa efa teo aloha de teo aloha,,,ssshh!
Tsy Mila bla bla bla fa ny tokony ampandroso sy ampilamina an’ny Madagascar no ilaina , HVM , TIm , MAPAR miala tsy miditra @ fiainam- pirenena intsony dia milamina I Madagascar ary miverina Nosy Maintso paradisa ( ataovy averin’ny zareo daholo n vola izay namarotany tanindrazana fa magadascar tsy amidy ) ho an’izay olom- baovao hitondra ny sinoa sy ny karana koa miala daholo fa mandoto tanana lasa isika tompony ndray no mangataka antony aiza koa atramin’ny AIRPORTS aza efa lafo , zany rehetra avy ireo daholo . MAMPALAHELO
Marigny zany Faharo anao tena olona madiniky
ny olona otriny tony anie no tena marina noho teneniny e fa tsy reto panao politique nkibo reto manabe kibo fotsiny sy mameno paosy ,samy manao zay saipatany otriny rivo rakotovao
Hihaino Histo-Géo ve Njaka aahII Atoa Faharo efa betsaka ireo nandalo teto mitovy firesaka hoatranao miangavy re Tompoko zovy izay nanasana anao. Bla bla.. be laotra.
AZA MAPITOVY NY FIRENENA EUROPÉEN AMIN'NY FIRENENA MALAGASY IANAO RA ZOKY!!!!!NY FIRENENA MANDROSO DIA AMIN'NY ALALAN'NY FIFIDIANANA NO MAHALANY NY OLOBOAFIDY ARY TSY MISY HALABATO FA MANGARAHA TANTERAKA, ARY NY ETO DAGO MANAO AHOANA MANAO COUP D'ÉTAT DIA MAHAZO FITONDRANA TSY VOAFIDIMBAHOAKA FA TONGA DIA LASA FILOMPIRENENA TAMPOKA ,35 TAONA NO NIPETRAHAKO TANY ANDAFY TSY MBOLA NAHITA IZANY NY MASOKO,FAHAROA TSY MISY MANAKANA NY OLOMPIRENENA TSY HANANKARENA ,FA AVY AMIN'NY HATSEMBOHANAO RO TOKONY HAMPANAKARENA ANAO FA TSY AVY AO ANDAMOSIN'NY VAHOAKA MADINIKA SY AO AMIN'NY KITAPOMBOLA MPANJAKANA RO HAODINA ETSY SY EROA ...ARY HONO HOA MBA AIZA DAHOLO NY DEPIOTE N'NY MAPAR TEO AMIN'NY 13 IRENY ???TSY MISY MIPOITRA EO INTSONY NA NY IRAY AZA !!!KANEFA ARAKAN'NY VOALAZANDRIZAREO TEO AMBOALOHANY DIA HOE "TONGA ETO IZAHAY SOLOMBAVAMBAHOAKA HANAO TATITRA AMIN'NY VAHOAKA !!!ZONAY NY MANAO IZANY AMIN'NY MAHA SOLOMBAVAMBAHOAKA ANAY HOIZY ZAREO "!!!!!REHEFA NAHAZO TOERANA IZAY NOTADIAVINDRIZAREO IZAREO IRETO DIA FOANADRIZAREO 13MAY TSY MISY HITA INTSONY RY ZAREO !TENA MAMPIESONA NY VAHOAKA FOTSINY IZAO,TENA MAPIHOMEHY BE ILAY SARIMIHETSIKA....ARAKAN'Y TENIN'INGAHY PETY RAKOTONIAINA IZAY HOE "TENA MIHEVITRA NY VAHOAKA MALAGASY HO SANANA VE IANAREO IREO"???NY TENA MAMPALAHELO DIA IREO VAHOAKA ATAO SORONA MATIMATY FAHATANY .. NOHON'NY FITIAVANTENAN'IRETO MPANAO SARIMIHETSIKA.
ny president amizao fotoana izao ihany no navita nanarina ny firenena tao anatin'ny krizy lavareny izay napetraky ny tsy maty manota
Misaotra betsaka ragnandria @fanehoan kevitra,maromaroa gny sahy mijaka akora anao io.Lonoky ho lava velogna.