EMISSION SPECIALE DU 11 AVRIL 2018 FAHARO Ratsimbalison BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 2 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 73

  • @jeanneforest9463
    @jeanneforest9463 6 років тому +2

    On a besoin de plusieurs hommes comme vous pour avancer le pays! merci d’être vous même!

  • @VaovaoMalagasy
    @VaovaoMalagasy 6 років тому +1

    Misaotra betsaka Mr Faharo.😍😍😍😍😍😍

  • @tojohasinaharilantorasamoe8554
    @tojohasinaharilantorasamoe8554 6 років тому

    Tena miavak enw Mr Faharo...Na ts sahirana aza mihaino anle dialect dia azok tsar ian le ny fanazavanao..Ten marina dol...Merci

  • @mariemotomena4719
    @mariemotomena4719 6 років тому

    Merci.PAPA fa ihao aloha siagnano polika akora anao miis ka .mahabe fahavalo.

  • @rija612
    @rija612 6 років тому +3

    Respect a vous mon Colonel

  • @nirinamanitrarakotozandry5769
    @nirinamanitrarakotozandry5769 6 років тому

    za manonkana dia midera ny col Faharo!!! tena mahitsy fiteny @maha miaramila azy!! tsy mena-miteny, nampiavaka azy mihitsy izy io tao @assemblé nationale t@ fotoana androny!!!!! na dia tsy dia nahaliana ahy loatra aza ny politika t@zany dia mmiandry mihitsy ah ny zvt hoteneniny tao @ assemble tao!!

  • @malalaandriantsaraharifara2456
    @malalaandriantsaraharifara2456 6 років тому

    Mahay miresaka daholo eo ambony latabatra fa rehefa tonga eo amin'ny fitondrana dia tsy misy vita ny zavatra izay noresahina !!!

  • @38hari
    @38hari 6 років тому

    Tena marina ny ambaranao fa ny mpanao politika no lohalaharana ho any @ afobe raha tsy miala @ ratsy fanaony.Mahafinaritra fa tokony mba asain'ny Tv plus @ dondresaka hifanatrika @ HVM hianao fa mahalina ary mahafinaritra ary mahitsy ny fiteninanao ,ho fanitsina ny meloka.

  • @meiyouyihan4599
    @meiyouyihan4599 6 років тому +1

    interessant be ty ranga ty ! bravo ramose an, ra ndray andro afaka mifakahita dia mbo mafinaritra miresaka aminao fa be dia be ny zavatra marina notenenao.

  • @ct1mdh697
    @ct1mdh697 6 років тому

    tony le mpanao politika efa mampi-te-hangery ny tavany, tony ny nanapotika cabine telephonique tany am district-ny, ny hadondronan'ny olona no fivelomany, zao efa mihavery fa misy mivoatra ny olona any dia efa manakisaka azy. otran'ny milelaka daolo mantsy ny commentaire hitako ato.

  • @lilaletessier1485
    @lilaletessier1485 6 років тому

    Ny raha hangatahinay malagasy de ny hinam-bary mianatra zay aloha ny kely indridra .merci monsieur

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 6 років тому +2

    Bravo Monsieur, vos dires et commentaires sont justes et sans langue de bois.

  • @njevarandriamanantenasoa3070
    @njevarandriamanantenasoa3070 6 років тому +1

    Mankasitraka ny amin'ny fahitsiana!

  • @nirinahoulder1638
    @nirinahoulder1638 6 років тому +1

    mankasitrak e! atsip n ten any am-pon'mahalala...

  • @falitianarabemananjara5213
    @falitianarabemananjara5213 6 років тому

    RAHA MAHATSIARO TENA TOA ANAO DAHOLO NY REHETRA AMPINDRAMIM-PAHEFANA DIA EFA LASA LAVITRA NY FIRENENA

  • @rafaralahypatrice8514
    @rafaralahypatrice8514 6 років тому +2

    makasitraka RdReny FAHARO.

  • @hermannrabemananjara595
    @hermannrabemananjara595 6 років тому +2

    tsara ny fanazavanao kolonely,maromaroa tahaka anao @ fomba fanehoankevitra,mazava sady mahitsy ka mora azo tanteraka!

  • @afrohuman5902
    @afrohuman5902 6 років тому

    MISAOTRA ANAO ZOKY RAY FAHARO, HO ELA VELOGNA ANAO :)

  • @rianarasoarimalalariana8397
    @rianarasoarimalalariana8397 6 років тому

    Mangataka n TV plus mba hapiakatra azy don desaka f tena mafinaritra izy, antemoro tsy mahadigny raha hoela, mankasitraka Ragnandria f de afapo tkotry ahay toy k

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 6 років тому

    Misaotra ny Tv Plus nanasa io ray aman-dreny io fa tena nahaliana sy nahitsy tanteraka ny fanazavàna natolony, isaorana manokana anao tompoko... hany ka toy ny indray mipi-maso ny fotoana niarahana dia nifarana sahady. Ilaina ny toy izao ahafantarana ny tena zava-misy ... Koa mangataka amim-panajàna ny Tv Plus izahay mpanaraka ny fandaharana ny mba hanasàna ity olobe ity hiatrika ny fandaharana DON-DRESAKA manokana (spécial) @ fotoana maha-haingana azy ka irariana mba ho vahiny avy @ andaniny no hifandona aminy, @ zay inoana fa hahaliana tanteraka izany fotoana izany. Angatahana ihany koa @ io ny hanalavàna kely ny faharetan'ny fandaharana mba ho afa-po na ny Mpiatrika na ny Mpanatrika ... Misaotra tompoko.

  • @itodyreafassah9751
    @itodyreafassah9751 6 років тому +2

    Mazava tsara ny raha rehetra tsy misy diso na iray aza. note parfaite = 20/20.

  • @sergeghislq1156
    @sergeghislq1156 6 років тому +3

    mahaliana no mampiomehy le miheno azy,mafnaritra ka mb magataka ny tv+ ampiakaro don dresaka izy e!

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 6 років тому

    Inona no tadiaviny MIKEA,??? Valiny= Ho velona ao @ taniny:Morombe,M/KARA;

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 6 років тому +2

    Vo manomboka de efa hita fa olona mandinika lalina sy feno fahendrena ianao Andriamatoa Faharo.
    Misimisia ny Ray amandreny hoatra anao. Olona manana fahendrena sy fisainana hoatra izao no tokony hasainy télévisions matetika fa tsy ireo mpanao politika maivandoha tia vola, voavidimbola.

  • @mahsgdhdhhdhd4333
    @mahsgdhdhhdhd4333 6 років тому +2

    Misaotra anao baba.Hainao soa ny olana.

  • @rianarasoarimalalariana8397
    @rianarasoarimalalariana8397 6 років тому

    Tena zavatra marina avokoa TSS lavina fa de ao Atra hitsara azy fa n vahoka majinika TSS afaka manotra fa n fahefana azony voay avokoa

  • @raharinosysissy4172
    @raharinosysissy4172 6 років тому +2

    Taraiky foana vao tonga saina izay olona mitondra eo! Désole

  • @marotiadodsonnozara1321
    @marotiadodsonnozara1321 6 років тому +1

    Mankasitra e!

  • @dood587
    @dood587 6 років тому +1

    """.... Tsy misy pasoka dômy zany fa tsy maintsy mitelina " double 6 "raha manao vinany !..."" raha ianao no MITONDRA .. Mankalaza e !

  • @urbintsizohie3440
    @urbintsizohie3440 6 років тому +1

    Fangatahana ihany no ataonay mpanaraka ity fandaharana ity.
    Alefaso manao don-dresaka io RAD io fa manana zvtr tiany ho resahina izy. Tsy ampy akory ilay ora iray fa mbol te ihaino avao zahay.

  • @eliezedeck
    @eliezedeck 6 років тому

    Tiako eh!

  • @raberomeo4630
    @raberomeo4630 6 років тому

    Mankasitraka @ fijoroana milaza ny zava-misy ankehitriny mon Colonel( col. tsy mitsitsy t@ zany andro izany).

  • @CydoRaveloson
    @CydoRaveloson 6 років тому +4

    Efa vitsy ny olo-marina sy mahitsy toa anao amin'ity Firenena ity

  • @juanitoramisa4769
    @juanitoramisa4769 6 років тому +1

    Mazava! Tout est dit. Zany no tena mahay mamakafaka n zava-misy. Zzao mintsy no tokony asaina manao don-dresaka. Fa tsy n sasany hiaro be fahatany HVM fotsn fa tsisy argument matanjaka. Tsy hoe tsy fitiavana HVM fa ratsy kokoa ity 5 taona farany ity na d samy ratsy daol aza n fitondrana nifandimby teo. Kolikoly trop, insécurité trop, PPN trop..... trop daol e. Nef mbol arovana fona oe miasa mahavita misandratra.

  • @holly2175
    @holly2175 6 років тому +1

    Misaotra tompoko oh. Maromaroa ny toa anao ! Midera tanteraka anao

  • @robertjosephrakotoniaina9664
    @robertjosephrakotoniaina9664 6 років тому

    karakôry valy e? mafana marô resakinao ty levaly!!!!

  • @clararaharisoa8490
    @clararaharisoa8490 6 років тому +2

    Milatsaha ho candidat ianao Ray amandreny fa vonona hanohana izahay, ataontsika gratuit ny propagandy , ianao lay Kadafi ntsika

    • @christopheraoelina1401
      @christopheraoelina1401 6 років тому

      Respect mon colonel tsy ahita vahiny handevina n'y volany éto gasikara isika fa isika no tokony hamboly izany mba hialofantsika indray andro any

  • @ignacerandrianjanoro9327
    @ignacerandrianjanoro9327 6 років тому +1

    Ataovy daholo ny litanin'ny zavatra tsara sy ratsy mon colonel , tena misaotra anao,

    • @dolphelegrand1820
      @dolphelegrand1820 6 років тому

      Misaotra anao Colonel Faharo, tokony milatsaky ho Filoha Pirenena ianao fa zaho hifidy anao.
      Ary mba managataka amin'ny TV plus koa mba hampiakatra an'i Faharo hanao Don-dresaky fa tena mafinaritra be ny mihaino azy

  • @HERYOSJULES
    @HERYOSJULES 6 років тому +2

    Misaotra anao Ragnadria, marina lôtra gny fagnazavanao.

  • @gilbertdaniel2887
    @gilbertdaniel2887 6 років тому +2

    Merci anao Ray amandreny mazava n'y Zavatra teneninao Ary tsisy diso na mihaino n'y fandaharana androany de mahafa_po Mba mangataky Ani TV plus mba ho invité anaov@ don_dresaka Mankasitrake

  • @eugenerazafimahery5463
    @eugenerazafimahery5463 6 років тому +1

    Misaotra anao ray amandreny
    Sady mba mihomehy kely no sady nahazo lesona. Maromaroa ny toy anao.

    • @pelasoafasha
      @pelasoafasha 6 років тому

      Mdr tonton...I papa akady ho latsaky ranomaso ame fimehezagny miteno anazy kkkkkkk

    • @ghislainemauvais2607
      @ghislainemauvais2607 6 років тому

      Tena mampihomehy , ary mahafinaritra !!!!!!!!!!!!!

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 років тому +3

    MBA ZAO NO MBA OLONA AZO INVITÉ ATO TENA MAHAVARIAKA N'Y MIHAINO AZY

  • @rafaralahypatrice8514
    @rafaralahypatrice8514 6 років тому +2

    mafinaritra ....mb mangatak dondresaka amn tvplus vo maro ny tiany ambara

  • @sendratsikimaminjatovo7094
    @sendratsikimaminjatovo7094 6 років тому +2

    Alefaso dondresaka izy e!

  • @mariusrazanaka8022
    @mariusrazanaka8022 6 років тому +1

    Ty lay gisa mainty 2018

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 6 років тому

    Tena mahaliana ny mihaino anao Ray amandreny ! Resaka feno fahendrena.

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 6 років тому

    Andriamatoa Faharo tokony hilatsaka ho fidina Président ny Repoblika faha mety ho lany ianao. Saingy misy indro kely. Ianao nilaza faha manao Bizona daholo ireo mpanao politika ireo, ahoana no hevitrao tokony hisy fitsarana hampiditra ireo jiaby any amponja rahefa hasaina mamerina ny harena azo tsy tao aminy fahamarinana ve ianao. Hilaza angamba ianao hoe: TSY MAINTSY SAZINA. Raha izay no ho hevitrao dia ity no mba hiangaviko anao: AIZA MANOHANA NAHA IRAY IZAY MPANAO POLITIKA ATOLOTRIN'NY PARTIS POLITIQUES. Andao hitady isika KHADAFI-MANDELA-SANKHARA-MALAGASY raha tsy hilatsaka ianao satria afaka hanampy sy hihaino ary hametraka azy eo aminy fitondrana ianao. Misaotra anao.

    • @mariemotomena4719
      @mariemotomena4719 6 років тому

      Izy sihilasaka filoham pirenena izani intsoni .fa simanana vola anaovana propagande .😂😂😂Sady ni vahoaka eto Madagascar mizery pizara vola & t-shirt fa ts mitady olona manasaina ts Tia Tanindrazana .Izy koa dia efa miteny fona na aminay zanani aza oe izy sianohana antoko POLITIKA miisy
      😊

  • @irennossy4605
    @irennossy4605 6 років тому +2

    Tena mahafinaritra mihaino anao Ray amandreny mankasitraka ee

    • @ghislainemauvais2607
      @ghislainemauvais2607 6 років тому

      Tena ravoravo mihintsy izaho tamy zegny efa in telo amizao zaho mihaino izy ty

  • @dumonteorentsoa3712
    @dumonteorentsoa3712 6 років тому +1

    Mahitsy tanteraka zany zavatra teneny colonel maherisy lahatra fa tsy misy mandeha amin zay tokony hoy izy n'y firenena mikasika le sinoa teneninao manondrana omby mba tokony noteneninao ampahibemaso aiza le toerana mba ho fatapoko fatampirenena fa zay ny sisa nô moyen farany azo à tao de atsikafona daoly n'y zavatra tsy manjary aminity firenena ty

  • @hesarahtinagipsyralison1269
    @hesarahtinagipsyralison1269 6 років тому

    Vraiment n'importe quoi