MOA JESOSY VE TSY AHY - Ndriana RAMAMONJY - Instrum
Вставка
- Опубліковано 11 лют 2025
- Na mandalo ady sarotra aza aho
Moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
Izay mety ho ho fakam-panahy
Mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
Na hisesy eo anoloako aza ho
Izay mety ho fankam-panahy
Mampandresy ahy hatrany Jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
Moa Jesosy ve tsy ahy
Tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy
Na ety an-tany na ny any an-danitra any
Tsisy hiriko tahaka azy
Vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
Na ety an-tany na ny any an-danitra any
Tsisy hiriko tahaka azy
Vatolampy sy anjarako Izy