- 317
- 3 199 474
Steblerlin STEBLERT
Приєднався 19 лют 2012
MOA JESOSY VE TSY AHY - Ndriana RAMAMONJY - Instrum
Na mandalo ady sarotra aza aho
Moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
Izay mety ho ho fakam-panahy
Mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
Na hisesy eo anoloako aza ho
Izay mety ho fankam-panahy
Mampandresy ahy hatrany Jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
Moa Jesosy ve tsy ahy
Tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy
Na ety an-tany na ny any an-danitra any
Tsisy hiriko tahaka azy
Vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
Na ety an-tany na ny any an-danitra any
Tsisy hiriko tahaka azy
Vatolampy sy anjarako Izy
Moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
Izay mety ho ho fakam-panahy
Mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
Na hisesy eo anoloako aza ho
Izay mety ho fankam-panahy
Mampandresy ahy hatrany Jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
Moa Jesosy ve tsy ahy
Tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy
Na ety an-tany na ny any an-danitra any
Tsisy hiriko tahaka azy
Vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
Na ety an-tany na ny any an-danitra any
Tsisy hiriko tahaka azy
Vatolampy sy anjarako Izy
Переглядів: 7 733
Відео
MPIANDRY TSARA - Adeline - Instrumentale
Переглядів 3,3 тис.8 місяців тому
JEHOVAH no mpiandry ahy Tsy mba misy atahorako Masony mijery foana Isan'andro isan'ora koa ...
MIDERA NY ANARANAO - FFPM 167 - Instrum
Переглядів 2,6 тис.9 місяців тому
Feonkira fiderana - instrumentale évangélique malagasy - karaoké gasy - chant chrétien
MPAMINDRA FO - Lola - instrum
Переглядів 4,4 тис.11 місяців тому
Feonkira fiderana - Instrumentale évangélique malagasy - style karaoké - Hira fiderana
RESINAO - Les Adeline - Instrumentale
Переглядів 3,3 тис.Рік тому
Instrumentale évangélique malagasy - Karaoké hira fiderana - Feonkira fiderana - hira ara-pilazantsara - hiram-pivavahana
TENA AINA - Chorale Ny Riampeo - Instrum
Переглядів 2 тис.Рік тому
Feonkira fiderana - Instrumentale évangélique malagasy - style karaoké - Hira fiderana
APETRAKO AMINAO - Hosana Ambohijatovo Fitiavana - Instrumentale
Переглядів 3,9 тис.Рік тому
Feonkira fiderana - Instrumentale fiderana malagasy - Karaoké évangélique malagasy
MISY TANANA MITSOTRA - Ndriana RAMAMONJY - Instrumentale
Переглядів 3,8 тис.Рік тому
Feonkira fiderana - Hira ara-pilazantsara - Karaoké évangelique malagasy
NA DIA HEVERIN'NY SASANY AZA - Fanilo - Instrumentale
Переглядів 2,4 тис.Рік тому
instrumentale évangelique - Hira fiderana - Feonkira fiderana
EZAHO MAFY - Ampifitia - Instrum
Переглядів 1,8 тис.Рік тому
Feonkira fiderana - Instrumentale évangélique malagasy - Karaoké évangélique - Hira fiderana - Hira ara-pilazantsara
JESOA VATO FEHIZORO (Rendrarendra ve) - Fara ANDRIAMAMONJY - Instrum
Переглядів 6 тис.Рік тому
... Ianao Jesosy no tena vato fehizoro !
HANARAKA ANAO - Groupe BA - Instrumentale
Переглядів 2,7 тис.Рік тому
Instrumentale hira fiderana - Feonkira fiderana - Karaoké hira fiderana - Feonkira ara-pilazantsara - hira fankaherezana
ISAORAKO - Ny Mpitory - Instrum
Переглядів 6 тис.Рік тому
Jesoa isaorako ny fitiavanao ahy Na mafy ny manjo, mandresy ny fanahy
MIDERA ANAO - Miangaly - instrum
Переглядів 1,9 тис.Рік тому
Midera Anao izahay Ry Tompo mpanjakanay ...
FENO FIDERANA - Hantatiana - instrumentale
Переглядів 3,7 тис.Рік тому
FENO FIDERANA - Hantatiana - instrumentale
MAMINDRA FO AMIKO - Tarika Noely - intrum
Переглядів 3,3 тис.Рік тому
MAMINDRA FO AMIKO - Tarika Noely - intrum
JESOSY HAZOMANGA SOA - KTKL FLM Betania Toliara - Instrum
Переглядів 4,3 тис.Рік тому
JESOSY HAZOMANGA SOA - KTKL FLM Betania Toliara - Instrum
YO CREO ZAHO MINO - Harilanto - instrum
Переглядів 1,4 тис.Рік тому
YO CREO ZAHO MINO - Harilanto - instrum
FAINGANA AJOROY NY FANEVA - Fifohazana 316 - instrum
Переглядів 2,9 тис.Рік тому
FAINGANA AJOROY NY FANEVA - Fifohazana 316 - instrum
VAOVAO MAHAFALY - Tarika Vonjy - instrum
Переглядів 2,3 тис.Рік тому
VAOVAO MAHAFALY - Tarika Vonjy - instrum
CRIE DE JOIE - Jeunesse en mission - Instrumentale
Переглядів 1,1 тис.Рік тому
CRIE DE JOIE - Jeunesse en mission - Instrumentale
MAMIKO INDRINDRA - Ndriana RAMAMONJY - Instrum
Переглядів 4,4 тис.Рік тому
MAMIKO INDRINDRA - Ndriana RAMAMONJY - Instrum
TOMPO O, IANAO NO HERIKO - Pt Jocelyn RANJARISON - Instrum
Переглядів 4 тис.2 роки тому
TOMPO O, IANAO NO HERIKO - Pt Jocelyn RANJARISON - Instrum
TIANY IANAO - Groupe Romy Myrah - Instrum
Переглядів 1,4 тис.2 роки тому
TIANY IANAO - Groupe Romy Myrah - Instrum
FFPM 383 - O RY MPANOTA AZA MANDA - Instrum
Переглядів 2,7 тис.2 роки тому
FFPM 383 - O RY MPANOTA AZA MANDA - Instrum
TOMBOKAVATSA - Joseph d'Af - Instrum
Переглядів 3,1 тис.2 роки тому
TOMBOKAVATSA - Joseph d'Af - Instrum
Taraiky loatra ilay affichage
Misy English ve ito Hira sa original gasy mihitsy
Amen 🙏
Manjabe ny hira e
❤❤❤❤❤❤❤❤❤
❤️❤️
❤❤❤
Salama, mba afaka mahazo an'io instrumental io ve tompo?
Eny, azonao télécharger
tsy aiko fa somary ambony ny clé any
Mankasitraka indrindra tompoko
This is a beautiful backing track!
Rambola izy
gloire a DIEU , misaotra ny mana talenta ihany voninahitra dia ho an ANDRIAMANITRA IRERY IHANY AMEN
Tsara ❤be misaotra
Mankasitraka tompoko 🙏🏼 Saingy misy ahitsy kely azafady : "Ny adidy sy ny andraikitrao no tanteraho". Misaotra dia tahian'i Jesosy hatrany 🕊️
🤍🤍🤍
❤
mankasitraka indrindra tompoko
🙏💟🙏
Jesoa isaorako ny fitiavanao ahy Na mafy ny manjo mandresy ny fanahy Fa ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao Mionona ny fo eo am-pelantananao Jesoa misaotra indrindra Misaotra eram-po Ny fiainako mirindra Ka ampoky ny soa Fa ampy hifaliako ny fahasoavanao Jesoa ny faniriako hitoetra anilanao Jesoa isaorako ireo teninao Fa dia nandramako mandresy aho izao Fa ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao Matoky izany fo ampaherezinao Jesoa misaotra indrindra Misaotra eram-po Ny fiainako mirindra ka ampoky ny soa Fa ampy hifalialo ny fahasoavanao Jesoa ny faniriako hitoetra anilanao Jesoa misaotra indrindra e Misaotra eram-po Ny fiainanay mirindra ka ampoky ny soa Izao no faniriana ireo taranakay Jesoa ho fifaliany ny fahasoavanao.
Amen ❤🙏
Mankasitraka feno Tompoko fa tena mampianatra mihira mihitsy ilay izy ny Tompo anie hamaly fitia anareo ❤❤❤
Merci merc e❤❤❤❤
Mba fiagaviana mba atao vavety ilay soratra merci
Iza tana mihira
Tarika ny fanilo
Merci dubai zay o
Mankasitraka anao fa tena harena lehibe ho an'ny Fanjakan'Andriamanitra mihitsy ny fisianao.!
Ianao Jesosy irery no VATOFEHIZORO🙏
Misaotra betsaka e
Mankasitraka indrindra e
tsara , kanto
Mankasitraka feno Tompoko fa tena tsarabe
Mankasitraka tompoko!😭
(V) Hasambarana mamy, Fiadanana hatrany, Ny manompo Anao, Manome hafaliana tsy mety lany. (L)Mampisava halahelo, Mandrava tomany, Hifikitra mafy aho Ry Tompo malala Ka tsy hisalasala (Fa) Ref:(V.L) Ny fihevitrao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, Ianao foana no hiraiko. Fitantanao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, (Ianao)*3 foana no hiraiko. (V) Ianao mahalala , fiheverana tsara, Tsy hitondra loza, (fa) hitondra fiandanana Mandrakizay. (L) Porofoiko ato am-poko, F'Ianao no tompoiko ee, Ka na hakahalaina sy latsalatsaina , Aza aho tsy hangaina (Fa). Ref: (L) Ka n'aiza n'aiza no hitondrao ahy. (V)izaho hatoky Anao tsy mba hiahiahy ,(fa). Ref:*2
AMEN tiako be ny miaraka aminao Jeso
Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i Jeso 1 Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i Jeso Nafoiko ny haren'ny tany Manan-karena aho nahita Azy Faly ao Aminy re aho Refrain : Faly aho miaraka Aminy Jesosy tokana ihany Na dia mahantra aza Mbola manao hoe : Faly ao Aminy re aho 2 Fony tsy nisy avotra fisoloana Sy ho fampanekena ny Ray Dia nanolo-tena hanavotra ahy Tamin'ny ràny i Jesosy Refrain 3 Raha meloka ao amin'ny famoizam-po Tsy misy fahazavana Jesosy kosa manao ahy mpandova Ny lapan'ny voninahitra. Refrain (x2)
comment telecharger cette video
En utilisant youtube downloader par exemple
AGNAREO MPANAO KAREOKE "parole" IO ATAOVY @ CLE NY HIRAN TOMPONY ILAY HIRA MISAOTRA!
Fa tsy am clé nga fahalalanao an'io ? Henoy tsara ny originale fa mitovy io
I cant praise God enough for the internet I have been using that song for a lot of my presentation, sing it without music not knowing I could have the karaoke with it thanks brother
Saika mba hanontany hoe sao de mba misy an'ilay "Fitia" hiran'i Vonjy? Mankasitraka indrindra
FFPM452, Tompo ô, ovay ny foko 1. Tompo ô, ovay ny foko Mba ho mora anarina Toy ny an’ny zazakely Tsotra sady marina : :,: Tsy mialona, tsy maditra, Fa manao ny sitrakao ! :,: 2. Zaza ka tsy te-hifidy Izay homenao ahy anio, Ny ho azoko ampitso Dia ankinina aminao ; :,: Koa tsy manahy aho Fa efa niantohanao ! :,: 3. Zaza tsy maharo tena Fa miankina amin-dray : Tsy mahery, tsy mba hendry, Ary tsy mahay mandeha ; :,: Hianao no Raiko tia, Raiko be fahari-po ! :,:
Z ZL
❤
Ndriiii marina zany
Mankasitraka indrindra nizara
Mankasitraka indrindra
Misaotre 😍🙏
Mba afak mahazo ny tena hira ve azafady?
ua-cam.com/video/OyxpHGfyugQ/v-deo.html
nice
Somary tara le tonon-kira