Ny fitantaran'ireo nanatrika ny fiofanana COMPTABILITE française tato amin’ny SKIILLZ

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 29 сер 2024
  • Ny tanjonay ato amin’ny SKIILLZ dia ny hahafahan’ireo mpiofana mahay sy mahafehy tanteraka ny sehatr’asa iray.
    I Abelina, i Dina ary i Thierry dia isan’ireo nanaraka fiofanana : COMPTABILITE française tato amin’ny SKIILLZ.
    Zarain’izy ireo ao anatin’ity horonantsary fanadihadiana ity àry :
    - Ny antony nisafidian'izy ireo an’ny SKIILLZ ;
    - Ny fahitan’izy ireo ny rafi-pampianarana : e-learning ;
    - Ireo vokatsoa azo tamin’ny fiofanana
    Mijere finaritra ary tsidiho ny : www.skiillz.co... hahitanao ireo karazam-piofanana mety aminao.
    Ny Aza adino ihany koa ny manaraka ny tambajotra serasera an’ny SKIILLZ :
    / skiillzofficiel
    / skiillz
    / skiillzofficiel

КОМЕНТАРІ •