Ry dama aloha dia efa fantatra fa mpanompo sampy sy mpilalao ody gasy saingy ny mampalahelo dia ny tarika mahaleo no manjary mahazo tsiny sy malaza ratsy!! Ka raha ilaina dia aleo esorina ao @tarika i Dama : tsy hampiena ny fitiavanay mahaleo mihintsy izany
mivavaha ho azy wà fa aza laozana manenjika olona misy devoly eo. Tsy ny adala angé no adala fa izay manadala ny adala no adala e!!! omen'ny olona tsindry paingotra kely de io fa tratra daholo. Ary raha asan'ny devoly entina hampipoirana ny teny ratsinareo izao de faly ny devoly satria nahomby ny tanjony. Sa ahoana? mivavaha ho an'ny firenena sy ny mponina ao aminy dia tezera amin'ny devoly fa tsy ny nofo aman-drà no advers ety fa ny fanahy ratsy izay mampiasa ny nofo (olona)
saika nino an kimasonty mints a tamn androny!!! kindre!! ndao ela hiady amko fa na prince de satan ar la matiko 5mn ry kimasonty e!! ita eo ze mah prince anla, dondroP d otrzany ko io fiangonana sataniqu vahao ny ombiko mapiteniteny fona anla io
nen lety ngamb les ts mba rongony tsotra n fohana fa zvt hafa!!!!mredred tay!!!rhf ts zaka lesy ajanony a!!!za maita bandy mfoka rongony fa ts tonga @zany rediredinlah zany kos e!!!!
tena mijaly isika gasy re !!! ity lehilahy ity mintsy no nalan i mailhol devoly de natao batisa tao an drano tapahana ato .Tena mahamenatra re olona a !!!!!
Ianao koa izany efa voan'ny lavage de cerveau, ary aza mampiasa ny soratra masina mba hanamarinana ny zavatra tsy misy ohatran'izao. Ny soratra masina tompoko dia contextuelle, tsy azonao ampiasaina amin'izao zavatra rehetra izay tianao izao. Simbain'ny religion mihitsy ny sainareo, mampalahelo ahy ianao.
Nanao spectacle Mahaleo tao @ palais de sport de niresaka dama t@ public nijery tao fa roa ihany nyzanany de lahitokana sy vavitokana fa ela ry Andry de tsy zanany zany fa zazasary an'ny dama misandoka ela no dikan'izany
manin n ts tononlah mints n anaran i rajoelina f ravalo s ratsirak n mat voa tononlah eo!!!?? ela az mampiesona f elah zn n ten mitondra anreto olona reto am resak satanik s zw crisy zao elah kus ra maitre a mahatonga anzao gasikara mikoroso fahana izao!!
Il tellement pleine d'imagination hahahaha...
Film b mits zany!!
Ry dama aloha dia efa fantatra fa mpanompo sampy sy mpilalao ody gasy saingy ny mampalahelo dia
ny tarika mahaleo no manjary mahazo tsiny sy malaza ratsy!! Ka raha ilaina dia aleo esorina ao @tarika i Dama : tsy
hampiena ny fitiavanay mahaleo mihintsy izany
mivavaha ho azy wà fa aza laozana manenjika olona misy devoly eo. Tsy ny adala angé no adala fa izay manadala ny adala no adala e!!! omen'ny olona tsindry paingotra kely de io fa tratra daholo. Ary raha asan'ny devoly entina hampipoirana ny teny ratsinareo izao de faly ny devoly satria nahomby ny tanjony. Sa ahoana? mivavaha ho an'ny firenena sy ny mponina ao aminy dia tezera amin'ny devoly fa tsy ny nofo aman-drà no advers ety fa ny fanahy ratsy izay mampiasa ny nofo (olona)
Mila rà Satan hono ry reto aaaa ! mdrrrrrrr
Olona tena devoly s'y rain n'y lainga
Sady ts zanak Dama zany io no ts natsangany e! Mifoka be lôtra lery de maita ny tsy fahita...haha :D
degany zany zavatra fohan'lah zany ry bain a, tena mila ahena kely ny dozy.
tsy fantatra marna lou zay tena ao ambadiky ti rà rà ty e!fa ny rà manan jina amtsika ndrindra fa ny malagasy
tsy mino za hoe fohana fotsiny fa hatr@zavatra hoanina sy sotroina ngamba!!! mahalatsaka nama ty bandy ty lé
Krkrkrkrkr,misy commentaire jaime be,krkrkrkrkr,samy manana ny Dama-ny io ko,lol
zanaka natsangan'i Dama io
Olona Tsy ti A mivavaka koa hiova FO oeeeee
saika nino an kimasonty mints a tamn androny!!! kindre!! ndao ela hiady amko fa na prince de satan ar la matiko 5mn ry kimasonty e!! ita eo ze mah prince anla, dondroP d otrzany ko io fiangonana sataniqu vahao ny ombiko mapiteniteny fona anla io
nen lety ngamb les ts mba rongony tsotra n fohana fa zvt hafa!!!!mredred tay!!!rhf ts zaka lesy ajanony a!!!za maita bandy mfoka rongony fa ts tonga @zany rediredinlah zany kos e!!!!
tena mijaly isika gasy re !!! ity lehilahy ity mintsy no nalan i mailhol devoly de natao batisa tao an drano tapahana ato .Tena mahamenatra re olona a !!!!!
tena mahafinaritra mihitsy le olona manana doctorat! nefa miteny hoe "tous les choses" hihihi
so d mba redred dol zan eh!!!!!!!!!!!!!!!
TENA ZANAK'I DAMA IO FA MIALA BALA I DAMA EE
Dama ka!!!!!
Efa tany Apiramida sy tany Zipta hono izy
ny vy tsy mikatrana irery oa e
Ianao koa izany efa voan'ny lavage de cerveau, ary aza mampiasa ny soratra masina mba hanamarinana ny zavatra tsy misy ohatran'izao. Ny soratra masina tompoko dia contextuelle, tsy azonao ampiasaina amin'izao zavatra rehetra izay tianao izao. Simbain'ny religion mihitsy ny sainareo, mampalahelo ahy ianao.
Nanao spectacle Mahaleo tao @ palais de sport de niresaka dama t@ public nijery tao fa roa ihany nyzanany de lahitokana sy vavitokana fa ela ry Andry de tsy zanany zany fa zazasary an'ny dama misandoka ela no dikan'izany
Herivelona Rakotondranaivo tena zanany io ka.manaova fanadihadina vo miteny
he talks all thing!! bla! bla!