cepomafote laisse
cepomafote laisse
  • 3
  • 71 570

Відео

Afaho aho Pasitera: Fijoroana Vavolombelon'i Andry Prince de Satan Part 2Afaho aho Pasitera: Fijoroana Vavolombelon'i Andry Prince de Satan Part 2
Afaho aho Pasitera: Fijoroana Vavolombelon'i Andry Prince de Satan Part 2
Переглядів 19 тис.12 років тому
Afaho aho Pasitera: Mijoro vavolombelona i Andry Prince de Satan Part 1Afaho aho Pasitera: Mijoro vavolombelona i Andry Prince de Satan Part 1
Afaho aho Pasitera: Mijoro vavolombelona i Andry Prince de Satan Part 1
Переглядів 30 тис.12 років тому

КОМЕНТАРІ

  • @finaritrarabenaly6755
    @finaritrarabenaly6755 5 років тому

    TENA ZANAK'I DAMA IO FA MIALA BALA I DAMA EE

  • @muhammadniyaz1414
    @muhammadniyaz1414 5 років тому

    Olona Tsy ti A mivavaka koa hiova FO oeeeee

  • @rakotoarivonyemmanuel9516
    @rakotoarivonyemmanuel9516 5 років тому

    Olona tena devoly s'y rain n'y lainga

  • @ravmbodysalaka4714
    @ravmbodysalaka4714 7 років тому

    ra 40 ans leri de il y a 30 ans zany leri no afaka bacc. nandalo tao amin ny archive national ny tenako nisava ny gazety nivoaka entre 1985 et 1990. ts nisy anzany tao

  • @gagaylalah4837
    @gagaylalah4837 9 років тому

    saika nino an kimasonty mints a tamn androny!!! kindre!! ndao ela hiady amko fa na prince de satan ar la matiko 5mn ry kimasonty e!! ita eo ze mah prince anla, dondroP d otrzany ko io fiangonana sataniqu vahao ny ombiko mapiteniteny fona anla io

  • @nirybussy2272
    @nirybussy2272 9 років тому

    mety misy afaka manamarina na mandiso an'io ny olona mifanakaiky aminy ohatra ny reniny na ny famille fa tsy mahalala zay tena marina isika Ny devoly aloha mahavita zavatra fa tsy vao voalohany aho no naheno ny olona manao voyage @ fanahy toy izany ary efa mipoipoitra daholo koa ny zava miafina @ zao fotoana izao Ny marina dia hiseho eo ihany

  • @sylvianeandreoli8104
    @sylvianeandreoli8104 9 років тому

    Efa tany Apiramida sy tany Zipta hono izy

  • @anjaraleonie1323
    @anjaraleonie1323 10 років тому

    Ar lay lazain oe mis fanafod amban helik pasteur....lol

  • @rianneandrianirina3572
    @rianneandrianirina3572 10 років тому

    Mampi revolte b ny zavatra manhazo any Andry ..jereo amizany ange le fiasany devoly eh ...tambazany aminy harena ny fanahinao .."Que te sert il de gagner le monde entier et perdre ton âme???"raha za enao soloy mintsy aloha le anarana hie "prince de santan"de aza atsoinareo anizany tsony koa aloha izy eh ...fa efa zava_dehibe angeha le teneniny hoe "te ho afaka za pasteur".Hatraminy zaza vo teraka aza tadiavina adina puce aminy zao

  • @antsoras3609
    @antsoras3609 10 років тому

    Krkrkrkrkr,misy commentaire jaime be,krkrkrkrkr,samy manana ny Dama-ny io ko,lol

  • @guessandthinko531
    @guessandthinko531 10 років тому

    ny vy tsy mikatrana irery oa e

  • @ramanantsoatsikymarly956
    @ramanantsoatsikymarly956 10 років тому

    Sady ts zanak Dama zany io no ts natsangany e! Mifoka be lôtra lery de maita ny tsy fahita...haha :D

  • @sarcasm3800
    @sarcasm3800 10 років тому

    ts ninono t@ mbola kely ee,nahay be eee,afaka back 10 ans eee,zanak'i Dama ee,puce ee.gps eee,sns sns....haha...Adala leity lele. Mba ts mahay mandainga tsss....mitantara film tsss... manao resaka olona avy nifoka rongony le

  • @domoinadomoina6387
    @domoinadomoina6387 11 років тому

    Itak n délivrance natao anio fa za ts ino anzany aza a!!! Enw sy ny fiainnw e! Andriamamanitra iany amiko no mahavita manao fhggan fa ts oe ze adala reetr zao de ilaza angano ku:

  • @randiniainafanantenana752
    @randiniainafanantenana752 11 років тому

    Iza tokoa moa no malala fa raha tena zanak Dama ihany io fa menatra lery @le manao vady 2 any @sisiny de miteraka sady financena par silence fotsiny de afa baraka de lazaina hoe tsy haiko io FA EFA TOKONY ASIANA HOPITAL PSYCHIATRIQUE

  • @lulude6769
    @lulude6769 11 років тому

    Maninn no tsy asehony le videoko miova bibilava ??lol Mirediredy lesy elah! Manana tomobil , manana ah prado ,villa 12 , bdb ny zavatra ananako Mba iza lotra ary ty bandy ty e

  • @Viccommmg
    @Viccommmg 11 років тому

    eo ialahy milaza fa efa afaka, avy eo izy mangataka ny hoafahana!!!! pffff

  • @Viccommmg
    @Viccommmg 11 років тому

    tena mahafinaritra mihitsy le olona manana doctorat! nefa miteny hoe "tous les choses" hihihi

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel 11 років тому

    he talks all thing!! bla! bla!

  • @laissaw
    @laissaw 11 років тому

    zay vo hitako le commentaire hay ve zanaak'i Dama ty é! loll

  • @laissaw
    @laissaw 11 років тому

    zanak'iza aminy tarika Mahaleo ty tovolahy ty ?????

  • @jorazanakolona6453
    @jorazanakolona6453 11 років тому

    Il tellement pleine d'imagination hahahaha... Film b mits zany!!

  • @jorazanakolona6453
    @jorazanakolona6453 11 років тому

    hahahahaha... adala b le bandy!! grave be le misy film b anaty saina!! peit agent ono e....

  • @rakotofunnny
    @rakotofunnny 11 років тому

    tena mijaly isika gasy re !!! ity lehilahy ity mintsy no nalan i mailhol devoly de natao batisa tao an drano tapahana ato .Tena mahamenatra re olona a !!!!!

  • @damyconsuela1256
    @damyconsuela1256 11 років тому

    otrn caiman hony ny vavany!! mdrrr

  • @ADVISORY97490
    @ADVISORY97490 11 років тому

    Complétement débile mdr Va à Ananakely grace à ton gps me chercher du ravitoto et dépose le tout à Ivato, j'arrive lol ^^

  • @ADVISORY97490
    @ADVISORY97490 11 років тому

    lexpressmada com /5497/imposture-madagascar/42498-le-prince-de-satan-attaque-melky.html

  • @dyxrak7865
    @dyxrak7865 11 років тому

    ita b wé foronina b huhu

  • @thebigylan
    @thebigylan 11 років тому

    mivavaha ho azy wà fa aza laozana manenjika olona misy devoly eo. Tsy ny adala angé no adala fa izay manadala ny adala no adala e!!! omen'ny olona tsindry paingotra kely de io fa tratra daholo. Ary raha asan'ny devoly entina hampipoirana ny teny ratsinareo izao de faly ny devoly satria nahomby ny tanjony. Sa ahoana? mivavaha ho an'ny firenena sy ny mponina ao aminy dia tezera amin'ny devoly fa tsy ny nofo aman-drà no advers ety fa ny fanahy ratsy izay mampiasa ny nofo (olona)

  • @tovorakotonirina4016
    @tovorakotonirina4016 11 років тому

    tena efa mivika daolo ny oln amzao....

  • @tojohafaliana
    @tojohafaliana 11 років тому

    Marary Saina itony olo tony!!

  • @nysataandrianirina4697
    @nysataandrianirina4697 11 років тому

    mino kosa amzay gmb f angina amzay lé nseo nino an io ranamana mfoka io an

  • @TheTaf974
    @TheTaf974 11 років тому

    tsy fantatra marna lou zay tena ao ambadiky ti rà rà ty e!fa ny rà manan jina amtsika ndrindra fa ny malagasy

  • @Lova3014
    @Lova3014 11 років тому

    Tadidio ty tenin'Atra ty : "Ny fihavian'ilehiny dia araka ny fiasan'i Satana amin'ny hery sy famantarana sy fahagagana mandainga rehetra" 2Tes. 2:9 sy ny hoe "Ny mpaminany sy ny lalàna rehetra dia naminany hatramin'i Jaona" Mat11: 13, ary ny farany ho mise en gadre ny mpamaky di zay tenin'i J.K ao @'ny Matio 24: 24 sy Mar13: 22 hoe : "Fa hisy Kristy sandika sy MPAMINANY SANDOKA hitsangana, ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza. raha azo atao izany"

  • @Lova3014
    @Lova3014 11 років тому

    miverena marina amin'Andriamanitra Tompo sy Tompoina fa aza anaovana bizna le Andriamanitra de lazaina fa mpanao fahagagana sy miracle.

  • @Lova3014
    @Lova3014 11 років тому

    zao de tena hita hoe te halaza le mitononona ho pasitera nefa MPANAO BIZNA sy te ho miliardera fotsiny, de eo de mifanenjika de miseho ho enjana... hita mihitsy nareo nareo amin'zao hoe le iraky SATANA na MPAMINANY SANDOKA,.... zao nijabaka, any Antanimora no maka saina...

  • @golhitman
    @golhitman 11 років тому

    acteur PRO

  • @this_is_wave
    @this_is_wave 11 років тому

    Efa nametraka fitoriana izy, efa miakatra fitsarana ny raharaha!!

  • @minahlainahdemadagascar1539
    @minahlainahdemadagascar1539 11 років тому

    mdr b ol adala ngamb ty

  • @TAHIRYify
    @TAHIRYify 11 років тому

    n'importe qoui

  • @fleurduzen1778
    @fleurduzen1778 11 років тому

    Mila rà Satan hono ry reto aaaa ! mdrrrrrrr

  • @fleurduzen1778
    @fleurduzen1778 11 років тому

    Fa à quelle moment izy no niteny hoe zanak'i Dama e ? tsy hitako ilay s&quence fa ilay hoe tarika Mahaleo fotsiny no hitako. Mpijery fiction be ilay ranamana ity ! lol

  • @fleurduzen1778
    @fleurduzen1778 11 років тому

    niseho taminy hono losifera ! hahahaha

  • @fleurduzen1778
    @fleurduzen1778 11 років тому

    hahaha ! adala ity leeee !

  • @domisanji
    @domisanji 11 років тому

    GPS, Puce...Antivirus sisa dia azonao ilay fahafahana tadiavinao baina a!!!

  • @rojorazafindralambo9118
    @rojorazafindralambo9118 11 років тому

    Ilay fifohana zava-mahadomelina wa mba tokony ho lanjalanjaina fa zao no vokany e!! dia ny anaram-piangonana sy anaran'i Jsôsy Kristy!!!

  • @TheVoahary
    @TheVoahary 11 років тому

    eo ambany fahefan'Andrimanitra avokoa ny hery rehetra na milaza azy ho mahay ny zava-drehetra aza,misy fetrany ary miovaova izany fa Jesosy Kristy irery ihany no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Koa mibebaha ary miambena mandrakariva fa miharatsy izao fiainana izao ry reto a! aza lany andro mifanaratsy fa zava-poana daholo zany ary mahatonga fahotana ho anao ndray ary

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 11 років тому

    ielahy ve adala e! tu prends les gens pour des cons! raha tena mahay ielahy dia miova bibilava pendant ton tournage, sns ;-)

  • @nicoleranoro8519
    @nicoleranoro8519 11 років тому

    Mety zanaka akelakela-trano izy dia mahatsaro maharary dia mba mamaly faty reheha lehibe. Fa na izany aza dia tokony hanantona PSY Izy fa tena en plein délire Mampalahelo be fa voa mafy mihintsy ny sainy

  • @adolpherasolofonimaro4503
    @adolpherasolofonimaro4503 11 років тому

    Tena mahagaga mihintsy ity fivavahana atao dokam-barotra ity indrindra amin'izao fotoana izao ka rehefa te-halaza dia mivoaka télé na Internet izao milaza f'adala tsy hendry rehetra izao. Hafatra ho an'i Dama : " Ny hendry mody voky fa ny adala misesika ihany " ka mino aho fa olo-kendry ianao ka tsy hamaly ny adalana fakana kilina tahak'io ...