TONONKALO Atoa FILOHA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 7 лют 2025
  • Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka.
    Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage.
    Misaotra antsika rehatra!!!
    ---------
    Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci
    ---------
    N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune de nos vidéos au sujet de :
    #gasyrakoto#tantara#malagasy#d-aly‬#TantarakoMada#nomena-rinah7882 #SaryMihetsikaWebTV#mafananew2770#gasytsart8432#tovoandriambololona106#madagascar#hiragasy#vaovao#tantaramalgache#tantaraindraymiseho#tantaravaovao#tantaramitohy#tantaraindraymihaino#tantara#tantararadioaceem#tantararadiodonbosco#tantararnm#tantarataloha#tantaramampatahotra#tantaranirdb#tantaran'ikolofm#tantaran'iradioplus#tantaran'iaceem#radio#hira2024#filmgasy#filmmalagasy#malagasy#andryrajoelina#varietegasy#filmgasy2024#hiratiako#lamozika#roatelo3#vaovao#tiktokgasykamanja

КОМЕНТАРІ • 13

  • @KsaKaa-p2i
    @KsaKaa-p2i 8 днів тому +1

    Bravo 👏👏

  • @andriaandria-p7i
    @andriaandria-p7i 8 днів тому +1

    Mankasitraka❤
    Ampiako kely koa :Filoha, Filoha, tsy
    Malagasy ny fo👹
    Filoha, filoha, kely atidoha.👹
    Filohan.jiolahy tena makandoa.👹
    Sahaza ho anao , ny TAPAHIN-DOHA.🔥💪🔥💪🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 8 днів тому +3

    Masina n'y tanindrazana

  • @michelcalle1796
    @michelcalle1796 9 днів тому +4

    Bravo bravo

  • @Rasahy-s4o
    @Rasahy-s4o 9 днів тому +3

    Mankasitraka anao tompoko tamin'iny tononkalo iny.Masina ny tanindrazana!

  • @RaaHul-f1k
    @RaaHul-f1k 8 днів тому +2

    Tena marina izany, raha miteny izany ianao zao de ozy ndray ny panakarena we antoko panohitra, (MASINA NY TANINDRAZANA)

  • @sophieassimo2321
    @sophieassimo2321 9 днів тому +1

    Floux Rajoely.

  • @JeannetteMercier
    @JeannetteMercier 9 днів тому +2

    Tena Marina mitsy

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 8 днів тому +1

    tena efa akaiky marna ny farany rajoel a. tena miaramila sisa mitazona anao eo,mbola misy olona hafa mazava ho azy tena kely ho arina @ ireo efa leo a

  • @sprokia1741
    @sprokia1741 9 днів тому +1

    Madagascar tsy maintsy mandroso, zany no resany, fa tsy efa mandroso.

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 8 днів тому +1

      zany hoe mbola tsy mandroso aloha hatreto