SAMY GAIGY-Mg
SAMY GAIGY-Mg
  • 46
  • 39 467
VAOVAO MALAZA MAHAKASIKA NY FISAMBORANA NY MPANAO GAZETY FERNAND CELLO
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka.
Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage.
Misaotra antsika rehatra!!!
---------
Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci
---------
N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune de nos vidéos au sujet de :
#gasyrakoto#tantara#malagasy#d-aly‬#TantarakoMada#nomena-rinah7882 #SaryMihetsikaWebTV#mafananew2770#gasytsart8432#tovoandriambololona106#madagascar#hiragasy#vaovao#tantaramalgache#tantaraindraymiseho#tantaravaovao#tantaramitohy#tantaraindraymihaino#tantara#tantararadioaceem#tantararadiodonbosco#tantararnm#tantarataloha#tantaramampatahotra#tantaranirdb#tantaran'ikolofm#tantaran'iradioplus#tantaran'iaceem#radio#hira2024#filmgasy#filmmalagasy#malagasy#andryrajoelina#varietegasy#filmgasy2024#hiratiako#lamozika#roatelo3#vaovao#tiktokgasykamanja
Переглядів: 1 655

Відео

HAFATRY DONALD TRUMP HO @ FILOHA AFRIKANA
Переглядів 622 години тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
TONONKALO Atoa FILOHA
Переглядів 1,7 тис.4 години тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
VAOVAO MARINA FAKANA AMBAVANY ILAY MPAMILY FIARA KARETSAKA NISY NANAFIKA ANDRO VITSIVITSY LASA IZAY
Переглядів 1,1 тис.4 години тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
Repos 3 andro i KOTO fa avy foana ny orana ao anatin izany mba manalazy kely
Переглядів 1537 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
Karazana teni mparitra fikotiana sipa
Переглядів 927 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
Marc Tatandraza ft Nally Abdalla, Salegy REMIX Ou est ta place? #Supergasy
Переглядів 909 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
RAHARAHA Vanessa Manonga sy Maman'i RAITRA Atao Biby fapitahorana
Переглядів 1,5 тис.9 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
Hoy I KOTO Mitovy ve ny fiainan ny olona mivavaka sy ny tsy Mivavaka
Переглядів 989 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
Inona no antsoina hoe fahombiazana Rehefa ahoana no afaka mirehareha fa « nahomby » Na azo dokafana
Переглядів 10916 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
RAHARAHA DODOL Nitondra vohoka ilay zanany Vavy nanaovany herisetra!!
Переглядів 2,6 тис.19 годин тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
JENERALY Richard RAVALOMANANA na JENERALY BOMBA natao intrerview tany Russie
Переглядів 2,2 тис.21 годину тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
TATANDRAZA Patrick Armel - ATAOVY PRESIDENT FOKONTANY ZAH PRESIDENT ANDRY RAJOELINA
Переглядів 41121 годину тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
FITONDRANA tsy manjary hoy Rolland RATSIRAKA feno mpitandro ny filaminana manodidina ny tananako
Переглядів 16421 годину тому
Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne UA-cam "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka. Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage. Misaotra antsika rehatra!!! Abonnez-vous à notre chaîne sur UA-cam ! Merci N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune ...
HARILALA RAMANANTSOA Maika fampandrosoana sy hanatsara ny tanàn’Antananarivo renivohitra
Переглядів 7121 годину тому
HARILALA RAMANANTSOA Maika fampandrosoana sy hanatsara ny tanàn’Antananarivo renivohitra
Fanambara: NAHAZO HAFATRA MAFONJA ANDRY RAJOELINA SY JENERALY BOMBA avy @ Fikambanana Miafina
Переглядів 3 тис.День тому
Fanambara: NAHAZO HAFATRA MAFONJA ANDRY RAJOELINA SY JENERALY BOMBA avy @ Fikambanana Miafina
Koto & Richard RAVALOMANANA - Hafatra kely ho an-dRakorotom-by #malagasy
Переглядів 8 тис.День тому
Koto & Richard RAVALOMANANA - Hafatra kely ho an-dRakorotom-by #malagasy
TATANDRAZA Manolotra hira hoan Filoha Andry RAJOELINA
Переглядів 1,1 тис.День тому
TATANDRAZA Manolotra hira hoan Filoha Andry RAJOELINA
POLISIM-PIRENENA, Sombiniaina Fotsiny : Polisy vavy manja
Переглядів 325День тому
POLISIM-PIRENENA, Sombiniaina Fotsiny : Polisy vavy manja
Bob Tobias - Manao imitation Artist Malagasy, henoy kely ange e😍😂
Переглядів 378День тому
Bob Tobias - Manao imitation Artist Malagasy, henoy kely ange e😍😂
Fanehon kevitr i SITENY sy FIDEL mahakasika ity VAOVAO MALAZA Fidinany vidin- tsolika
Переглядів 2 тис.День тому
Fanehon kevitr i SITENY sy FIDEL mahakasika ity VAOVAO MALAZA Fidinany vidin- tsolika
Fanehon-kevitry Koto maha kasika ny fiovam-po an i RINDRA na i DIDALOS
Переглядів 98День тому
Fanehon-kevitry Koto maha kasika ny fiovam-po an i RINDRA na i DIDALOS
Ity ny santionany tamin'ny fijoarana vavolombelona nataon'I i Rindra na i DIDALOS
Переглядів 5314 днів тому
Ity ny santionany tamin'ny fijoarana vavolombelona nataon'I i Rindra na i DIDALOS
Jeneraly Rakorotam -by
Переглядів 4 тис.14 днів тому
Jeneraly Rakorotam -by
COLONEL CHARLES ANDRIANASOAVINA NAMALY NY JENERALY BAOMBA
Переглядів 6 тис.14 днів тому
COLONEL CHARLES ANDRIANASOAVINA NAMALY NY JENERALY BAOMBA
JIOLAHY 4 dahy nikasa androba tokan trano iray tao Fokontany ANTANIMALANJA no tsy nahazo ninonina fa
Переглядів 8514 днів тому
JIOLAHY 4 dahy nikasa androba tokan trano iray tao Fokontany ANTANIMALANJA no tsy nahazo ninonina fa
SOMBINIAINA FOTSINY MBA MANGATAKAN JIRAMA AMONO JIRO NDRAY2 😅 #GASY TSY METY FALY#
Переглядів 9714 днів тому
SOMBINIAINA FOTSINY MBA MANGATAKAN JIRAMA AMONO JIRO NDRAY2 😅 #GASY TSY METY FALY#
Marc TATANDRAZA - Malahelo fa ho rendrika nohony KOLIKOLY AVO LENTA misy amizao fotoana izao
Переглядів 87914 днів тому
Marc TATANDRAZA - Malahelo fa ho rendrika nohony KOLIKOLY AVO LENTA misy amizao fotoana izao
HAFATRIN'I TATANDRAZA MAFONJA HO AN'I SITENY RANDRIANASOLONIAIKO
Переглядів 12314 днів тому
HAFATRIN'I TATANDRAZA MAFONJA HO AN'I SITENY RANDRIANASOLONIAIKO
FY Mody izarana JIRO de aveo tapahana ilay Pompe
Переглядів 3214 днів тому
FY Mody izarana JIRO de aveo tapahana ilay Pompe

КОМЕНТАРІ

  • @MC_Kwadrat_1849
    @MC_Kwadrat_1849 День тому

    Ny mba manitikitika ny saiko amin'ny karazan'olona somary sahisahy miteny satria any andafy toa an'i Koto itony dia ny hoe tsy sahirana ve ry zareo ireto raha mametraka fangatahana passeport gasy any amin'ny ambasady [isaka 5 taona tsy maintsy mandalo amin'izay] satria tsy azoko an-tsaina ny hoe sahy hiverina aty Madagasikara izy ireo hikarakara an'izany resaka izany. Sa kosa ary efa naka nationalité vahiny nefa efa ampy taona ka afaka tanteraka ny maha gasy azy araky ny lalàna velona malagasy, ka tsy mila manavao pasipaoro intsony satria tsy manana zo amin'izany intsony. Raha izay tokoa dia sarotra ny hino hoe tena fitiavan-tanindrazana marina no mampitatatata tsy mampitombina azy [ireo] any andafy any isanandro vaky. Sa mety fitiavana mitsikera fotsiny izao satria olona tena tia tanindrazana izany amiko tsy hanary an-tsitrapo na oviana na oviana ny zom-pireneny mihintsy ary mila milatsaka an-toerana rehefa te hanatsara zavatra fa tsy any lavitra any no manao 1 sy 5 intelektoaly 24/24. Ny fipetrahana any andafy dia azo atao tsara foana na dia mijanona ho gasy tanteraka mandrakizay aza ny gasy, ka tsy mila mangataka nationalité misy amin'ilay firenena nifindrana monina. Misy tsy dia maharesy lahatra ahy ny passe-n'ity Koto ity raha tena zohiana. Mifandaka tanteraka ny fitiavan-tanindrazana sy ny fakana zom-pirenena hafa raha ho an'ny teratany malagasy feno taona = fanariana an-tsitrapo ny zo maha gasy=tompon'i Madagasikara.

    • @rovasoa
      @rovasoa 21 годину тому

      Teneno ary ny filoha,ka izy anie nangataka ary nahazo sy manana zompirenena frantsay,ka maninona no tsy esorina?😢

    • @MC_Kwadrat_1849
      @MC_Kwadrat_1849 12 годин тому

      @@rovasoa Valable ho an'ny gasy rehetra ampy taona ka nangataka nationalité vahiny ka nahazo ary nandray sy misitraka an'izany. F'angaha ny filoha ankehitriny ara-dalàna ny fipetrahany eo. Ny herin'ny basy sy ny fahalemen'ny andrim-panjakana malagasy isan-karazany no mampatanjaka an'io Andry boboka io fa tsy inona akory.

  • @user-sadika
    @user-sadika День тому

    Tandremo ndray sao hitabataba oe tsisy fahalalahana eto fa enao efa ela nitoratorahana lotra ka nahavoa masonangatra. Refa voasambotra dia mitady iafina ao ambadiky ny oe mpanao gazety ndray. Raharaha maro no miandry an’i Fernand Cello satria efa maro no nitory azy amin’ny fakana vola aman’olona io na manao racket etsy sy eroa. Fiaran’olona nangalariny, dossier maloto maro be fa tsisy idiran’ny asa fanaovangazety. Sady asa fanaovangazety zany tsy eto amin fb, tsy manana karatra maha mpanao gazety akory io, mpandainga sy mpanely tsaho no asan’io na manao recoupement aza tsy ainy. Aza adino fa efa nifona ampaibemaso mitsy izy fa nataotra ho tratra kanefa mbola nanohy ny adalana fanaony iany dia aleo hanao ny asany ny mpanao famotorana sy ny mpitsara fa tsy mila asiana tsindry be eto amin fb eto ndray. Tapitra.

  • @AnitaRavololoniaina
    @AnitaRavololoniaina День тому

    Miaramilany capsat ve le olona de manino tsy mitady azy @ tobiny anareo raha voporofo fa miaramila marina lay olona miresaka @ lehibeny anareo de mandeha koa anareo @ lehibeny parachutiste

  • @KsaKaa-p2i
    @KsaKaa-p2i День тому

    Bravo 👏👏

  • @andriaandria-p7i
    @andriaandria-p7i День тому

    Mankasitraka❤ Ampiako kely koa :Filoha, Filoha, tsy Malagasy ny fo👹 Filoha, filoha, kely atidoha.👹 Filohan.jiolahy tena makandoa.👹 Sahaza ho anao , ny TAPAHIN-DOHA.🔥💪🔥💪🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c День тому

    Misaotra anao milaza vaovao sy marina....

  • @RaaHul-f1k
    @RaaHul-f1k День тому

    Tena marina izany, raha miteny izany ianao zao de ozy ndray ny panakarena we antoko panohitra, (MASINA NY TANINDRAZANA)

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 День тому

    tena efa akaiky marna ny farany rajoel a. tena miaramila sisa mitazona anao eo,mbola misy olona hafa mazava ho azy tena kely ho arina @ ireo efa leo a

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg День тому

    Masina n'y tanindrazana

  • @sophieassimo2321
    @sophieassimo2321 2 дні тому

    Floux Rajoely.

  • @Rasahy-s4o
    @Rasahy-s4o 2 дні тому

    Mankasitraka anao tompoko tamin'iny tononkalo iny.Masina ny tanindrazana!

  • @sprokia1741
    @sprokia1741 2 дні тому

    Madagascar tsy maintsy mandroso, zany no resany, fa tsy efa mandroso.

  • @JeannetteMercier
    @JeannetteMercier 2 дні тому

    Tena Marina mitsy

  • @michelcalle1796
    @michelcalle1796 2 дні тому

    Bravo bravo

  • @KotoLilahimahitsoambo
    @KotoLilahimahitsoambo 3 дні тому

    Mangataka ny mba hamafana ny vidéo'ko rehetra ato @nareo , manantena ny @ fahendrena misaotra mialoha .

    • @SAMYGAIGY-Mg
      @SAMYGAIGY-Mg 2 дні тому

      Salama, fa i koto anga mo manao youtube, enao ary maka ny videoany alefa ato, ra tena koto enao d anaovy Video daholo reo manaparitaka sy mizara ny Video an'i Koto ireo!! izahay mizara ny zava-misy fa tsy mitady Vola.

    • @KotoLilahimahitsoambo
      @KotoLilahimahitsoambo 2 дні тому

      @@SAMYGAIGY-Mg Ndao ary eeh

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 4 дні тому

    Bravo Mr !

  • @StanislasGamin
    @StanislasGamin 4 дні тому

    Èh zalahy èh, aza kivy fa mety président République no toerana mendrika nao sady chance nao. 🎉

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 5 днів тому

    Filoham-pirenen-doza Olo tsy nianatra fort nô mitondra Zay no mahatonga atsika gasy Aiza ve olo DJ nô président ? Mbola tsy nahita raha Kara ty za Olo Bado

  • @elisarotha888
    @elisarotha888 6 днів тому

    I dodoly sy ny fotongony,ireo mihintsy no atao hoe kapao fa manimba ny tany.Fomba ahoana no ahasahiako mifotitra ny zanako??? Fomba ahoana no hamelako ny raiko hifotitra ahy na dia efa mihiatra ny 30 taona??? Na ny biby tsy manao anizany.Kapao fa manimba ny Tany 🤮🤮🤮🤮🤮🤮🤮

  • @sedsonandriamanalina1620
    @sedsonandriamanalina1620 6 днів тому

    👍👍👊

  • @user-sadika
    @user-sadika 6 днів тому

    Na ny dikan'ny zavatra ambara aza tsy hain'ialahy ny tena dikany sy heviny. Tsy hoe tafita socialement , na politique , na hafa dia azo ilazaina fa nahomby izy. fahombiazana dia fitambarin'ny fianan'ny olona iray, misy facteurs betsaka ametrahana an'izany, fa tsy ilahy hoe standardiste, réceptionniste kely any ivelany dia milaza fa nahavita ny tanjon'ny fahombiazana , nefa ny teo-tsaina ambany dia ambany. Pire nohon'ny AMBOA mivoavoa est sy ereo.

  • @raherisoavictor5919
    @raherisoavictor5919 6 днів тому

    😂😂😂manambany izy ,dia ampisehoana fahambaniana hiany koa ,enty poa be.tsy zaka le oe,boto vazaha ,izy ko anie boto vazaha e😂

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 6 днів тому

    Koto : lehilahy mikorotantsaina!!!!

  • @rijaandriambolisoa3895
    @rijaandriambolisoa3895 6 днів тому

    Général be takolaka

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 7 днів тому

    😂😂😂😂

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 7 днів тому

    Olona moivarotra tanindrazana reo, zay tsy ody any ry bomba, ny karamanao ara tsy ampy 3millio ar akory fa mangalatra no mahavelona anao ao Madagascar ao

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 7 днів тому

    Olona vendrana iny e

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 7 днів тому

    Mpanotra no tena asaniny hatrizay

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 7 днів тому

    Izy no boton’i rajoelina, rajoelina vazaha

  • @EvaMelin-i4l
    @EvaMelin-i4l 7 днів тому

    Ts ho adala ralahy 😂

  • @IaryOndra
    @IaryOndra 7 днів тому

    Ampy mintsy ka, mankasitraka oooh,,mba tiko oe miara mankaty daolo nareo any refa tonga izay fotoana mamy izay🎉

  • @GeorgetteSteiner-k3t
    @GeorgetteSteiner-k3t 7 днів тому

    Lozaaaaaaaaa !

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 7 днів тому

    N'y hevitro de matoa NIARAKA nandritra n'y taona maro izy mianaka de Samy sitrapo no nahavitany izany, ohatra:n'y pangalatra s'y n'y pividy de mitovy iray iany, Fa ny famonoana no tsy mety nataony,

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 8 днів тому

    Ne lache pas Rolland et ose dénoncer ce régime de mafia. Les forces de l ordre Gasy sont gaigy bête à la solde d un vazaha

  • @TsihetrinarivoRazakaria
    @TsihetrinarivoRazakaria 8 днів тому

    Montage v zany interview zany sa ahona fa otrin tapaka2 l videos

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 8 днів тому

    Lasa gaigy Tokoa

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 8 днів тому

    🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 8 днів тому

    jeneraly de jereo ny niveau ny teny frantsainy, ny accent, raha izany no atao hoe mahay miteny frantsay tena aleo tsy mianatra. Ohatry ny mahamenatra na mihaino azy aza. Mba mianara ihany ka

    • @TsantaRAKOTOVOLOLONA
      @TsantaRAKOTOVOLOLONA 5 днів тому

      ZAHO AZA MBA GAGA, NO HEVERIKO FA TENA HENJANA BE IRENY. REHEFA MITENY.

  • @jeanlouisrakotoarinala8556
    @jeanlouisrakotoarinala8556 8 днів тому

    😂😂😂

  • @samuelalbertrandriantsoavi2667
    @samuelalbertrandriantsoavi2667 8 днів тому

    Un président qui avait la nationalité française,c'est quoi? Il est totalement indépendant dans toutes ses décisions ? Est ce que ce monsieur avait déjà lu la constitution française ? Vous les Russes,dit à ce monsieur de vous donner des solutions miracles économiques pour vous affronter le taux d'inflation très élevé, la dépréciation de votre monnaie, vos déficits budgétaire et commercial, la staglation, etc... car sinon Bruno le Maire(ancien ministre français de l'économie)va vous ironiser cette fois ci en disant que les sanctions économiques occidentaux commencent à porter ses fruits aujourd'hui, pourquoi pas qu'il pourrait avoir un jours un meilleur prix!

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 8 днів тому

    Un général de pacotille un vrai clown dire que ce con est président du sénat c normal que le pays se trouve dernier

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 9 днів тому

    💗💗💗

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 9 днів тому

    Jeneraly dessin animé !!!

  • @MamodebayElyseFIDELE
    @MamodebayElyseFIDELE 9 днів тому

    Culture ou deontologie?

  • @pandryrandria
    @pandryrandria 9 днів тому

    Ilay niveau teny frantsay aloa dia tena classe de 6em

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 9 днів тому

    marikoriko na ny mijery azy aza

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 9 днів тому

    jiolahimboto

  • @mrfectt
    @mrfectt 9 днів тому

    Il dit n'importe quoi!!!

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 9 днів тому

    Ita marina ny misy ao dago aminy zao fotoana izao. Tena @ faladia ny zao tontolo izao. Pays le plus pauvre du monde 😢😢 de Mbola merci président 😢😢 tena mampalahelo. Mankasitraka Koto a 🙏🙏

  • @lazajens
    @lazajens 9 днів тому

    Raha vao finiavana hanao tsinon-tsinona ny Fitondram-panjakana dia tsy azonay ho ekena, aoka mba samy hifampianatra isika samy Malagasy,aoka tsy hifanambanimbany fa mba samby hitondra sombon-kevitra hampandroso fa tsy ny fufampihemorana sanatria 🙏🙏