HAFATRA SAROBIDY HO ANAO

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 жов 2024
  • 🔵Manana vaovao mahafaly ho anao izahay. Omena anao maimaim-poana ny fiainana Mandrakizay amin'ny Alalan'i Jesosy Kristy
    ✍️Misaotra Jesosy fa maty nohon'ny fahotako teo amin'ny Hazo Fijaliana arynandatsaka ny Rànao mba hanadio ahy. Manaiky Anao aho ho Tompoko
    🔵 Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany. Hisafidy ny fiainana aho! Amen
    🔵 Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞
    #MkM #pourtoi #verset #chretien #foi #Jesus #paradis

КОМЕНТАРІ • 1

  • @MartineCorineRASOAZANAMANGA
    @MartineCorineRASOAZANAMANGA Місяць тому

    Misaotra Jesosy fa maty nohon'ny fahotako teo amin'ny Hazo Fijaliana arynandatsaka ny Rànao mba hanadio ahy. Manaiky Anao aho ho Tompoko. Hisafidy ny fiainana aho! Amen