Mitsangana ka Mihazava
Mitsangana ka Mihazava
  • 550
  • 273 259
VAVAKA HOAN'NY ASA AMAN-DRAHARAHA
👷Hivavaka hoan'ny asanao isika ary raha tsy manana asa ihany koa ianao dia misy vavaka ho anao 💼👩‍🔧👩‍🚒👩‍⚕️👩‍🏫👩‍💻👮
✍️ Tahiana ny asako ary Ianao hanokatra varavaram-pitahiana, mitondra fahombiazana, fampiroboroboana
👩‍🌾Aza adino mi mizara sy mi s'abonne 🔔 amin'ny Pejitsika💟🙏
👩‍🎓Zarazarao fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞
#MkM #travail #chretien #foi #pourtoi
Переглядів: 10

Відео

OLONA 5 TSY MAKANY ANDANITRA
Переглядів 4516 годин тому
🌟Ny Olona rehetra dia samy te ho any Paradisa daholo fa olona otriny ahoana no tsy makany? 🌟Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany ✍️ soraty hoe: Omeo fo vaovao aho 👉Inona ny lesona azonao ?😊😀 🌟Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔 @ Pejy😉 👍 🌟 Eo amin'ny commentaires ny liens UA-cam 🙏🙏 #MkM #pourtoi #verset #chretien #foi #Paradis
VAVAKA HANAMAIVANA NY FONAO
Переглядів 29День тому
💖Mavesatra ve ny fonao satria nisy nampalahelo😢😭, nandratra 💔anao? 💖Manasa anao hamerina ny vavaka amin'ny fonao rehetra. 💖Soraty hoe: sitrana ny fo maratra 💖Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞 #mkm #pourtoi #foi #chretien #blessure #famille
ANDRIAMANITRA NO NIFIDY ANAO
Переглядів 5414 днів тому
✅Matoa Andriamanitra nifidy anao fa tsy ny zandrinao na ny zokinao dia hanany Programa sy Planina manokana ianao zay. ✍️Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako aho ✅Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞
VAVAKA HO AN'NY TONTOLO ANDRO
Переглядів 2314 днів тому
💐Ataovy ity vavaka ity amin'ity andro vaovao ity. Raha mety aminao dia andao hivavaka hiaraka aminay ✍️Soraty hoe:Tahiana sy hasoavina aho ary ambinina sy salama amin'ny zavatra rehetra amin'ity tontolo andro ity. Amen🙏🙏 💐 Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞 #mkm #pourtoi #foi #chretien #famille #Journée
FAMATARANA 4 FA AO ANTOKATRANONAO NY FANATREHAN'ANDRIAMANITRA
Переглядів 5321 день тому
🏡Hafa mihintsy rehefa ao antokatrano Andrimanitra.Ahoana hafantarana sy ny ahatonga izany? ✍️Soraty hoe:Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko 🏡 Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany 🏡Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔 @ Pejy😉 👍 #MkM #partage_biblique #vie_chrétienne #pourtoi #verset #chretienlifestyle #chretien #foi #foyer #maison
VAVAKA HO FIAROVANA ANAO
Переглядів 5121 день тому
🛡️Hivavaka isika ho fiaroavana ho anao! ✍️ Soraty hoe: Arovy aho Tompo 🛡️Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany 🛡️Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞 #mkm #pourtoi #foi #chretien #protection #grâce
🚨FAMPIANARANA 4 TSY ARA-BAIBOLY⚠️⚠️
Переглядів 6128 днів тому
🚨Misy fampianarana 4 ireto tsy ara-baiboly⚠️. Inona avy ary izany? Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany ✍️Vavaka: Misaotra Tompo fa manokatra ny masom-panahinay Ianao. Ampio aho hanao ny sitraponao. Amen🙏 🚨Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔 @ Pejy😉 👍 🚨 Eo amin'ny commentaires ny liens UA-cam 💞🙏💞 #MkM #pourtoi #verset #chretien #foi #conseil
VAVAKA MISAOTRA TOMPO
Переглядів 36Місяць тому
🛐Mahafoy 1mn fotsiny ve ianao hisaorana an' Andriamanitra, hametraka ny tontolo andro, hivavaka hoan'ny ankohonana, namanan asa ... ✍️Ampy ho ahy ny Fahasoavanao ary aoka ny Fiadananao hiaro ahy. Eo Ampelatananao no hametrahako ito tontolo andro ity ka izay rehetra ataoko ho voninahitrao. Amen 🛐Manasa anao hiara hivavaka aminay 👉 Aza adino mi s'abonne 🔔sy mizara fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞...
HAFATRA SAROBIDY HO ANAO
Переглядів 41Місяць тому
🔵Manana vaovao mahafaly ho anao izahay. Omena anao maimaim-poana ny fiainana Mandrakizay amin'ny Alalan'i Jesosy Kristy ✍️Misaotra Jesosy fa maty nohon'ny fahotako teo amin'ny Hazo Fijaliana arynandatsaka ny Rànao mba hanadio ahy. Manaiky Anao aho ho Tompoko 🔵 Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany. Hisafidy ny fiainana aho! Amen 🔵 Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vava...
VAVAKA HOAN'IREO ZANAKAO
Переглядів 30Місяць тому
🧒Raha mety ianao dia hiara hivavaka hoan'ireo Zanakao👶🧒 isika. ✍️Aoka ny tananao mahery hiaro, hiandry sy hitarika azy ireo amin'ny fotoana rehetra. Amen🙏 🧒Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞 #mkm #pourtoi #foi #chretien #enfant #famille #Jésus
TOE TSAINA 4 TOKONY HANANAN'NY KRISTIANA
Переглядів 26Місяць тому
🔷Misy toe-tsaina 4 ireto tokony hananantsika Kristianina. Inona avy ary izany? ✍️Soraty eo amin'ny commentaire ny teboka voarahinao 💞🙏💞 🔷Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany 🔷 Aza adino ny mizara sy mi abonné 🔔 @ Pejy 👍 #MkM #pourtoi #verset #chretien #foi
VAVAKA HOAN'NY VOLANA SEPTAMBRA
Переглядів 51Місяць тому
🛐Mamela ahy hivavaka hoan'ny volana Septambra anao ✍️Raisiko ho marina sy ho tanteraka amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy 🛐Raha Mino ianao dia hahita ny herin'Andriamanitra sy ny voninahiny ianao. 👉 Aza adino mi s'abonne 🔔sy mizara fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞 #mkm #chretien #pourtoi #foi #septembre
FITSAHARANA part II
Переглядів 30Місяць тому
📌Nihatrika Tafio-drivotra mahery 🌀efa mila ho andifotra ny sambo kely ⛵ Jesosy sy ny mpianatra nefa Jesosy Natory, nitsahatra tao anatin'izany, inona no antony? ✍️Hitsahatra aho, hitony aho ao anatin'ny Probleme, ady sy endrika tafiotra fa Jesosy no Andriamanitra 📌Manasa antsika hanaraka hatramin'ny farany 📌Aza adino ny mizara sy mi abonné @ Pejy 👍 #MkM #chrétien #Jesus #prière #Motivation #pou...
FITSAHARANA part I
Переглядів 27Місяць тому
FITSAHARANA part I
VAVAKA HO FIAROVANA ANAO
Переглядів 652 місяці тому
VAVAKA HO FIAROVANA ANAO
ZAVATRA 2 ILAINA AMIN'NY FANAHY MASINA
Переглядів 302 місяці тому
ZAVATRA 2 ILAINA AMIN'NY FANAHY MASINA
Allô Allô | ANTSAPRAISE ft Daniel Calange
Переглядів 1212 місяці тому
Allô Allô | ANTSAPRAISE ft Daniel Calange
VAVAKA HOAN'NY VISA ANAO
Переглядів 472 місяці тому
VAVAKA HOAN'NY VISA ANAO
MIANARA MANGINA
Переглядів 432 місяці тому
MIANARA MANGINA
IZAY VONONA NO MANDEHA | Rija Rasolondraibe Live
Переглядів 9622 місяці тому
IZAY VONONA NO MANDEHA | Rija Rasolondraibe Live
VAVAKA HOAN'NY FAHOMBIAZANAO
Переглядів 802 місяці тому
VAVAKA HOAN'NY FAHOMBIAZANAO
TEBOKA 10 HOAN'NY TANORA VAO HIKOPAK'ELATRA
Переглядів 442 місяці тому
TEBOKA 10 HOAN'NY TANORA VAO HIKOPAK'ELATRA
VAVAKA HOAN’NY MARARY
Переглядів 462 місяці тому
VAVAKA HOAN’NY MARARY
RAY O! MBA FANIRIAKO | ANDO
Переглядів 1202 місяці тому
RAY O! MBA FANIRIAKO | ANDO
ANDRIAMANITRA MANASITRANA NY FO MARATRA 💔
Переглядів 522 місяці тому
ANDRIAMANITRA MANASITRANA NY FO MARATRA 💔
VAVAKA HOAN'NY MPANALA FANADINANA
Переглядів 342 місяці тому
VAVAKA HOAN'NY MPANALA FANADINANA
VAVAKA HO ANAO
Переглядів 413 місяці тому
VAVAKA HO ANAO
TSY NANENINA AHO NANDRAY AZY
Переглядів 583 місяці тому
TSY NANENINA AHO NANDRAY AZY
HIARA HIVAVAKA | Hannah & Nadia
Переглядів 443 місяці тому
HIARA HIVAVAKA | Hannah & Nadia

КОМЕНТАРІ