Mofonaina Zoma 07 Febroary 2025

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 9 лют 2025
  • #Mofonaina anio Zoma 07 Febroary 2025
    #Jao 5, 39 - 47 « MAMONJY NY TENIN'ANDRIAMANITRA »
    Hira : Ekeo ho an'Andriamanitra
    FJKM.Fitandremana.Ankadimbahoaka
    Vakiteny:
    39 Dinihinareo ny Soratra Masina, ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy. 40 Kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo hanananareo fiainana. 41 Tsy mandray laza avy amin'olona Aho. 42 Fa fantatro ianareo, fa tsy misy fitiavana an'Andriamanitra ao am-ponareo. 43 Izaho dia avy amin'ny anaran'ny Raiko, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy amin'ny anaran'ny tenany, dia horaisinareo ihany izy. 44 Hataonareo izay mifampitady laza ahoana no fino, nefa ny laza avy amin'ny Andriamanitra Tokana kosa dia tsy tadiavinareo? 45 Aza ataonareo fa Izaho no hiampanga anareo amin'ny Ray; misy ny mpiampanga anareo, dia Mosesy izay itokianareo. 46 Fa raha mba nino an'i Mosesy ianareo, dia hino Ahy, satria nanoratra nilaza Ahy izy. 47 Fa raha tsy mino izay nosoratany ianareo, hataonareo ahoana no fino ny teniko?

КОМЕНТАРІ •