TWOKII - Aleo Andeha [Clip Officiel]

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • Découvrez "ALEO ANDEHA" Le nouveau Clip de Twokii !
    disponible sur toutes les plateformes de streaming distrokid.com/...
    Abonne-toi à la chaîne de Twokii : / twokiiofficiel
    Prod by : Mpanao lava studio
    Sound by : Technical Beats
    Réalisateur : Jerry Pacome
    Retrouvez Twokii Sur :
    Facebook : / twokiiofficiel
    Instagram : / twokii_officiel
    Twitter : / twokiiofficiel
    Tiktok : / twokiiofficiel
    Tous droits réservés
    © Copyright 2024

КОМЕНТАРІ • 27

  • @MohamedAli07
    @MohamedAli07 5 місяців тому +6

    Paroles : TWOKII - ALEO ANDEHA ❤️💙💚🧡💜
    Avelao izy rehefa nisafidy ny hiala aminao handeha
    Fa mbola tsy io ilay anjara tia anao tsy iray iany e
    Ekeko hoe tsy mora f'ianao io mila mitraka
    Volamena sarobidy anie oa tsy maintsy misy maka
    Ka aza manahy ny hampitso inao fa aleo ho anazy ny azy
    Hanembona ireo tsara nataonao iny ,izy any andro iray
    F'iano tsy ho very mande, ra iray no mandà
    Folo eo mandona, mbola midongy hampandrosona
    Ref :
    Ka aleo ho any izay lasany, aleo andeha izay handeha
    Fa tsy rivotra hiainanao mihintsy ka oe tsy ho velona ianao tsisy azy e
    Dia fafao ireo lasa fa vaovao be no miandry any
    Tsy ho very ianao ataovy tsapany fa ny fiainana tsy izy irery iany
    Ka avelao izy ahita izay raha tiany sy hoe safidiny
    Fonao hatao tsara hidiny, aza miandry akory ny fodiny
    Hanembona azy ireo tsara nataonao ary ho tadidiny
    Ireo soa tsisy tambiny, indray andro any ho tadiaviny
    Ka ataovy lesona handrafetana ny hoavinao
    Andriamanitra tsy andrin'ny hafa iny fa andrinao
    Ka aza manahy ny hampitso inao fa aleo ho anazy ny azy
    Hanembona ireo tsara nataonao iny izy , any andro iray
    F'iano tsy ho very mande, ra iray no mandà
    Folo eo mandona, mbola midongy hampandrosona
    Ref :
    Ka aleo ho any izay lasany, aleo andeha izay handeha
    Fa tsy rivotra hiainanao mihintsy ka oe tsy ho velona ianao tsisy azy e
    Dia fafao ireo lasa fa vaovao be no miandry any
    Tsy ho very ianao ataovy tsapany fa ny fiainana tsy izy irery iany

  • @Taramorasata
    @Taramorasata 28 днів тому +1

    tiko le hira mis isainana🥰❤💞

  • @dodaromualdjuvanio2438
    @dodaromualdjuvanio2438 5 місяців тому +2

    ankafiziko 💝💝 💝💝💝
    bravo 👏👏👏...

  • @patricsitrakiniaina6200
    @patricsitrakiniaina6200 3 місяці тому

    ça va ranga izy zany👍👍🤜

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 5 місяців тому +1

    ❤❤❤

  • @MaheryNirina
    @MaheryNirina 4 місяці тому

    Twotwo ❤❤

  • @ergerfabiennerakotomalala2630
    @ergerfabiennerakotomalala2630 5 місяців тому

    Tsara be mihintsy bravo ❤❤❤❤

  • @hasinavolatiana4637
    @hasinavolatiana4637 5 місяців тому

    Wooooooh tsara be

  • @herizoludovicramanitrandra1845
    @herizoludovicramanitrandra1845 5 місяців тому

    Milay be le vazo, bravo

  • @tsopla
    @tsopla 5 місяців тому

    Niova be ny tarehy nla !! Fa milay ilay vazo ❤

  • @sahondrarahelivololona9975
    @sahondrarahelivololona9975 3 місяці тому

    Marina mintsy zany any a!!❤️

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 5 місяців тому

    Aizeee 🤩🙂💖💞

  • @MaheryTiavina-hx7xy
    @MaheryTiavina-hx7xy 4 місяці тому +1

    Norma be rangah ty vazo ray ty ah

  • @ergerfabiennerakotomalala2630
    @ergerfabiennerakotomalala2630 4 місяці тому

    Vous êtes le meilleur ❤❤

  • @jeanrakotonirina7654
    @jeanrakotonirina7654 5 місяців тому

    mlay eeeeee

  • @ShaniaRAKOTOARIVONY
    @ShaniaRAKOTOARIVONY 4 місяці тому

    Ndriiii🥹❤

  • @RakotoarimalalaAndrianirina
    @RakotoarimalalaAndrianirina 5 місяців тому

    matsiro be lesy bain a