TWOKII - Kalitao Ft. Lavie [Clip Officiel]

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 жов 2024
  • Découvrez " KALITAO " Le nouveau Clip de Twokii !
    Abonne-toi à la chaîne de Twokii : / twokiiofficiel
    Prod by : ‪@atonichmiuzik8587‬
    Réalisateur : HR PICTURES
    Distribution : ‪@Mellow_ManitrA‬
    Regarder Diso Tiako : • TWOKII - Diso Tiako [C...
    Retrouvez Twokii Sur :
    Facebook : / twokiiofficiel
    Instagram : / twokii_officiel
    Twitter : / twokiiofficiel
    Tiktok : / twokiiofficiel
    Tous droits réservés
    © Copyright 2023

КОМЕНТАРІ • 33

  • @MohamedAli07
    @MohamedAli07 Рік тому +6

    Paroles : TWOKII - KALITAO ❤️💙💚💜
    1er cpl
    Fa nga raha hoe miangavy !
    Miandry fitia avy aminao ,
    Dia tsarainao sahady ;
    Hoe Tena tafalatsaka aho ?
    Fa nga raha hoe zaho lavo !
    Dia midika ho faharesena ?
    Efa teo imasonao ny tsara fa ninihinao Tsy jerena !
    Hatrizay aho tamin ´ireny
    Nangina fona Tsy nahateny
    Nitsiriritra aho ny mba hankeny,
    Tsy nojerenao na dia kely !!
    Hatrizay aho mba niangavy , nitalao , nandady …
    Niezaka aho ny hanambitamby ,
    Kanefa nidinao ny vavahady !
    Ref:
    Zao efa kalitao !
    Tsy hanan-tena anao
    Tsy hitongy ny ho tiavinao intsony
    Ny herin~tsaiko efa ambony !
    Amin’izao efa tsara KALITAO o!
    Tsy hiadry vasoka aminao
    Matoky tena amin’izao
    Fa tsy maitsy haiita vaovao !
    2ème cpl :
    Dia no totalinao tsy nisy tamin´ireny!
    Tsisy nihaino ihany koa raha mba miteny !
    Zay mba tsara natao tsisy tiny , toa tsy tsaroany , toa tsapany Tsy ahoany !
    Tsy hainy f’ ilay vato kely narianao anie ka vatosoa sarobidy ,
    Ilay varavaran-pitiavako iny
    Efa mikantona sy mihidy
    Hatrizay aho tamin ´ireny
    Nangina fona Tsy nahateny
    Nitsiriritra aho ny mba hankeny,
    Tsy nojerenao na dia kely !!
    Hatrizay aho mba niangavy , nitalao , nandady …
    Niezaka aho ny hanambitamby ,
    Kanefa nidinao vavahady !
    Ref:
    Zao efa kalitao !
    Tsy hanan-tena anao
    Tsy hitongy ny ho tiavinao intsony
    Ny herin~tsaiko efa ambony !
    Amin’izao efa tsara KALITAO o!
    Tsy hiadry vasoka aminao
    Matoky tena amin’izao
    Fa tsy maintsy haita vaovao
    Lavie :
    Hatrizay aho tamin’ireny !
    Nangina fona Tsy nahateny
    Nitsiriritra aho ny mba hankeny,
    Tsy nojerenao na dia kely …
    Hatrizay aho mba niangavy , nitalao , nandady ,
    Niezaka aho ny hanambitamby ,
    Vao maika nomenao ny Azafady !
    Ref:
    Zao efa kalitao !
    Tsy hanan-tena anao
    Tsy hitongy ny ho tiavinao intsony
    Ny herin~tsaiko efa ambony !
    Amin’izao efa tsara KALITAO o!
    Tsy hiadry vasoka aminao
    Matoky tena amin’izao
    Fa tsy maintsy haita vaovao

  • @chelanomenjanahary
    @chelanomenjanahary 7 місяців тому +2

    Tiko be

  • @patricsitrakiniaina6200
    @patricsitrakiniaina6200 Рік тому +1

    Top, rivotra vaovao ndray👏👏

  • @eraldoratsimbazafy5003
    @eraldoratsimbazafy5003 Рік тому

    mbola nakafokiny alina donc zoky Twokii teto eee, na dia izany aza fa ô top fo le zik ee, niova kely gadona zan am le oui mts ee

  • @sygamario1589
    @sygamario1589 9 місяців тому

    milay ela frere ah, alefa am radio fona ny hiranla fa aza manahy eh, hihi

  • @AmboaraRAITRA
    @AmboaraRAITRA Рік тому

    merci bcp twokii

  • @selmaprint4734
    @selmaprint4734 Рік тому

    Bien lets zoky e ! ary hitta f tena tafiditra tsara n inspirations

  • @kantomanitra464
    @kantomanitra464 3 місяці тому

    1:15 misoratra fa tsara be ❤

  • @RMJGASYTOPIC
    @RMJGASYTOPIC Рік тому

    Tiako be

  • @ergerfabiennerakotomalala2630

    ❤❤❤❤❤❤

  • @SalohyRatsimbazafy
    @SalohyRatsimbazafy Рік тому

    Amizao efa tsara kalitao🥰
    💗Tsara be💗Tsara foana💗

  • @zainabaalimbae
    @zainabaalimbae Рік тому

    Kalitao 💛💚💙🩵💜

  • @rantotinasoa
    @rantotinasoa Рік тому

    🤩🤩❤

  • @pierrerabetsiesotra-ht7oo
    @pierrerabetsiesotra-ht7oo 11 місяців тому

    👌👍

  • @ellijosue1555
    @ellijosue1555 10 місяців тому

    tena tonga de tavela vao mihaino amle rythme latino

  • @radoandriantsoa6782
    @radoandriantsoa6782 Рік тому

    Tsara le nanavao kely niala amin'ny mahazatra

  • @malgashjnd
    @malgashjnd Рік тому +1

    noreme b

  • @nyandoriantsoa
    @nyandoriantsoa Рік тому +2

    Tu sors de ta zone de confort. Bravo 👏👏

  • @SitrakaAndriamifidy
    @SitrakaAndriamifidy Рік тому

    Merci eee!❤❤❤

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 Рік тому +1

    ❤❤❤

  • @hasinjararabetsitonta9719
    @hasinjararabetsitonta9719 Рік тому

    mlay lesy

  • @nantenainarandry
    @nantenainarandry Рік тому

    mlay beu

  • @riantsoarakotomalala4919
    @riantsoarakotomalala4919 Рік тому

    nice 👌👌