Fandevenana anilay tante ko malalako androany teto France Toulouse Cornebarrieu 😭😭😭😭💔💔💔💔💔ito hira n Rossy ito n hira fanaovambeloma azy farany mialona n nanaterana azy any am tolérant😭😭😭😭 On se verra en Au-delà ma tante Clarisse adorée 😭😭😭😭 Je t'aimerai pour toujours ❤❤❤❤❤
NY ANDININY FAHATELO TENA TOKONY ATAO FILAMATRA HO ANY GASY REHETRA FA MANDONA FO BE. MERCI ROSSY, IZANY KA MALAGASY, TENA MAMELONA FITIAVAN-TANINDRAZANA MIHITSY
Latsaka ny ranomasiko aty an-tanin’olona aty 😭😭😭😭😭😭mon pays me manque bcp 😢😢😢😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️💖💖💖
Chapeau Rossy a , pour moi c'est toi le plus grand chanteur de Mada
Fandevenana anilay tante ko malalako androany teto France Toulouse Cornebarrieu 😭😭😭😭💔💔💔💔💔ito hira n Rossy ito n hira fanaovambeloma azy farany mialona n nanaterana azy any am tolérant😭😭😭😭
On se verra en Au-delà ma tante Clarisse adorée 😭😭😭😭
Je t'aimerai pour toujours ❤❤❤❤❤
NY ANDININY FAHATELO TENA TOKONY ATAO FILAMATRA HO ANY GASY REHETRA FA MANDONA FO BE. MERCI ROSSY, IZANY KA MALAGASY, TENA MAMELONA FITIAVAN-TANINDRAZANA MIHITSY
Ankehitriny nohon BAREA tena miverina ts maty atopoko zan hira zen ,Gasikarako tiako ianao 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤❤
Ouiiii, ça rime avec Barea de Dago 🥰🇲🇬🙏🍀
Tiako foana satria anarako Ikalasoa merci Ray aman _dreniko sy ROSSY 👍👍👍👍👍✌
ny an'ny zanako koa nataoko Soa ❤
Mandona fo be, surtout le couplet misy Gasikara🥰🥹. Tsara e
Gasikara oh... mbola ho avy ilay maraina vaovao❤❤❤
Rossy!!!🇲🇬🥰❤️🙏🍀sady taviny no volony !! Merciiiii
Avril 2024🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 gasikara o gasikara o Mbola ho avy lay maraina vavao 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤️💜❤️💜💜
💃💃💃💃tsy lany manja mintsy io
Zany ka hira gasy,ary tsy mankaleo ana na hihaino azy isan'andro.Merci Rossy.,❤❤ Madagasikara❤❤❤❤
Hafa ihan ny hiran Rossy ts mb lany manja zan fa malaza fona 😀
T'es toujours le meilleur Rossy
C’est mon oncle 😁 T’es trop fort tonton rossy 💪🏽❤️❤️❤️
Cette chanson me fait penser à BAREA,ils l 'on passée à leur Hôtel pour célébrer leur victoire. Trop top
Ils vont nous manquer 😭😭 souvenir unique 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Trop 😭😭🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Moi aussi, je vois la tête de Faneva, Anicet et Dimitry 🇲🇬🇲🇬🇲🇬⚽️⚽️⚽️🍀🍀🍀❤️❤️❤️😘😍👏🏻👏🏻👏🏻
Mahafinaritra ahy ity hira ity .mampahatsiahy an'i GASIKARA ,fenofeno n'y foko eo a
Mo
ALEON DRANAMANA NANAMBOATRA IKALASOA TANY AN DAFY AN! . DADA IANAO RALAHY RO..
Zany ka mozika ka 💃💃💃💃👌👌❤️❤️❤️
ity hira ity kosa aloha tena tiko e,tsara be😍
Merci beaucoup monsieur pour vos belles chansons vous êtes un grand artiste
Ndriiii manina any mada mihaino hira ty ai 😢😢😢😢😢 ts mankaleo mintsy mihaino azy
Nalaza mihitsy ity hira ity tamin'ny nivoahany, ahatsiarovana ny nianarana teny amin'ny lycée sy ireo prom rehetra tamin'izany
Ndrii mahatsiaro an dago maheno an ity hira ity
Tsara - Soa - Meva....Merci Rossy an!
ok 3ème jeu de la francophonie!!!! mahamanimanina
Tiako loatra ehh, Mankasitraka Rossy 💫
2019???
Nostalgie !
3ème jeu de la Francophonie.
Tiako i Gasikara! M'saotra Rossy ah!
Alefa barea 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ilay couplé misy Gasikara mandona fo be. Tsara e!
Mitovy tsika naika latsaka mitsy ranomasoko
Driii🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
2024♥️♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬😢😢😢
mbola hafa ihan ny gasy e
Ialahy ilay lazaina hoe Boto, fa hoy aho hoe Boto manana talenta no Boto mihaja e, mankasitraka ra Sirop a :p !!!
2021 ...milay fona rossy
Tiako be hira ty
Oct 2024 🇲🇬🇲🇬🇲🇬✌
mankasitraka ooo!!
Hafa ihany ny hira gasy!!!
nostalgique !!!
tiko b jenoa
Misotra mankasitra zokibe Rossy 👍👍👍. Ahantsiarovana ny any antanindrazana. ..
Tiko ❤
Magnifique
indrisy ry gasikara malalako😢
Savika
Top❤️🎼🎧🎤
A
tena malaza madagasikara
zany ka hira ts mety lany mamy any anao zay gasikarako
natasoa Rroucou j'aime
Io - _. + . & Ira. Alz ' pr . / tjrs . , ! ?
Kanto e!!
Gasy car iany no tiako
tena tsara b zany hira zany marnamafy
Rossy
Ya 👌
mapte i bal ani a tanana lé
Aona??? Bal any antanàna??? 😂😂😂
Reveko be le izy
mampanembona ny any antanindrazana refa misy lanonana
makasitraka zoky be rossy a
suuur miiintsi à!hiran'dago zany an!
Thiers
Tsara be lay hira
❤❤❤
tsara b zany hira z any
Mahafinaritra e
Mamy tsara
♥️♥️♥️♥️♥️♥️💓💓
Nahatsiarovana ny fahatanorana
Tay be Rossy eh
😚😚😚😚😚😚😚😚
MiLay be.merci
❤❤❤❤❤❤❤
❤❤❤❤❤❤