Rip Dadagaby!! je me souviens bien de cette danse! j'étais en classe primaire de l'école primaire catholique Ambohikely Ampitatafika en 1993 et Dadagaby nous enseignait cette danse à la fin de l'année scolaire!!! avec deux accordions, deux tambours!
la chance! c'était un très bon artiste et une belle personne. je ne l'ai pas personnellement connu, mais je me souviens de ces interventions à la télé avec sa douce voix posée. nanana isika nanana azy
Misaotra DadaGaby sy ny akama rehetra ao amin'ny Ny Voninavoko. Hatraty Zamerika koa io mankafy anareo io e! Mahatsiaro ny fanomananareo ny dia ho any Australie t@ 1984 teny Anjohy izao.
nous voilà presque à l aube de 2024, j écoute cette chanson typiquement Malagasy,
Kanto dia kanto, hira gasy tena ankafiziko
Makasitraka dadagaby aaa,ny talentanao mitoetra fon❤❤
Rip Dadagaby!! je me souviens bien de cette danse! j'étais en classe primaire de l'école primaire catholique Ambohikely Ampitatafika en 1993 et Dadagaby nous enseignait cette danse à la fin de l'année scolaire!!! avec deux accordions, deux tambours!
86rx
la chance! c'était un très bon artiste et une belle personne. je ne l'ai pas personnellement connu, mais je me souviens de ces interventions à la télé avec sa douce voix posée. nanana isika nanana azy
Tsara mahafinaritra misaotra betsaka e !! Cest une pepite ♥️♥️
tena hafa tokoa ny hira gasy sy ny diagasy tokony averina daholo ny fomba tsika malagasy fahiny tena tsara bé 👍👍👍🙏
🎉🎉🎉🎉
Jadore sa c du vrai musique malgache 😘 Madagascar tu me manques mon pays sa fe 10 ans je suis pas retourné sa manques 😥😥😥
10 ans c’est trop là!!! Il va falloir que tu y ailles !!! Ça a beaucoup changé depuis
Mamiko ity hira ity, mankasitraka ee 💖💖
2024 Omeo an i sahondra Ty raozy ty🌹 🌹.sahondra Dia maneva👌😂
💃🏽💃🏽💃🏽
Hira avy any aminay e, tsara
Mahatsiaro n'y gasikara Marina te Hody
Tiko fona na somary efa.elaela aza🌹💕
Tiako loatra ny mijery sy mihaino ity hira ity satsia voatonona ao ny anarako Farasoa na dia tsy ahazo ary aho de aleo mandihy🤔😃🤗
Tsara b ty hira ty an 🌷❤️
Madagascar mamiko, ts foiko
Milay be ny voninavoko eh!! hafa ihany ny Malagasy!
Misaotra DadaGaby sy ny akama rehetra ao amin'ny Ny Voninavoko. Hatraty Zamerika koa io mankafy anareo io e! Mahatsiaro ny fanomananareo ny dia ho any Australie t@ 1984 teny Anjohy izao.
hafa ihany ny antsika e, ho ela velona ny kanto malagasy
Yo, yo , yooooo , ❤❤
Mahafinaritra ny kanto Gasy 👍👏👏👏👏
Mankasitraka ny Voninavoko hatram va louant sy hatram farany. 👍👍👍
Hatram voalohany sy hatram farany ***
tsisy mpanana e! j'adoreeee la chanson et les malagasy
zany ka malagasy e!!!! manina ny tanindrazana e!!!
Hafa ihany ny vakodrazana malagasy manentanana fanahy indrindra farehefa i Dada Gaby sy ny mpandihiny no miventy azy ...
Merci tena marina io tonokira io
hafa ihany hoah ny gasigasy e, fiere
Afaka henoina injato in'arivo itony hira itony nefa tsy makaleo....mandria ampiadanana Dadagaby.
Mandria am-piadanana Dadagaby a!!velona voana ianao anatin'izao mozika zao e!!
TS makaleo mints!!!
zany ny hiran'gasikara e!!!!
Mahatsiaro ny any an tanindrazana refa mahita hira otr'zao,eny na dia lavitra aza ny tena. tiako ianao rry gasikara, tiako ihany ty hira ty
Ankafiziko fona jusqu'a zao💖💝🌹
Hira isan'ny tiako indrindra raha hira gasy
tiko lotra ity hira ity😍😍
Qui s'est rendu compte qu'on parle de virginité (la rose). 😂et qu'il se décide à qui la donner
TSARA LOATRA, TSY HITA IZAY HO AMBARA
J'adore bien la musique malgache ainsi que la danse,je vous j'aime
hafa ihany ny any tena e!! Malagasy aho
hafa ihany ny kalokalo malagasy, mbola mafinaritra fona
Mamiko sy lalaiko😢😢😢
j adore la musique malgache
Je vous adore sinon ☺️
Tena tsara ity hira ity. Ambony dia ambony ny fomba nentina namokarana ny tonony.
Gasy ka manja e!!!
Kanto e 🎉🎉🎉, chapeau!
Afa iany vonavoko
miarahaba e😁
Coucou hoan'ireo Promotion #2012 LARA
Zai nandihy tamin'izay hira izay...
Tiako e! DOmmage j'aime in-1 iany no afaka tsindriana!!!
j'aime tellement la chanson ainsi que la danse
tiako hilay hira😢😢😢😢😢😢😢😢😢
Tena Malagasy. Mirary anareo haharitra hatramin'ny farany @ fanandratana ny vakodarzana.
❤❤ tsara loatra e
Tsara loatra
Viva Afrika Viva
Mamy ery ❤
Mety vitsy no mahafantatra oe avy aiza ilay io io io io hoan ny BAREA
2020 ❤❤❤❤
Rj Sahondra
izany tena gasy
gilbert je te remercie pour lachanson
Tsara be le hira!!!
It is very good...
anankiray monja ity vonin-draozy ity.... ka iza no omeko azy éééé....Omeko an'i Annn... tsy manana i Annn..... mdr..... ka aleo apetrako eto.....
tena tsara eee , mankasitraka feno
ANDAVAMAMBA misaotra tompoko
aleo mamboly indray de samy mahazo daholo
Salegy be aloha e!!
MAhafinaritra ;)
Voninavoko
Mahafinaritra be
vazo gasy milay
Miaino lalandava
lovely patricia danse avec ton père et parle malgache s la prochaine fois😈
💖💖🌹🌹🌹🌹
Oka marina !..tsara ee
🌷🌷🌷🌷🌷🌷
Alefa Dadagaby a!
ah la danse malgache ca bouge bcp
JE DANSE
Randrianarisaona saholy et à Nantes et elle est naturalisée 😁😂😅 elle sait parler francais maintenant 😂😂
Harisoén William
C’est top alors 🥰
Mahafohy saoka Blues
Njakalahy mati-kambo ,Usa egal toi et nous ?😷
Marie sophie Raphaël koa raharahin'ny amanin'ies si tu adore ou pas☺
Njara parle malgache s'il te plaît et cherche du travail
Harison William et vous avez un travail? aza complexé, grande gueule avec les gasy, mais mifotra vao eo alohan'ny boss.
Merci dada gaby