Mba mahagaga indray ity fa ireo tompom-pahefana indray no milaza fa victime ny fraude. Ny mpanohana an'i Lalatiana io. Mba tian'ny olona any @ Faratsiho fa io ramatoa io na avy any !
Tokony torianareo anie ireo olona tsy mpitandro ny filaminana kanefa mi se permettre nisambotra ireo 6 mianadahy. Usurpation de fonction izany ary azo lazaina ho terrorisme mihintsy !
Dieu merci et bon courage areo jiaby.
Makasitraka vao2 tompoko corange fa zahay vahoka Mahajanga manohana atrany farany
Miarahaba anareo ry ingahy, aza manaiky lebenana . Ny marina tsy mba maty. Masina ny tany
Mba mahagaga indray ity fa ireo tompom-pahefana indray no milaza fa victime ny fraude. Ny mpanohana an'i Lalatiana io. Mba tian'ny olona any @ Faratsiho fa io ramatoa io na avy any !
Isaorana Andriamanitra s'y n'y Razana,Matokisa ,zoky,Afakandro, eo ankilanao,mandrakariva ,izahay vahoaka, Majunga,tsy ankanavaka.
😭🙏
zvtr ita lo d refa nande aty tana omali i mme jocelyne hita teny amin ceni tamin tele de afk l olona 6 mianaka tany majunga