(Mahaleo) Dadah Rabel: Ny tena fitia-Karaoke

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • Feeling sendra nandalo. Atolotra ho an'ny mpakafy Mahaleo rehetra. Ialana tsiny amin'izay feo tsy mety.

КОМЕНТАРІ • 12

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +2

    Hafa ihany n'y poèty! Tsara bé. Merci. :-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +2

    Mankasitraka 😘 indrindra. :-). Toa rano s'y vary. :-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +1

    Fo mitempo mifamaly toa lamako.:-)

  • @diannerasanjy5338
    @diannerasanjy5338 4 роки тому

    Mandria ampiadana ZOKIBE Dadah 😢💔.

    • @vazogasymilay7525
      @vazogasymilay7525  4 роки тому +1

      Eh. Tena malahelo fa mpamorokira tiana indrindra no lasa fa de mahereza daholo isika mpankafy. Tsy misy ny doria am maha olombelona fa ny sangan'asany mitoetra ho doria. Tsy lefin'ny fotoana eh. Miara miory am fianakaviany-ny tarika Mahaleo-ny kanto malagasy.

  • @joeteddy6351
    @joeteddy6351 3 роки тому +1

    SATROKA e!! Mba afaka manao KARAOKE mahaleo misimisy kokoa ve fa tena mahafinaritra no tena mahafapo

    • @vazogasymilay7525
      @vazogasymilay7525  3 роки тому

      Efa mieritreritra ny hampiditra hafa mihitsy fa efa ela tokoa izay. Ny gitara no mbola andrasana fa rehefa vonona izay dia hisy vaovao ho alefako eto eh. Mankasitraka eh

    • @vazogasymilay7525
      @vazogasymilay7525  3 роки тому

      Ity ary misy iray mbola vaovao be: ua-cam.com/video/BOHltDpHxUY/v-deo.html

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +2

    TIAKO 😃💓

  • @ramorasataramorasata2589
    @ramorasataramorasata2589 7 років тому +1

    Misaotra eeeeeeeee!!!!!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +1

    Marina . :-)