Mianatra solo amin'ny "arpeggio" sy ny "CAGED system" mifanaraka aminy

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024
  • Toro-hevitra kely amin'ny fampiase ny CAGED system rehefa hijery gamme. Mampiseho toro-hevitra kely ihany koa amin'ny fomba fanaovana solo mampiasa Arpeggio. Aza adino ny mizara sy mi-s'abonner. Ny mitsidika ny pejy
    GasyTab: / gasytablature
    Ny maka ny apps GasyTab amin'ny Playstore ahitanao ireo hira malagasy misy akoro samihafa
    GasyTab app: play.google.co...
    Mankasitraka

КОМЕНТАРІ •