Portrait

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 6 лют 2025
  • « Ianao foana no mameno ny fiainako tontolo
    Toa tsy misy ny fotoana, tsy anembonako anao
    Na ny antoandro na ny hariva
    Indrindra moa fa ny alina
    Feno anao ny fiainako…
    Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin’izao
    Tsy misy mihitsy ny toa anao aky raha mbola fitia
    Tokana ianao ho ahy mandrakizay (indroa)… »
    Tsy foiko ianao hoy Randrianarivo Fara na hoe Farakely, hira tena nampalaza azy manokana izay iarahany mihira amin’i Laza. Tovovavy manam-peo sy tena manan-talenta tokoa. Tao amin’ny tarika randrantelo no tena nahitana azy voalohany teo amin’ny sehatry ny kanto Malagasy. Somary tsy tia sehoseho i Farakely ka betsaka noho izany ny liana ny hahafantatra ny mombamomba azy, ny nahatonga azy ho mpihira, ny toetrany… Indro ary ny tafatafa izay niarahanay taminy.
    www.lachasse-info.com

КОМЕНТАРІ • 2

  • @angelineraharilalao7342
    @angelineraharilalao7342 7 років тому +1

    mitovy be mihitsy ianareo sy Harivola ! 😀😀 sady samy tsara feo be, ... mbola ho hitako indray andro any hihi 😆😆 on t'aime

  • @desirerakoto6386
    @desirerakoto6386 7 років тому

    Tsara kosa e