Mr Sayda 🎤🎤 Mba marina anie Fa zaho oa tsy sarotiny Na dia efa an'olon-kafa aza ianao Fa ny fonao mana-tompony Manome anao izay sahaza anao(mba marina anie) Fa 'zaho sakaiza mitapify Miandry ny anjara tandrify Miandry ny itodianao Hijery ana fa saingy indrisy Tsy tazanao angamba akory ilay masoko mijery Mba mipitrapitra miantso anao Mangata maso anao oa fa mba mitodihy kely Efa hatry ny ela no naniry anao(vetivety ihany ) ref : Na dia efa potipotiny aza ny avy any Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a Na dia efa potipotiny aza ny avy any Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia oeto aty fa ho soloiko vaovao be Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia Hoento aty fa ho soloiko vaovao be Vaovao be,, fitiavana vaovao be 'Zaho aloha tia anao,kanefa izy tonga aloha 'Zah ngamba no adala sy mitady aretim_po omeo anjara kely izaho fa tsy midongy ho tompony Zay mba foinao ho ahy na dia fitia sombitsombiny Fa ifaliako izay omenao ahy Ataoko toi ny volamena malala Ny andro iray izay anekenao ahy Vohaiko ho anao ny foko midanadana Midira dia mitoera fa omeko anao ny foko Ataonao fonenana raha sanatria toloko Na koa oe torovana fa nampijaliana ref : Na dia efa potipotiny aza ny avy any Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a Na dia efa potipotiny aza ny avy any Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia Hoento aty fa ho soloiko vaovao be Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia Hoento aty fa ho soloiko vaovao be Vaovao be,, fitiavana vaovao be Vaovao be,, fitiavana vaovao be Tsy tazanao angamba akory ilay masoko mijery Mba mipitrapitra miantso anao Mangata maso anao oa fa mba mitodihy kely Efa hatry ny ela no naniry anao ref : Na dia efa potipotiny aza ny avy any Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a Na dia efa potipotiny aza ny avy any Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia Hoento aty fa ho soloiko vaovao be Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia Hoento aty fa ho soloiko vaovao be Vaovao be,, fitiavana vaovao be Vaovao be,, fitiavana vaovao be
Milay kosa rangah le vazo a,izy ary anome Fitiavan vao2 be!!manaova nareo mitsikera reo raha mahavita ee!zay lo specta fon d makafy ee!aza manontany eee!! Alefaso fon Saida aaaa
f'izy hono tsy sarotiny na d'efa an'olkafa aza ilay iray!!!! hihihihi! tsy midongy ho tompony..... mipetrapetraka reto ny tononkiranareo a! mba marina anie e
ra nisy ve ny tompon'ny ispiraka tsy i max exception fa lany ihany eh, tsy maintsy ho lany io de anao repetition izy nefarany de anao plagia otran marion ko ny farany de avy eo kidodo de kawitry de ......
2024, toujours là 😍
Mr Sayda 🎤🎤 Mba marina anie
Fa zaho oa tsy sarotiny
Na dia efa an'olon-kafa aza ianao
Fa ny fonao mana-tompony
Manome anao izay sahaza anao(mba marina anie)
Fa 'zaho sakaiza mitapify
Miandry ny anjara tandrify
Miandry ny itodianao
Hijery ana fa saingy indrisy
Tsy tazanao angamba akory ilay masoko mijery
Mba mipitrapitra miantso anao
Mangata maso anao oa fa mba mitodihy kely
Efa hatry ny ela no naniry anao(vetivety ihany )
ref :
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia
oeto aty fa ho soloiko vaovao be
Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Vaovao be,, fitiavana vaovao be
'Zaho aloha tia anao,kanefa izy tonga aloha
'Zah ngamba no adala sy mitady aretim_po
omeo anjara kely izaho fa tsy midongy ho tompony
Zay mba foinao ho ahy na dia fitia sombitsombiny
Fa ifaliako izay omenao ahy
Ataoko toi ny volamena malala
Ny andro iray izay anekenao ahy
Vohaiko ho anao ny foko midanadana
Midira dia mitoera fa omeko anao ny foko
Ataonao fonenana raha sanatria toloko
Na koa oe torovana fa nampijaliana
ref :
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Vaovao be,, fitiavana vaovao be
Vaovao be,, fitiavana vaovao be
Tsy tazanao angamba akory ilay masoko mijery
Mba mipitrapitra miantso anao
Mangata maso anao oa fa mba mitodihy kely
Efa hatry ny ela no naniry anao
ref :
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Raha toa manaiky ianao ,raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Vaovao be,, fitiavana vaovao be
Vaovao be,, fitiavana vaovao be
Saïda
@@miradormzeves5696 *sayda
*Tsy tazanao akory angamba ny masoko mijery
@@lilweirdoHasiSaïd
2023 toujours là ❤️
zaho koa anga mitvy amizany tsimakalangy sipa miodina avela sitrampony, merci Sayda
Tsy mety lany manja ato am-poko ato mintsy ity hira ity.
Mankasitraka dia mitomboa talenta.
j'aime tout les chansons de mr Said, encor bravos,mélodie ok,parole ok,
Merci Mr Saida, fa ny fitiavana no lehibe indrindra, criitque est facile, l'art est difficile.
Amazing song! Greetings from Germany 🇩🇪
Germany? Why you got a Italian name then?
@@irenejenna5725 because he probably lives in Germany
j'aime trop trop lay vazo Mr Sayda. mahafinaritra be lay vazo sure fona e! de tohizo fa tena tsara de aza miasa saina amin'izay tsy mirevy lesy eee, zahay mankafy foana
hihi...merci Sayda an! mba hafa indray au moins n'zavatra resahana anaty hira na hiram-pitiavana aza
Tsy tazanao akor angamba n masoko mjerii💓💓💓💓
Que d love saydaa
2023 on est là !
Alefaso Sayda !
Mr saida ovina ndray n retour maurice f ts afa_po zahay......inspiraka gout mlay...
Avril 2018 🔥🔥🔥🔥🔥 qui est là encore ????
Moi 💪✌
6JUIN 2018 ! hihihihi
01 juillet
Moi
Elyaffa Mohamed
l'une des chansons de mr saide que j'adores.....
Tiako be ilay hira tsy mba makaleo na henoina isanandro ary merci sayda (y)
Mr Sayda, Reveko dahaolo ny hiranao .Tohizo fa tsara
kifeko fon le inspirak! Alefaso #SAYDA! ovay kel njay alo le theme fa az atw resam-pitiavana tson!
Mlay be rngah le inspirak aaahh. Mankafy zay eeh
2019 😍💞🎧
2019§STILL LOV IT
Tsy makaleo ahy mihitsy henoko hatr@ maraina mandrapahariva n'y andro😍😍😍😍
Milay kosa rangah le vazo a,izy ary anome Fitiavan vao2 be!!manaova nareo mitsikera reo raha mahavita ee!zay lo specta fon d makafy ee!aza manontany eee!! Alefaso fon Saida aaaa
Ny vadiko vadiko ihany fa vomaika vavao2 be merci SAYDA MR MERCI
slt! ka hira anie io ei! mba hatonga fisainan'vehivavy tia vola reo vo mahita deba kely de lasa! mer rah Mr saida!! Surrr be
Ataoko toy ny volamena malala
Ny andro iray zay hanekenao ahy 😍💕💞
tik nef makar fo mieritreritr azy!!zavatr iaina2 dahol zan!!ts atw mahakiv!!j t kiff
Tiako loatra ity eee 😍😍😍
Tiako be ❤❤ merci
mbol mamerina miaino tsik amzao.Mlay foan 👍👍👊👊
Artiste à part ❤. #en_tout_cas_je_suis_fan
milay lety MR SAYDA ah tena reveko be le zik sady situation io hira io
Nalefany meilleur ami ko t@ko io hira io nefa za efa manambady ... ooh mampalahelo.
Tsara kosa le hira
Tiako be,misaotra e,mampitomany mintsy mihaino anle hira !!!!
Suurrr!!..Zah maka Mr Sayda fona an!!
2022?
on va bientot Atteindre le 1 million de Vue !! j'adore ce Chanson
2.5 millions de vues
2.7 Mios en 2k 23 janvier
Allez Les gars Faut Péter Les 1 Millions De vue !!
super chanson ma fille est francaise et malgache s apelle maryne aina a bientot a mada morandave
alefasooooooooooo Sayda aaaa :D
tsara foana eee
Ohatran'ny ho kenda isaky ny faran'ny phrase razoky izany.
Tohizo sayda!
zay rangah miondana Sayda a!! mlay e!!!!!!
sans voix za am'le hira lesyy e...touché tanteraka :)
tiako le structure anle hira d mélodie koa tsara ;) mafinaritra e :D
mlay nama ah,tohizo letsy Sayda
Ento aty fa ho soloiko vaovao beeee (y)
mlay elah Sayda ;)
Inona moa izany ny maha samy hafa an ty hira ty sy ny hiran ariane joy"voankazo voarara"?
tiko tsotra zao tsy fantatro we manina hhiihih
Tikob😍 aty lavatr 💎💎aona any bira any Saida
fitiavana vao2 b😍😘
Sur mints f milay b l inspiration
2020§§Mbola mihaino foana
f'izy hono tsy sarotiny na d'efa an'olkafa aza ilay iray!!!! hihihihi!
tsy midongy ho tompony.....
mipetrapetraka reto ny tononkiranareo a! mba marina anie e
Bravo be Saida aaaa!! tsara eeee
fa tsara tarehy sy mihaja kely oa ty Mr Sayda ty annn
Tsara be le hira fa tena elao le otranny voanny asme fa manaratsy ilay izy 😊
za angamba no adala sy nitady aretim-po, hifaliako zay omenao ahy...
2020... miakatra ny souvenir mieno an'ito
na dia efa potipotiny aza ny avy any e,dia tsy ho sarotirotiny amizany aho
tiko loatra merci Mr Sayda
tena tikouh b mintsy.....miandr n manarak'zay ehh
muah muah.....tsar vues ah
Tena simbainlisany lesy ri maik le coulontsaina ....
Kay2,amzao eeee!,2021 19h:19 tsar foan eeee,mankasitrak eee
fa za sakaiza mitampify miandry ny anjara tandrify miandry ny hitodianao hijery ana fa saingy indris........ milay ra Sayda
tsy mety lany inspirak mintsy ty bandy ty , ten miaiky mintsay aloha za
ra nisy ve ny tompon'ny ispiraka tsy i max exception fa lany ihany eh, tsy maintsy ho lany io de anao repetition izy nefarany de anao plagia otran marion ko ny farany de avy eo kidodo de kawitry de ......
andriamiharintsoa finaritra itahoa niakiko ah zay
HAFANDRAY SCOOBY-DOO tsy rarin mihitsiny
fa zao hoa tsisarotin dia toizo
HAFANDRAY SCOOBY-DOO marina b krkrkrkr hahahahaha nefa zay le izy r
tsy mety leo. Mankasitraka hatrany e!
tsar e!!! tiku le hira sy parole.....
Novembre 2021 on est là 🤙🏾
io lehilahy io niray bus tamnah sy mamanay tamniny marin zan fa tsy hoe mandainga ah
tsara le izy fa minambar ar mis latsak a, efa fisabody le sip mbola alain le pakasar akaik kel ian,
Zay maka anla lesy ledada a, mpanenjika any aoriana e
tokony nilay le vazo fa le clip ts tiako hanatsarana le izy fa tsy kiana fotsiny
hikoty sipa ve ela dia eo ambny seza kely fotsiny
Alefaso Saida a!!!! Milay e!!!!
milay e!!!!!fa z al ts andr1 fit pptn zani e!!!!!!!!!!
tsara lotra
Jaime bien la chansons😉😉😉😉😉😉😉❤
Mahay ela r Mr SAID!
gelaka bé e, lay feonkira ian saika ho tsara
2019 !!!! c'est parti
Alefaasooo Sayda an :p mafinaritra ilay hira, fa eo am resaka Prise de son tsy nahafa-po, amin'ilay reprise de souffle amin'ny refrain (filtre)
fa tsy fait exprès v ?
mbol tiako faona 2021
tena tsara be woaw !
sur sur!! mints @le son f mlay eeee!!!
na d ef potipotiny aza ny avy any e d ts ho sarotirotin @zan aho============= kifeko e!
tsisy mba manintona ana vazon' ler ty....
ataoko ihany ny hijery nefa tsisy eee
Tsara be le fitiavana vaovao be ❤️🎧
mankasitraka _Sayda aaa!
Mlay be lotra😍💘😱
un bon texte:::::::::::::::::::big up à l arstiste
c'est ta meilleur chanson
mankasitra e! milay ny hiranao, tena mananatra
Mbola tsy nahazo takolaka izy tam tony hihi
Tiako daholo ny hiranao ry mr Sayda
Amin'azy tsara Sayda a,
zany le vazo gasy milayyyyyyyyy
Milay ranga fa toizo a! mb omeo anjr iz nad sombi2 az ok!
Tsara , tiako , tohizo!
2020 😍
milay b rangah, tohizo fa tsara