Manana anao - Pst Jocelyn Ranjarison

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • Hafa iany ny olona mananan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy

КОМЕНТАРІ • 18

  • @telegrandbenoit5578
    @telegrandbenoit5578 Рік тому

    Jesosy kristy🌹tompo☪️ seigneur guéris et reléve ceux qui ont le 💔brisé Amen❗👏pour le chant🎹🎵

  • @laurenceandrianarimanitra8387
    @laurenceandrianarimanitra8387 10 років тому +1

    misaotra tamin'ilay hira!!!mampisy fitsaharana be mintsy,.Merci SIEGNEUR pour Ton serviteur

    • @jeanrabenarivo925
      @jeanrabenarivo925  10 років тому +1

      Mankasitraka ô ! Raha tena tafiditra tsara ao anaty fo-tsika io tononkira io dia tsy hisy anao kinanga ny asa fanopony an'Andriamanitra ny Jesosy Kristy Tompontsika ny tsirairay, tsy anavahana sarangan'olona. Fa tena hifikitra tanteraka Aminy. Tahin'i Tompo enao e ! Fiadanana ô !

  • @chantalrazafimahefa4814
    @chantalrazafimahefa4814 10 років тому

    Tompo o! niova ny fiainako tao Aminao, tsy ho toy izao ny fiainako raha toa tsy tao Aminao

  • @rafidimananatatamoniavoeli5648
    @rafidimananatatamoniavoeli5648 9 років тому

    tena tsara, tena tsara ny manana anao Tompo a! ho Anao irery anie ny Voninahitra amen!

  • @juliannarakotomalala6380
    @juliannarakotomalala6380 9 років тому

    andramo ka izahao fa tsara JEHOVAH,sady tsy mahavita na inona na inona isika raha tsy manana an'i TOMPO isika e!andramo ange e

  • @leonsoloniaina2676
    @leonsoloniaina2676 10 років тому

    Tena mankasitra be anao nizara ito hira ito fa tena anisan'ny tena tiko be mihitsy ny feony indrindra ny tonony, tena manana tokoa aho miaraka amin'ny Tompo ary tsy toy izao aho raha tsy eo Izy, merci beaucoup e.

  • @nadiadorisrasoarinosy6001
    @nadiadorisrasoarinosy6001 10 років тому +1

    MIsaotra betsaka fa tena mamelombelona sy mampitraka indray

  • @fggghbb7660
    @fggghbb7660 9 років тому

    Tsy toy izao ny fiainako, raha toa ka tsy tao aminao,

  • @eliarazafimahefa2190
    @eliarazafimahefa2190 10 років тому

    Manantena koa ny am oahana eto ''Atsanganao indray''misaotra ny Tompo fa mbola mihaino ny fivavako isan'andro Izy

  • @lalainaramanoelina315
    @lalainaramanoelina315 9 років тому

    Sambatra tokoa ny manana Anao Tompo.
    Tena tsara be koa ilay tonokira

  • @eliarazafimahefa2190
    @eliarazafimahefa2190 10 років тому

    Miangavy le hira reetra @io album iz retra mba ampidirna é misotra mialoha ,

  • @falimananarandrianarisoa3959
    @falimananarandrianarisoa3959 9 років тому

    misaotra JESOSY O

  • @laurenceandrianarimanitra8387
    @laurenceandrianarimanitra8387 10 років тому

    sode misy anlé FANTATRO FA iny,afaka publiéna?

  • @natacharanoroarivelo4322
    @natacharanoroarivelo4322 10 років тому +1

    tena tiako loatra ity hira ity
    misaotra betsaka

  • @chantalrotsynyaina5825
    @chantalrotsynyaina5825 10 років тому +2

    Misaotra nizara anilay Hira! mba afaka ampidirinao aen ligne koa v kay afzdy ilay " Atsanganao Indray" iny

    • @vivianerasoaniriana6253
      @vivianerasoaniriana6253 10 років тому

      Chantal Rotsy Ny Aina >>>> Ye ! alefako eo iany ô !
      HAFATRA : Efa voafidin'i Tompo isika satria efa nohamarininy t@ alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Assurer tsara ny assurance-nao miaraka @Tompo."Iza no harombaka ny eo Antanany..... ? Mafnartra e ! Fiadanana ô !

    • @wallacelawrence8234
      @wallacelawrence8234 3 роки тому

      Pro trick: watch movies at Flixzone. Me and my gf have been using them for watching loads of movies recently.