Zay indrindra, efa tsy misy trano-kenatra ny mpitondra rehetra eto amintsika. Aiza moa, tany manakarena i Madagasikara dia zao lasa gisitra ( gidro sy gegy hoy zahay avy any Atsimo Andrefana ). Tsy minondrano, tsy misitraka jiro fanjava, ny fampianarana dia tena loza satria vidina daholo ny diplaoma, ny lapotaly fijaboana hoatra ny trano-paty, ny lalana ifamoivoizina moa dia efa tsy hay tenenina satria potika daholo, ny halatra harem-pirenena sy ny kolikoly tena loza. Fa inona ary ty é. Mba mahalala menatra amin'izay miala teo fa latsaka mikorosy ambany dia ambany ny firenena.
Ny vahoaka mitsara ny zava bitany am vol1m bahoaka fa tsy mijery zay gisitra na tsy gisitra...nahoana tsyvnesorin ravalo sy rajao tam gisitra izany i madagascar fony iz ireo teo am fitondrana???????ary toa mbola olon ny rajoelina ihany no mbola maro an isa voafidy maire farany teo eto m1dagascar??? 900 maire an i rajoelina..400 an i tsy miankina...50 ny fivohy..36 i tim..iza no tena gisitra????? Ts Ilay be tabataba indrindra isanandro.eto am firenena ve??😂😂😂😂😂😂

Kkk Tananarivo dia Capital ny fijaliana sy délestage manarapenitra kkkk Bravo Bravo Bravo Andry Rajoelina ataova mafimafy fa zakandreo fona io
I like it a lot
salama oh, mba omeo an'ilay titra an'ilay feonkira amin'ny fandaharana rivotra amin'ny RDJ azafady,
Ianao ity ilay tena mpisolelaka . Voavidy ohatrinona ianao ity . Efa hitako foana ato fa ianao irery ihany no mahita soa @ ity fitondran' ity Radomelina ity. Tena mitovy ianareo😅😂😂
Ka le fitaratra mihitsy no mivilana
Kkkk Tananarivo ve io tena Capitaine de Madagascar =Madakolikoly manarapenitra ve io aaaa mandroso marina anareo volomboasary eeee
Homeny Andriamanitra rano anareo ao Tananarivo volomboasary eee
Si vous le dégagez pas vous resterez gisitra ne vous plaignez pas
Tsisi trano kenatra fa tena maparikoriko
Rà vao sari n'i rajwel, tavan dreniny, tonga dia zapeko.
Rà tianareo hijanona ny olona tahaka ahy, aza asiana sary na feo n'io demony io
Tena mampalahelo mintsy
Firenena voloany mahantra indrindra eto tany
Alk Dondro pori
Malagasy dia bla bla bla mahay miresaka fa tsy mahay mitantana ny firenena ka tsy hafaka anareo io Andry Rajoelina io dia nla bla bla 7:15