DEPUTE HAUTE MATSIATRA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 29 вер 2024
  • Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny
    Abonneo ny Chaine:
    UA-cam: • ANDRY RAJOELINA TSY MA...
    / @sidonassofficiel
    Samia manao ny commentaire avy
    • DEPUTE HAUTE MATSIATRA
    • DEPUTE HAUTE MATSIATRA
    • DEPUTE HAUTE MATSIATRA
    • DEPUTE HAUTE MATSIATRA

КОМЕНТАРІ • 5

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 місяці тому

    Mampalahelo ny haute matsiatra ka mba miangavy anareo mba jereo ifotony

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 4 місяці тому

    Mba vato avy aiza dahooolo ireny vato rehetra navoakan ni firaisankina mpanakorontana iry firenena ity.. andro 1 taorian ny fifidianana nanao fandaharana tao am réal tv forongon ny firaisakina tim mpandatsa draa m bahoaka ireto fa dia firaisankina Hono efa nibata fandresena..vao andro 1monja aorian ny fifidianana..nefa ny avy any am faritra mbola mitatitra voka pifidianana aty antananarivo.. ambony vato dahoôoolo ny firaisan kina am resultat navoakan ny real tv naman iz ireo.ary efa nilaza ny membre ny tim fa efa fenon drizalahy ilay maroan isa hono.......efa leo an ity fitondrana ity ny vahoaka malagasy. Hono....vao tsy ela akory nahinysan n i siteny i ravalo koa androany iz ireo lilazafa leo zao fitondrana izao ny malagasy..leo i ravalo ny malagasy matoa tsy mahazo olona andeha hanongana. ..refa tsy ilaim bahoakanry ravalo.sy ny firaisan kinany dia aleo mihonona fa efa naloan ny malagasy ilay mpandatsa ndra m bahoaka mbola tsy viatsara teto madagascar.....vaton ny tananarivo ihaaaany no vato am.ravalomanana fa io olona io tsy mila vato avy any am faritra am fiatsaram belatsihiny rehetra mifampihinan dela am roland ratsiraka ...hypocrisie daholo io topok 0000...madagascar aminy dia tananarivo ihany..isaka mis fifidianana eto am firenene dia tsy maintsy rizareo tim ndraa 7 février ireo ihany no miaka peo voalohany hoe efa lany izahay...Champagne mipoaka alohan ny ahatongavan ny valim pivfidianana am ceni sy smrv..manao malagasy venndrana raha i ravalo fa ampy ho az tsara i rajoelina adversaire n i lery tsy mangitakitaka azy...fa i rajao????vao mahita i ravalo lavitra dia efa mangovitra mangitakitaka zara ts ho latsa pataloha..colonie n dravalo..looooooooza!!!

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 місяці тому

    Mba mifohaza ianareo vahoakan i fianara fa aza manaiky hampahatraina sy badoina. Efa andron ny fiovana izao nareo mbola mirefarefa

  • @bodoratsimbazafy6817
    @bodoratsimbazafy6817 3 місяці тому

    2e tsy lany aza kivy fa mirotsaha indray ben ny tanana e, sady any bdb seza

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 місяці тому

    Mahantra toetsaina