salut DR ,j'avais passé mon école primaire à ESCA et vous étiez notre prof de judo après les cours du soir.Toujours très professionnel ,rigueur et sérieux ,c'etait la bonne époque. je me souviens le dojo se trouvait à coté de la piscine Je suis contente de votre engagement pour nos compatriotes sur le plan sanitaire et social et qui qui manque cruellement sur MADA.
izany no olona rehefa misafidy candidat 1.olona manampahaizana 2.olona efa manana ny maha izy azy sy ny harenany fa tsy eo am fitondrana vao hangoronkarena saingy indrisy ry malagasy diso safidy

M Robinson noheveriko olona masika kay olona tsotra be, mafinaritra e!!! merci
Tsy masiaka fa tena olona "tsy misy ilàna azy " fa tsy mahatan-teny. Mivadibadika mitandro Seza etsy sy eroa sady loza fa Mpisotro Tioaka gaigilahy.
Mampahery NY hafa hanao zavatra tsara ity fandaharana niarahana tamin'ny Dr ity. Isaorana izy tsy nisalasala nandray. Misaotra
izany no olona rehefa misafidy candidat 1.olona manampahaizana 2.olona efa manana ny maha izy azy sy ny harenany fa tsy eo am fitondrana vao hangoronkarena saingy indrisy ry malagasy diso safidy
Uber
Mahay mandray vahiny tsara mankasitraka