Thanx Niu Raza, I appreciate what u are doing, raising your voice to denounce and share with the world about Madagascar; I'm very proud of you. My best wishes for your future projects!!!
Ooohlala !! Tsara be mihitsy ilay hira, tsara be ny feonao ! Kanto dia kanto tokoa ! !Mahafinaritra ny mahita tanora manan-talenta toy anao ! Ca se voit que tu as la musique dans l'ame, tres talentueuse ! Bravo :) :) J'adore ce que tu fais !
I like that rythme (surounding your magic voice)
Thanx Niu Raza, I appreciate what u are doing, raising your voice to denounce and share with the world about Madagascar; I'm very proud of you. My best wishes for your future projects!!!
Ooohlala !! Tsara be mihitsy ilay hira, tsara be ny feonao ! Kanto dia kanto tokoa !
!Mahafinaritra ny mahita tanora manan-talenta toy anao !
Ca se voit que tu as la musique dans l'ame, tres talentueuse !
Bravo :) :)
J'adore ce que tu fais !
Many thanks!You are at the right place to make people aware of "landgrabbing problems" in Madagascar
raharaha anie izy ity ry ikala fa tsy vitan izay gasikara no amidy fa hatramin izay olona eo ambony ary ko :O
tsara be ! mankasitraka e!
MANKASITRAKA BE NY ONY !!!tokony asiana version audio offisialy izy alefa aty an toerana ... miampita ny hafatra
Ndriiiiiiiiiii ilay Madagasikara kelintsika
Hell yeah! :-) That's a groove, and some incredible singing.
Tiako😍🇫🇷🇲🇬
Chapeau! 💓👌🏽
Tena tsara !
Great work!
Tsara e! zay no azoko ambara
Salama, tsara, ianao va no nanoratra ny hira?
lawauu wow
na ny feo na ny fihetsika mahafinaritra daholo annn
ilay ban-kira koa amin'ilay itiavako azy