BACKSTAGE IFANIHY SYR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 13

  • @heryrajason9908
    @heryrajason9908 7 місяців тому +1

    Tsy miova, milay foana e!

  • @reserver1EC
    @reserver1EC 5 років тому +3

    Tsy mety ilay fomba firesak i Navalona @ ilay artiste. Maha male à l'aise azy.

    • @sampandraharahaarofenitra1391
      @sampandraharahaarofenitra1391 5 років тому +2

      tena io bandy Naval io mitsy no bandy mivika, tsy mahay ny asany nefa miseho ho "je sais tout". Enao v no manasa azy sur plateau nefa manao izay hivexer ny invité-nao. Tena con mihitsy! Darôla dia mpamorona mbola anisan'ny sangany raha mbola gasy!

    • @tahirymiranjoramaro8797
      @tahirymiranjoramaro8797 3 роки тому

      Te hiseho milay nefa tena tsy izy mintsy

  • @ndrianjavitasoa7548
    @ndrianjavitasoa7548 8 місяців тому

    Navalona no tsy mahatakatra ny hafatr'Ifanihy ao @ ilay Tsimbazaza dia Ifanihy no lazainy fa nitotongana nefa mazava be ny tian'ny mpanoratra ho lazaina oe tsy nety adinony ilay sipa fa nampahatsiaro azy an'ilay sipa izay rehetra hitany tao.

  • @ndrianjavitasoa7548
    @ndrianjavitasoa7548 8 місяців тому

    Na ilay fanontanin'i lery oe "Ifanihy ve very tadim-pôtra?" aza tsy mety mihintsy.
    Be dia be ny allusion sy sous-entendu ao ambadik'izany izay tsy tokony ho tenenina imasom-bahoaka.

  • @rivorasoanaivo7789
    @rivorasoanaivo7789 2 місяці тому

    Ilay NAVALONA aloha tena tsy afaka mihitsy @ilay fanontaniana e

  • @nantals5491
    @nantals5491 6 років тому

    za rangah maka anao zoky be ahhh... tena hahatsiarovako azy mitsako siligoma mntsy :P :P

  • @deraniainarakotoarimanana5385
    @deraniainarakotoarimanana5385 6 років тому

    sur rangah zoky Ifanihy a! Norma be daholo ny hira vaovao! le zoky io mihitsy no mahalatsaka be

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Рік тому

    Mankasitraka Ifanihy, tena mety nilay raha nihaona teny tsimbazaza 😜

  • @randriantsoafaniry8317
    @randriantsoafaniry8317 6 років тому

    mazava ihany ny an'ingahy mpanolotra, nilona loatra tanaty hira tsotra loatra anaty rafitra sy tonony ingahy ka tsy dia zatra ny atao hoe asa vokarina nisasarana feno kanto (original) angamba .

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 6 років тому

    misaotra Zandry ROLA a -mipoa-tsatroka ny Zokinao e - andrarezin'ny vazo miteny -

  • @williamrasoanaivo5381
    @williamrasoanaivo5381 Рік тому

    ouh tena tsy arak'ilay mpanentana mihitsy ilay ironie sy sarcasme ao anatin'ilay "Tsimbazaza" izay lazain'Ifanihy hoe "hiram-pitiavana". Indrisy. Moa ilay vazo miteny tsy gadona fa hoe "chanson à textes" hoy ny frantsay. Ny fivoatran'ny tonon'Ifanihy aza tena vao maika maranitra kokoa satria lasa second degré tsara. Tsy takatr'ilay mpanentana dia nambarany ho tsy misy ventiny. Ai ai ai. Indrisy... Ary dia tsy arak'i ranamana koa ilay adaptation "le nombril des femmes d'agents" dia vao maika tsy mipetraka tsara mihitsy ilay fanontaniany fa lasa resaka pôlisy...pfff moa Ifanihy koa tsy niditra lalina nanampy azy amin'ny références. Oh lalala.