REFA TSY MAHOMBY I ANDRY RAJOELINA DE MIALA FA MAMPAHANTRA VAHOAKA .BAdo koa ty PAOLO TY .Tsy kilalao anie Madagascar ê ! akoho tsy nagneno otr'zay de tsy agneno koa .Aza atao fangalany tsy mahita zahai vahoaka.Ino moa hevitriny Paolo ty . Hitanao fa sambatra ve ny vahoaka zao
Mandeha tsara ve ny Jirama, TSIA!Misy fanjakana ve eto Madagascar ? TSIA. Mi,sy ve ny fandriampahalemana ? TSIA! Ireo no nahazony fitondrana, kanefa la roue tourne,! Asa fz fotoana hieritreretana izao satria trnz mahanyra dia mzhantrz ny ,90% n'ny Malagasy ! AMPY ZAY !😮😮😮😮
Continuité de l'Etat izany ry ingahy Paolo amin'ny tsara nisy teo aloha no tohizana. Fa ny ratsy teo aloha avy dia tapahana fa tsy mila continuité izany
MBA ho sahy hiresaka volamena tafaporitsaka ve i Paolo ? Taminy 2009 mbola nisy tahiry betsaka ny jirama fa nisy ninia nanapotika sy nandroba vola tao taorian'ny 2009. 2009-2024 amiko dia ampy tsara hamahana ny volan'ny jirama fa ilay bandy tys mahomby e. Paolo koa tsy mahomby !
Lany tahiry indray i Paolo dia mitady enveloppe. Anisan'ireo olona efa lany henatra koa lery raha ny tena marina. Biographie n'i Rajoelina fotsiny no jerena dia ampy ilazana fa budgetivore izy satria mila conseillers bobaka ary karamaina lafo.
Maninona tsy atao ampotosofiny Paolo ilay horonantsary, taminy Rajoelina nidradradra hoe: misy fanjakana ve eto Madagasikara ? Mandeha tsara ve ny jirama ? Mandrim-pahalemana ve i Madagasikara ? ets..........
Io endriny Paolo io de tsy vizoviana mihitsy fa mpisolelaka gaigy be na ny mijery aza az1 dia maha te hamelaka totonhondry mihitsy , miala rangahy nareo sy ny Prezida anareo a! Politika ´ny jiolahy efa mihaïky daholo ny malagasy amin’izao tsy fahombiazana izao .Paolo mpisolelaka nefa Toa tsy ahazoana vahiny eto amin ity fitondrana ity akory de mazotoa mihira sy mitehaka »merci prezida « tsylanim- bahoaka izany io fa fanonganam-panjakana no niakaran’io teo fa tsy ny vahoaka velivevely no nifidy azy. Bye Paolo mpisolelaka de rahovianyindray koa no lany minisitrn’ ny fisolelafana .mazava be ny resak’i Guy Maxime fizany no olona tena misaina sady mahitsy fitenenanav, dondrona be Paolo fa ny naka 19 amin ny Cédric no maha maika azy . Mazotoa hâte amin’ y farany enao Paolo
Jereo tsara ny comportement n'i Directeur Jirama fa toy ny ankizy voateny ka mihondrika satria fantany fa tsy marina zry tsy réaliste ny zavatra lazain'ny Filou, Ka aiza ary ny vaha_olana raha izany ny olana ?
Atovinareo matetika ny adihevitra fa anjarany vahoka no mitsara raha mbola tsidisaka ny vahoko milahatra rano @ bidon jaune sy ny vahoka mivelona @ jirama dia mbola lany le tiambahoka, raha disais ny vahoka @ zavamisy aminizao dia tsiolany ny le tsitiambahoka na inona na inona ny zavatra olazainareo fa vahoka no tompon'tsafidy farany
ny mahagaga dia ireo mpanohana ny mpanongam-panjakana, mpibata vatapaty maniratsira filoha indray no miteny hoe tsy vahaolana sy tsy mety ny mi-demissionne.
Efa nisy ny projet Sahofika novolavolain'ny fitondrana Rajao miaraka @ Eiffage. Efa azo antoka ny fama.ntsiam-bola. Kanefa moa nataon'i rajoely tsinontsinona ny continuité de l'Etat dia izy tsy mahita vahaolana izao. Raha tsy efa nanomboka aza angamba ny aéroport Ivato sy ny Port Toamasina dia nadabony koa ireo.
Mandreraka ity Paolo ty mahafaly azy ny mahita vahoaka madinika poritra mandrakizay io ka io no mahatonga fitondrana ao Madagascar toujours pauvre jusqu'à la fin du monde
Ny tena tian'ity panao gazety ty zan raha azoko tsara dia mila maneho n'y fankahalana tanteraka 'ny mpitondra fanjakana fona ianao fa rahatsy zany dia vandravandrany s'y tserotrerominy ianao
Aza manimika @ hafa ry Paolo, fa u Rajoelina izao no mitondra,Dia izy Io tsy mahavaha olana Io, nefa dedaka bé hoe, efa anaty Sambo n'y Zao Sy Zao ? Aiza Ilay 400mgwtt ry Paolo an ?
Jeste fo nefa tsy mahavaha olana io Paolo ty mody misariadala nefa izy no miaro Andry Rajoelina mody misariadala eo io Paolo io hesory eo io fa tsy mahavaha olona mitovy Andry Rajoelina koa io Paolo io
Problème ny malagasy dia lahay ambava nefa ny asa vita tsy hita kkkk be vava fona samby milaza fa mahay nefa ny firenena mihamahantra kkkk vava fo be nefa na rano sotroina aza tsy ahita vahaolana kkk tsy menatra mandainga mianakavy
Pelaka ve i rajwel ty ? Tsty misy pomme d'Adam. Tsy misy hai nd rajwel à izay mitondra firenena, tsy ampy solaitra, sady tsy manana fanetre tena hiaiky ny fahaiza n'ny hafa. Rà vao miseho milay eo anatrehany, dia potehiny. Aisorina i rajwel, rà tsy mety miala. Antsoina i Fidèle, fa rà fampandrosoana tena izy dia tsy maintsy andraisa n'i Fidèle anjara feno.
Marina raha tsimiteny ny lehibeny jirama satria tsizareo no hitany vahoka tsimahomby fa ny président, ary ianao Paolo olo manana arapahezana tokony mahay ny mety sy ny tsimety ka mbola mampidigijo vahoka @ fahasahiranana mahazo aminizao ianao Paolo de mbola misolelaka fona rehefa mahazo tombotsoanao ianao anatiny fitondrana
Mandreraka ny mihaino an'i Paolo ! Mpisolelaka lotra !
REFA TSY MAHOMBY I ANDRY RAJOELINA DE MIALA FA MAMPAHANTRA VAHOAKA .BAdo koa ty PAOLO TY .Tsy kilalao anie Madagascar ê !
akoho tsy nagneno otr'zay de tsy agneno koa .Aza atao fangalany tsy mahita zahai vahoaka.Ino moa hevitriny Paolo ty . Hitanao fa sambatra ve ny vahoaka zao
Tena ts nampoiziko dedaka be karah ty io Paolo pory mpinono vody ty 😂😂😂😂😂
Mankasitraka Mr Guy maneho hevitra...
Très bien
Mandeha tsara ve ny Jirama, TSIA!Misy fanjakana ve eto Madagascar ? TSIA. Mi,sy ve ny fandriampahalemana ? TSIA! Ireo no nahazony fitondrana, kanefa la roue tourne,! Asa fz fotoana hieritreretana izao satria trnz mahanyra dia mzhantrz ny ,90% n'ny Malagasy ! AMPY ZAY !😮😮😮😮
de gaga an'ty Paolo ty aho fa tena mbola manao loha feno tay misolelaka ! tony le ol matehanozona !
Continuité de l'Etat izany ry ingahy Paolo amin'ny tsara nisy teo aloha no tohizana. Fa ny ratsy teo aloha avy dia tapahana fa tsy mila continuité izany
MAPME KO TY MR PAOLO TY
Io Paolo io misariadala eee hesory eo io fa mahasosotra
Itony Paolo vongatay itony no mba milaza azy ho Manampahaizana.
nandeha ny jiro taloha ry Paolo, nahona no tsy voatazona zay
Wawo polo very vola taminy fifidiana de niverina misolelaka @ fanjakana tsy menatra enao ranga oh
Mr Paolo koa nge tsy mahavoa tahaka azy e. Ry zareo Administrateur civil ireo no anisan'ny tompon'antoka nanompo azy
MBA ho sahy hiresaka volamena tafaporitsaka ve i Paolo ? Taminy 2009 mbola nisy tahiry betsaka ny jirama fa nisy ninia nanapotika sy nandroba vola tao taorian'ny 2009. 2009-2024 amiko dia ampy tsara hamahana ny volan'ny jirama fa ilay bandy tys mahomby e. Paolo koa tsy mahomby !
😂😂 o ry Paolo eee...mampihehy RIHA nahoda...😅😅😅😅😅😅,,,paolo ... Paolo .... Paolo Paolo Paolo... mampihehy 😂😂😂😂😂
Zero b le paolo. Otrzao ny fanombohan ireo Mpisolelaka reefa tsy naazo toerana. Mody tsy pour nefa manohana. Ela tsy ho lany mandrakzay eo
Tena zéro ilay Paolo mankaleo n'a ny mihaino azy aza
continuite de l'etat ve ry Paolo dia maninona ianao no tsy miteny ny nampiatona ny fifanarahana izay nataon' i Rajao momba ny Saofika sy ........,?
Koa olo kara Paolo io hedy kkkk maty anareo ooo
Tsy fotopisainantsika zany mametra pialana zany
Lany tahiry indray i Paolo dia mitady enveloppe. Anisan'ireo olona efa lany henatra koa lery raha ny tena marina. Biographie n'i Rajoelina fotsiny no jerena dia ampy ilazana fa budgetivore izy satria mila conseillers bobaka ary karamaina lafo.
Maninona tsy atao ampotosofiny Paolo ilay horonantsary, taminy Rajoelina nidradradra hoe: misy fanjakana ve eto Madagasikara ? Mandeha tsara ve ny jirama ? Mandrim-pahalemana ve i Madagasikara ? ets..........
anareo mitovy daholo 15 ans au pouvoir dia izao inareo milaza fa tsy mahomby tssssssssss hita nareo fa mitovy fomba fisainanaanareo .
Io endriny Paolo io de tsy vizoviana mihitsy fa mpisolelaka gaigy be na ny mijery aza az1 dia maha te hamelaka totonhondry mihitsy , miala rangahy nareo sy ny Prezida anareo a! Politika ´ny jiolahy efa mihaïky daholo ny malagasy amin’izao tsy fahombiazana izao .Paolo mpisolelaka nefa Toa tsy ahazoana vahiny eto amin ity fitondrana ity akory de mazotoa mihira sy mitehaka »merci prezida « tsylanim- bahoaka izany io fa fanonganam-panjakana no niakaran’io teo fa tsy ny vahoaka velivevely no nifidy azy. Bye Paolo mpisolelaka de rahovianyindray koa no lany minisitrn’ ny fisolelafana .mazava be ny resak’i Guy Maxime fizany no olona tena misaina sady mahitsy fitenenanav, dondrona be Paolo fa ny naka 19 amin ny Cédric no maha maika azy . Mazotoa hâte amin’ y farany enao Paolo
Tsy mba 6ans Rajoell no teo fef nisy 5ans tetezamitatra
Donc 11ans😢😢😢
Jereo tsara ny comportement n'i Directeur Jirama fa toy ny ankizy voateny ka mihondrika satria fantany fa tsy marina zry tsy réaliste ny zavatra lazain'ny Filou,
Ka aiza ary ny vaha_olana raha izany ny olana ?
Refa zavatra mahasoa dia tonga de sakanany Paolo ty
Aza miheno io Paolo io anareo fa io lay olona tena tsy hilaina aminy firenena io
Atovinareo matetika ny adihevitra fa anjarany vahoka no mitsara raha mbola tsidisaka ny vahoko milahatra rano @ bidon jaune sy ny vahoka mivelona @ jirama dia mbola lany le tiambahoka, raha disais ny vahoka @ zavamisy aminizao dia tsiolany ny le tsitiambahoka na inona na inona ny zavatra olazainareo fa vahoka no tompon'tsafidy farany
Misolelaka Paolo
ianao aza ry Paolo maka 19 @ prezida ka vao maika piasa ao @ jirama izay azo roasina mora foana
Tian'i Paolo ho tenenina zany hoe fa tsy hisy solution intsony izany i Madagascar mandrakizay satria tratra ny cancer !!!!
Vava fo nefa tsisy raha pare kkkk
Problème Malagasy dia tandro-bengy zany hono, ato @ serasera fotsiny manao hoe mahita ho tenenana. Mampijalisaim-bahoaka mitandregny foagna 😂
ny mahagaga dia ireo mpanohana ny mpanongam-panjakana, mpibata vatapaty maniratsira filoha indray no miteny hoe tsy vahaolana sy tsy mety ny mi-demissionne.
Io Paolo ty misariadala eee
Tena tsy hampy fianarana anareo mpanao politika ao Madagascar ka io no mahatonga fahoriana hiany firenena
Efa nisy ny projet Sahofika novolavolain'ny fitondrana Rajao miaraka @ Eiffage. Efa azo antoka ny fama.ntsiam-bola. Kanefa moa nataon'i rajoely tsinontsinona ny continuité de l'Etat dia izy tsy mahita vahaolana izao. Raha tsy efa nanomboka aza angamba ny aéroport Ivato sy ny Port Toamasina dia nadabony koa ireo.
Mpisolelaka ity Paolo ity
Lanimbahoaka ahoana? Nanao lohamboto fotsiny fa tsy lany izany izy ry Paolo an !
Ajanony corruption des avy investiture extérieures
Mandreraka ity Paolo ty mahafaly azy ny mahita vahoaka madinika poritra mandrakizay io ka io no mahatonga fitondrana ao Madagascar toujours pauvre jusqu'à la fin du monde
Ny tena tian'ity panao gazety ty zan raha azoko tsara dia mila maneho n'y fankahalana tanteraka 'ny mpitondra fanjakana fona ianao fa rahatsy zany dia vandravandrany s'y tserotrerominy ianao
Aza manimika @ hafa ry Paolo, fa u Rajoelina izao no mitondra,Dia izy Io tsy mahavaha olana Io, nefa dedaka bé hoe, efa anaty Sambo n'y Zao Sy Zao ?
Aiza Ilay 400mgwtt ry Paolo an ?
Jeste fo nefa tsy mahavaha olana io Paolo ty mody misariadala nefa izy no miaro Andry Rajoelina mody misariadala eo io Paolo io hesory eo io fa tsy mahavaha olona mitovy Andry Rajoelina koa io Paolo io
11 taona fa tsy 6 taona 2009 nahazo tombony jirama paolo efa mety fiainanao ve dia mety mody sabaka misolelaka mihitsy izy
Ny fitsetsefana ny volam-panjakana io mihintsy no tapahana dia milamina io
Problème ny malagasy dia lahay ambava nefa ny asa vita tsy hita kkkk be vava fona samby milaza fa mahay nefa ny firenena mihamahantra kkkk vava fo be nefa na rano sotroina aza tsy ahita vahaolana kkk tsy menatra mandainga mianakavy
FA INONA DAHOLO ARY NO MAHAZO AN-DRY ZALAHY REO NEFA MBA OLONA MANAM-PAHAIZANA DAHOLO
Voan'ny aretin'ny Mpinono i Paolo, aiza Ilay 400 mégawatt ?Sady mampiditra no mamaoka
Ny fototry ny olana no vahana fa tsy ny fisehony
Aiza ilay 400 megawatt ry mpileleka ny vidin'- drajoelina?
Efa ny tainy mihitsy angamba no leren' ilay donto ity
Pelaka ve i rajwel ty ? Tsty misy pomme d'Adam.
Tsy misy hai nd rajwel à izay mitondra firenena, tsy ampy solaitra, sady tsy manana fanetre tena hiaiky ny fahaiza n'ny hafa.
Rà vao miseho milay eo anatrehany, dia potehiny.
Aisorina i rajwel, rà tsy mety miala.
Antsoina i Fidèle, fa rà fampandrosoana tena izy dia tsy maintsy andraisa n'i Fidèle anjara feno.
Marina raha tsimiteny ny lehibeny jirama satria tsizareo no hitany vahoka tsimahomby fa ny président, ary ianao Paolo olo manana arapahezana tokony mahay ny mety sy ny tsimety ka mbola mampidigijo vahoka @ fahasahiranana mahazo aminizao ianao Paolo de mbola misolelaka fona rehefa mahazo tombotsoanao ianao anatiny fitondrana
Simba mihtsy lay soa toavina @ kolotsaina fahalalampomba fifampiresehana