Adiny iray ho an'ny Tany - Earth Hour 2024: Lucky Andrianirina

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 9 вер 2024
  • Lucky Andrianirina , anisan'ny mpihofana tanatin'ny Young Leaders Fighting Climate Change (YLFCC), mpikambana mavitrika ao amin'ny Alliance Aika ary mpiantsehatra anatin'ny ady atao amin'ny fiovàn'ny toetr'andro no izara amintsika indray izao mahakasika ny tanora sy ny fiarovana ny tontolo iainana.
    Mitantara amintsika ireo hetsika atao ahafahantsika mirotsaka ihany koa amin'izany ady hiraisana izany.

КОМЕНТАРІ •