HO AIZA - Rojo Ny Avo

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 вер 2024
  • Hizotra andeha ho aiza moa ny lalanao
    Rehefa miala ety
    Moa efa fantatrao ve
    Izay mety hiafaran'ny fanahinao
    Satria lazaiko anao fa ho avy tsy ho ela
    Tsy ho ela ilay fotoana
    Izay efa voambara natokana hitsarana
    Ny ratsy sy ny tsara
    REF:
    Ho aiza ary ianao
    Ho rendrika ve sa hiakatra
    Miomana ianao
    Miomana fa mbola tsy fantatra
    Raha be ny adalana
    Sy ny ota efa vitanao hatrizay
    Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
    Izao anio izao
    Zovy moa ianao no tsy mba manantena
    Hahazo famonjena
    Sa fanirianao ve?
    Ny hijaly sy ho voageja ho mandrakizay
    Satria lazaiko anao fa ny olo-marina
    Ihany no vonjena
    Fa ny olon'i satana sy ireo forongony
    Dia afo no anjarany
    Ref:
    ....... (x2)
    Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
    Izao anio izao

КОМЕНТАРІ •