- 298
- 2 347 833
Lala Rasoloarijao
Приєднався 30 лип 2013
Відео
25 taona sampana Fifohazana
Переглядів 9711 місяців тому
25 taona sampana Fifohazana ny 27 aogositra 2023
BB de Black Nadia à Naturia Palm le 05 novembre 2023
Переглядів 7611 місяців тому
BB de Black Nadia à Naturia Palm le 05 novembre 2023
Avy masiaka à Naturia Palm le 05 novembre 2023
Переглядів 6811 місяців тому
Avy masiaka à Naturia Palm le 05 novembre 2023
Tsy Ambelako Mandeha Seule à Naturia Palm le 28 mai 2023
Переглядів 6311 місяців тому
Tsy Ambelako Mandeha Seule à Naturia Palm le 28 mai 2023
"IZY ILAY MPANJAKA" Rojo Ny Avo & Mialy RAKOTOMAMONJY & Jacquot FANILO
Переглядів 5752 роки тому
Fa indro mizotra Mitanjozotra Lasa tsy tana Ny fiderana Manandratra avo Ny Tompo tsy toa Miara midera mankalaza Ny Tompo Jesoa Ny talenta nomeny Ampiasainay ombieny ombieny Hiderana ny Tompo Fa Izy ny tompon'ireny Dia miara mihoby Dia ho faly sy manandratra Azy Ny voninahitra tsy ho anay Fa atolotra Azy O! Aleloia Deraina ny Tompo tsy toa F'Izy Ilay Mpanjaka Tompon'ny laka Ts'isy ampitoviana (A...
HO AIZA - Rojo Ny Avo
Переглядів 4652 роки тому
Hizotra andeha ho aiza moa ny lalanao Rehefa miala ety Moa efa fantatrao ve Izay mety hiafaran'ny fanahinao Satria lazaiko anao fa ho avy tsy ho ela Tsy ho ela ilay fotoana Izay efa voambara natokana hitsarana Ny ratsy sy ny tsara REF: Ho aiza ary ianao Ho rendrika ve sa hiakatra Miomana ianao Miomana fa mbola tsy fantatra Raha be ny adalana Sy ny ota efa vitanao hatrizay Tsy ho very ianao fa n...
Voady - Rojo Ny Avo
Переглядів 4802 роки тому
ref: na enjehina aza tsy hivadika aminao na dia somparana aza tsy hisaraka aminao ninoninona hanjo Ianao no tokiko hitia sy hanompo anao aho mandra-piala pofon'aiko hitory ny hatsaranao sy ny asanao ry Raiko izao voadiko izao Jeso ambarako aminao na ory na manana aho hitoetra fa tsy handao fa efa voatendrinao hanatanteraka ireo asanao naniraka ahy ianao indro aho fa vonona ref:... na dia be mpa...
O mifalia ry olom belona
Переглядів 4442 роки тому
O mifalia ry olom belona par la Chorale Fiderana le 24 décembre 2016
Noelin'ny fanantenana
Переглядів 3 тис.2 роки тому
Extrait du concert de Noël 2021 du Choral Fiderana le 11 décembre 2021. Noelin'ny Fanantenana composé par Henri Ratsimbazafy Qualité 1080x720
Noelin'ny fanantenana
Переглядів 5022 роки тому
Noelin'ny fanantenana extrait du Concert de Noël 2021 du Chorale Fiderana le 11 décembre 2021. Une chanson composée et crée par Henri Ratsimbazafy Qualité 320x180
Famaranam-bokatr'ny Sampana Dorkasy FJKM Jerosalemako
Переглядів 2693 роки тому
Famaranam-bokatr'ny Sampana Dorkasy FJKM Jerosalemako t@ 29/08/2021
Miomana : SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA MORIA ITAOSY
Переглядів 2,1 тис.3 роки тому
Raha ho avy hiseho eny amin'ny rahon'ny lanitra Jesosy Tompo 'lay Zanak'Andramanitra Ho avy Izy hanavaka ny ondry Ary ianao ve mba anisan'ny ireo voavonjy Raho ho foana ka ho levona ny fiainana eto Izay miala lavitra ny Tompo dia hisento Izay ianao ve vao hiazakazaka ny ho safidy Ny vavahady anefa indrisy efa nihidy Taiza ianao tamin'ny andro nitoriana? No tsy nandre, nangataka andro sa variana...
Inty Aho : SLKM Moria Itaosy
Переглядів 7 тис.3 роки тому
Inty aho 'lay ondry saiky very Nioso-potaka naloto feno fery Efa maty nefa novelominao Efa very mbola notadiavinao
Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy
Переглядів 19 тис.3 роки тому
Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy
Fahamarinana manandratra firenena (04/04/2021)
Переглядів 683 роки тому
Fahamarinana manandratra firenena (04/04/2021)
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 04 aprily 2021
Переглядів 353 роки тому
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 04 aprily 2021
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 29 martsa 2021
Переглядів 683 роки тому
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 29 martsa 2021
Fahamarinana manandratra firenena (28/03/2021)
Переглядів 633 роки тому
Fahamarinana manandratra firenena (28/03/2021)
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 22 martsa 2021
Переглядів 223 роки тому
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 22 martsa 2021
Fahamarinana manandratra firenena (21/03/2021)
Переглядів 323 роки тому
Fahamarinana manandratra firenena (21/03/2021)
Fahamarinana manandratra firenena (14/03/2021)
Переглядів 283 роки тому
Fahamarinana manandratra firenena (14/03/2021)
Fahamarinana manandratra firenena (07/03/2021)
Переглядів 233 роки тому
Fahamarinana manandratra firenena (07/03/2021)
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 15 martsa 2021
Переглядів 283 роки тому
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 15 martsa 2021
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 08 martsa 2021
Переглядів 223 роки тому
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 08 martsa 2021
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 22 febroary 2021
Переглядів 533 роки тому
Fandaharana tao @ Amitié TV t@ 22 febroary 2021
Fahamarinana manandratra firenena (21/02/2021)
Переглядів 363 роки тому
Fahamarinana manandratra firenena (21/02/2021)
Tsara loatra ty hira ity mapahery tokoa na tonony na ny feony❤
Thats fabulous
Magnifique chanson...
Bonjour à tous Merci pour cette émission Soyez béni 🙏
Tsara be d tsara be ❤❤❤
Dieu est effectivement FIDEL, J'ai vu sa gloire en 2016, j'ai crié ma foi en Dieu à travers cette chanson. Et Dieu dans son fidèle amour m'avait exaucé, en effet j'étais bloqué financièrement et Dieu avait pourvu à mon besoin jusqu'à l'accomplissement total de mon projet. Je lui donne gloire et honneur dans le nom de Jésus
Thank you Jesus. One day at a time🙏🙏🙏🙏❤❤
Amen 🙏 watching 2024
🎉🎉😊Napetrako eo antananao ry RAiko ny entana izay nolanjaiko, ny sento mampanahy, na fifaliana na tomany
❤
Magnifique.Remerciements particulier à Hariliva Ratoanina pour la voix solo , pleine d'émotions.❤
Tena mahay ireto chorale ireto tena chapeau
Tena mamiko ity hira ity,merci
God bless you always 🙏🏼💖🙏🏼
Mamelombelona fanahy. Misaotra
Amen ont l'a chantent dans mon église évangélique 🙏
Tena kanto anie zany feon dehilahy zany e
Misaotra anao tompo no fiantsoa naw ahy
Indro tazako mintsiny ny fiovana eo fiainako
❤
Tiako be ity hira ity!
Mamelombelona, mampahery. Deraina n'y Tompo! Misaotra anareo mampiasa talenta
Misaotra indrindra tompoko. Mampahery tokoa🙏🙏🙏
Deze Gospel groep daar luister ik iedere dag naar.🙏❤
Amen thank you Lord for help me
Alléluia mafinaritra bé Jesosy le hira a 👏👏🙏
Cette chanson m'a beaucoup marqué, m'a accompagné lors du décès de mon père ❤
Tena soa ny eo an-tananao🙏🔥
J'adore et j'apprecie beaucoup cette chanson
Il n'y a que Dieu qu'on adore, plutôt on aime une chanson
Tsara ny Tompo. Tiko be ity hira ity. Haleloia. Amen
Fa soa ny eo an-tananao..tsara loatra, mampahery be
Tena tsapako fa mikasika vatako ny tompo mihaino ity hira ity maheraza zareo amin'ny asan'i Tompo
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Il m'a liberé....aleluia🎉🎉
❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Kanto loatra izany hira izany
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
J’adore. Soa ny eo an-tananao Ray o!
Il n'y a que Dieu qu'on adore. Pour autre chose on dit "on aime"!😊
Tsara lotra re ...❤❤❤
😢😢❤ tiako loatra
Tena tsara loatra ❤️ Mampahery foana isaky ny mihaino azy 🙏
Tena tsara ny hiranareo ity! Tiako koa ny fomba fihiranareo!
❤❤❤😢
Mankasitraka e tsara tena tsara
mahatsiaro ny isan-telovolan'ny SPAM
Miarahaba tompko. Fa taiza moa izy ity azafady ?
Tany Besançon (France) t@ 17 Juillet 2016
Yahweh m'a liberé💃💃je suis dans la joie💃💃💃💃
Mankasitraka e! Tena mahafinaritra be
Ah ! Quel beau chant.
Misaotra Tompoko 🙏