Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
merci zoky Belahy an, norm le feeling, fa zay tsy ampy feeling angamba tokony manao pazapa aloh!!
Vazo mlay 🎶 MPANAKANTO ankafizina 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 ho ela vel nareo e 👍👍👍
Milay zoky Belahy, mankafy hatrany. Tohizo fa tsara, ary mirary soa ho tonga amin'ny Sehatra ambonimbony kokoa.
Tena tsara ny Hiranao Belahy Mankasitraka tompoko❤
Hafa mihitsy Belahy, mankasitraka sy misaotra e!
Namotika ny fiainan I Belahy *bonne chance*. Lalina izany. Fa nisy inona marina?
Marina izany Belahy an! Merci beaucoup e
bonne année Belahy a de Mala ihany
Tena marina ary mino aho fa tafita @ mpitondra ny hafatra raha mihaino ity hira ity ny mpitondra fanjakana raha tsy hoe fanjakana ,mody manao be marenina .Tsara le hira anatra ho an'ny mpitondra.
5:39, voatanisa ato avokoa ny grand dossier a!! IZA ARY?
Milay ranga ty Balahy ty a!
Tena zany mints misaotra anao fa ref tsitonga sain@ zany defa olon ilozan'saina mints
mb inviteo ramora favori am manarak e
Normal raha tsy mahazaka ny mpanao polika satria marina daholo ny hafatra
Zah vao 8 taona dia efa nankafy an'i Zoky belahy.Mbola betsaka ny hira tsy henon'ny olona @zao t@zany.Vohitsara, Sida, Tanora mamboly hazo, ....
mankasitraka hatrany zokibe belahy.
Ça c' est trop.. Mahay nareo e. Ilay guitariste koa mahay
💓💓💓
Misaotra fa toraka voninkazo hoan'ilay guitariste
ainareo le izy👌
mikapoka mints zany hira zany
Milay foana e
sur zoky an !mahafinaritra e!!!
mankasitraka eh
Za koa mpankafia nao zoky noa...
Mankasitraka be
Mankasitraka belahy, tsara b ny vazo d tohizo fa zahay makafy hatrany d ataovy am lay mafonja faratampony
merci zoky Belahy an, norm le feeling, fa zay tsy ampy feeling angamba tokony manao pazapa aloh!!
Vazo mlay 🎶 MPANAKANTO ankafizina 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 ho ela vel nareo e 👍👍👍
Milay zoky Belahy, mankafy hatrany. Tohizo fa tsara, ary mirary soa ho tonga amin'ny Sehatra ambonimbony kokoa.
Tena tsara ny Hiranao Belahy Mankasitraka tompoko❤
Hafa mihitsy Belahy, mankasitraka sy misaotra e!
Namotika ny fiainan I Belahy *bonne chance*. Lalina izany. Fa nisy inona marina?
Marina izany Belahy an! Merci beaucoup e
bonne année Belahy a de Mala ihany
Tena marina ary mino aho fa tafita @ mpitondra ny hafatra raha mihaino ity hira ity ny mpitondra fanjakana raha tsy hoe fanjakana ,mody manao be marenina .Tsara le hira anatra ho an'ny mpitondra.
5:39, voatanisa ato avokoa ny grand dossier a!! IZA ARY?
Milay ranga ty Balahy ty a!
Tena zany mints misaotra anao fa ref tsitonga sain@ zany defa olon ilozan'saina mints
mb inviteo ramora favori am manarak e
Normal raha tsy mahazaka ny mpanao polika satria marina daholo ny hafatra
Zah vao 8 taona dia efa nankafy an'i Zoky belahy.
Mbola betsaka ny hira tsy henon'ny olona @zao t@zany.
Vohitsara, Sida, Tanora mamboly hazo, ....