Misaotra anareo. Lafatra sy kanto ilay rindram-peo sy lamina ara mozika koa dia ankasitrahana anareo fa ny fanamarihana kely ho toy ny indro kely dia ny tsy fahampian'ilay rindra-tsary maneho ilay tena votoatin'ilay tonony sy ny namoronon' azy. Tadido fa hira maneho ny mahazava-dehibe ny Eokaristia io nefa tsy ahitana izany miits.. Misaotra...
Ianao no fiainana sy
fahamarinana ry Tompo ô, jamais oublier.merci
Tena wawww be koa ny clip gasigsay tsara 🤗🤗😍😍 👏👏
Kanto loatra !!💝misaotra ny APL
Mankasitraka fa tena mapivavaka!
Mankasitraka fa tena kanto dia kanto tokoa
Tena kanto ny nanaovan'ny APL azy, misaotra ny APL, ny clip tena lafatra.
Mankasitrak fa tsar be de mb toizo o
Lay feo tena tsara miaraka Amin lay clip gasigasyTsara bé🌹❤️🌹
tena kanto ilay hira, arrangement tena tafavoaka ilay fanahy Maha Malagasy, tohizo!
Amazing 🤝🤝🤝
Mamy loatra ❤️
MAFINARITRA NY MIDERA AZY TOMPO FA TOHIZO HATRANY AZA MITSAHATRA
Misaotra anareo. Lafatra sy kanto ilay rindram-peo sy lamina ara mozika koa dia ankasitrahana anareo fa ny fanamarihana kely ho toy ny indro kely dia ny tsy fahampian'ilay rindra-tsary maneho ilay tena votoatin'ilay tonony sy ny namoronon' azy. Tadido fa hira maneho ny mahazava-dehibe ny Eokaristia io nefa tsy ahitana izany miits.. Misaotra...
Misaotra amin'ny fanamarihana Mopera
@@APLMadagascar tena am-pitiavana b ary am-pankasitrahana anareo amin'ny famelona ny hirantsika no antony hanaovana fanamarihana
Mankasitraka e👌👌👌🤗😊
Miandry ny Hira manaraka ndray
😊🤗😘
Misaotra le feo classique. Waouu
💕💕💕
Misaotra ry reto ô fa mahafinaritr be ny hiranareo. Tiako boe lay fihranareo. Tohizo fa tsara be
Tsara loatra
Tiko be 💖😘🙏
❤
❤❤❤🎉🎉
Tena Soa
❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏
😍😍😍😍💓💓💓