Tena mankasitraka fa tsara be ny nanaovanareo azy! Toraka voninkazo manokana ho an'ilay chorale fa sady manga feo no tsara ny expression ary misy nuance mahafinaritra !!! (Izay rehetra nampihainoaka ilay izy dia babo avokoa)
Simbain lisany le hira le tsssss ts manaratsy za ry namana fa kosa tena Simba le izy à ekena fa mahay mihira sy tsara feo nareo fa n'a izany aza tsy oe ze atao rehetra dia mety avokoa
Tsy mitovy hevitra @nao aho. Rehefa manao interprétation dia tsy voatery hitovy @ version originale fa tokony ny manière an'ilay manao ny interprétation no anaovany azy. (Tiako lavitra noho ilay version originale ny nanaovan-dry zareo azy. Ny tiako @ lay version originale dia lay "solo" voalohany). Toy izany ny fangatahan'i Bodo ohatra raha nangataka hihira ny hiran'i Henri Ratsimbazafy izy dia hoy izy hoe "ho hiraiko araky ny fomba ihiràko azy [à sa manière]. Toy izany koa i Njakatiana raha nihira ny hiran'i Jerome Randria. HATRETO ALOA DIA 1 CONTRE 10 IANAO RY SAKAIZA. (Jereo ny commentaire nataoko du 23/06/2020)
@@lovasoarasolofomanana9407 Tena marina tanteraka ny voalazanao mikasika ilay interpretation. Ny indro kely fotsiny dia ilay bassiste. Indroa izy no nanao zavatra mampihomehy.
J’ai écouté et apprécié avec larme,c’est top parafait dans l’ensemble Bon Dieux est bien honoré. Merci infiniment .
Ny foko Mankalaza ny TOMPO ny Fanahiko ravoravo Amin Andriamanitra Mpanao ahy AMEN
Ianao Jesoa no mpanasitrana ahy, apetrako eo am-pelatananao ny ady atrehiko rehetra. Sitrano aho ho afaka amin'ny aretiko rehetra🙏🙏🙏
24/12/2019 oh Seigneur je pleure encore! merci!!!! Je n'ai que VOUS SEIGNEUR! merci pour le partage!
Hafa ihany enjana mihira mahazo fafiny mihintsy miheno azy
Tena tiako be mihitsy ilay arrangement ! Merci beaucoup ! Henoiko foana !
Tsara ilay hira sy ilay fanovana an'ilay fihirana azy.
Tsara be ! merci
Tsaaara loatra. Mahafinaritra! Merciiiii
Tena kanto loatra ! Mankasitraka o
Tena tsara tompoko. Tena mahafinaritra be ilay izy somary malefaka. Ny choeur tena mety be!
😍😍😍
mahafinaritra o
Tonga lafatra! Misaotra tompoko
Mankasitraka Tompoko Tsara JESOSY🙏
Nisy tovo Dia tiko saika tsy tiko nef
Tsy avelako ianao Jesosy oh raha tsy mandray ny tanako
❤️
❤️
Feno ny fepetra
Misaotra indrindra e
❤️❤️
TSARA BE; MAMPIVAVAKA
Tsy avelako ianao Jesosy o ,raha tsy mandray n'y tanako.
👏🏽👏🏽👏🏽👌🏾🙏🏽❤️
I guess it is kind of randomly asking but do anyone know a good site to stream new movies online?
@Kingston Matias i dunno I use flixportal. You can find it through google:D -avery
@Avery Randy Thank you, signed up and it seems to work :D I really appreciate it !!
@Kingston Matias glad I could help :)
(y)
TSAR E
fjkm ambohitantely
Tena mankasitraka fa tsara be ny nanaovanareo azy! Toraka voninkazo manokana ho an'ilay chorale fa sady manga feo no tsara ny expression ary misy nuance mahafinaritra !!! (Izay rehetra nampihainoaka ilay izy dia babo avokoa)
Samy manana ny tsarany marina, ilay choeur d'accord za fa ilay solo sy trio simba ilay hira
Simbain lisany le hira le tsssss ts manaratsy za ry namana fa kosa tena Simba le izy à ekena fa mahay mihira sy tsara feo nareo fa n'a izany aza tsy oe ze atao rehetra dia mety avokoa
Tsy mitovy hevitra @nao aho. Rehefa manao interprétation dia tsy voatery hitovy @ version originale fa tokony ny manière an'ilay manao ny interprétation no anaovany azy. (Tiako lavitra noho ilay version originale ny nanaovan-dry zareo azy. Ny tiako @ lay version originale dia lay "solo" voalohany). Toy izany ny fangatahan'i Bodo ohatra raha nangataka hihira ny hiran'i Henri Ratsimbazafy izy dia hoy izy hoe "ho hiraiko araky ny fomba ihiràko azy [à sa manière]. Toy izany koa i Njakatiana raha nihira ny hiran'i Jerome Randria. HATRETO ALOA DIA 1 CONTRE 10 IANAO RY SAKAIZA. (Jereo ny commentaire nataoko du 23/06/2020)
@@lovasoarasolofomanana9407 Tena marina tanteraka ny voalazanao mikasika ilay interpretation. Ny indro kely fotsiny dia ilay bassiste. Indroa izy no nanao zavatra mampihomehy.
@@lovasoarasolofomanana9407 Zaho nefa mahita hoe i Mahery manimba hira foana rehefa hiran'olona fa rehefa hirany (tarika JOhary) tsy ovainy mihitsy. Fa ilay chorale tsara kosa
za ndray tiako le version ........samy manana ny tiany io eh