Tena tsara Mamina a! Mihaino azy en boucle aho, efa im-piry izay fa tsy mety leo e!!! Tsara tsara ary tena feno ny hafatra, chapeau rangah a! Mankasitraka 🙏🙏
Tsara lotra les zandry ahhh, leeeeetieee, sur eee, Fa ra azo atao hoe mba avereno ataovy hoe le version izy tam le clé ambony iny publienao am mure nao ankafizinay mpankafy,
BIG UP jeune Mamina,jolie chanson
Tena tsara Mamina a! Mihaino azy en boucle aho, efa im-piry izay fa tsy mety leo e!!! Tsara tsara ary tena feno ny hafatra, chapeau rangah a! Mankasitraka 🙏🙏
Mankasitra e,tsara,zay no mahalaza azy,tsara sy fafonja ny mozikan-tsika e io ihany no mampisongadina antsika fa tsy mindrana ny an'ny hafa
mankasitraka eee tena misy hafatra be ao anatin'ilay hira
Aza hadino ny partage ooo.
aiza ah! razoky malala ooh! ho ela velona ianao Mamina tsara euh tena tiko
Tena tsara nama feon'ito namana ito a. Ilay tononkira tena tsara
Merci !!
Tena kanto lesy Zandry mamina,tena mendrika hisandratra avo ny zavakanto lalaovinla,,,Mirary soa zandry a
Milay e, tena milay.. tsy manankambara mihoatra an'izay.
Zay vao hitako fa tonga dia tiako be , tohyzo zandry
Tononkira feno fahendrena fananarana fanabeazana!! Feno ity hira ity!! Milay Mamina a!
Marina mihitsy zan
(✿ ♡‿♡)
Tsara be lesy Mamina an! tohizo fa efa mlay fona e,
Eneny😭
Tsara lotra les zandry ahhh, leeeeetieee, sur eee, Fa ra azo atao hoe mba avereno ataovy hoe le version izy tam le clé ambony iny publienao am mure nao ankafizinay mpankafy,
Soa lahy antsanao hinanizao ... tena soa vatany
mlay lesy elah namana ah
Tsara be, sady tiako be oa ny feonao e :)
Mankasitraka Ô
mlay lesy namana
Zany ka kanto e! tohizo fa milay be Mamina a
Tena tsara leisy Mamina an
Tena tsara
tiko nama le hira an
Tiako loatra