Mamina Dify

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024
  • Efa ela ela izahay no tsy hita sy re. Vao mafana be! Hira mitantara fahalasana, maro ireo havana, namana akaiky lasa. Ho azy ireo ity hira ity. Mihainoa finaritra ary oo! Tiavo izy dien'ny mbola tsy tara.
    A/C Mamina, Percussion: Tonny Toufa Loux; BAsse: Fetrakely;
    Isaorana manokana i Miora Rabarisoa sy Rybota teo amin'ny feo, i Miary, Manitra ary Johary teo amin'ny sary. Tsy hadino ny IFM Analakely ary i Mr Tina Barbershop Andraharo tamin'ny fanampiana

КОМЕНТАРІ • 16

  • @GaiSensei87
    @GaiSensei87 28 днів тому

    Incroyablement magnifique

  • @soultylive
    @soultylive 2 роки тому +1

    Musiciens de très grande qualité! Mention spéciale pour le percussioniste...

  • @LilianceJamnasingh-jj5lh
    @LilianceJamnasingh-jj5lh 7 місяців тому

    Waooooooo tena grand artiste mankasitraka zandry

  • @MrLOVA22
    @MrLOVA22 Рік тому +1

    Mankasitraka, tena artista feno ianao rahalahy!

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Рік тому

    Mankasitraka oh🙇🏻‍♀️.
    Hafa kely mihintsy ilay kapoka gitara. Mirary fahombiazana be dia be.🍀

  • @ralaymalala6846
    @ralaymalala6846 2 роки тому

    Ndryyy ;( mampilatsa-dranomaso ! Fihetsempo maro be no tsapako mihaino azy. Tsara e ! Misaotra.

  • @sedra.fihononana4941
    @sedra.fihononana4941 4 роки тому

    Tsara dia tsara! Mankasitraka Mamina an! Mandona fo 'lay hiranao, mahalatsa-dranomaso. Mankasitraka! Mankasitraka

  • @manantsalamaandrianonimamy6549
    @manantsalamaandrianonimamy6549 3 роки тому +1

    Milay, tsara be. Mankasitraka

  • @bibisoamoisson995
    @bibisoamoisson995 3 роки тому

    Mandria ampiadanana Felicina
    Tsy niady tsika fa tsy nampoiziko nande enao
    Mino aho fa sambatra enao

  • @nanjaandreas2199
    @nanjaandreas2199 2 роки тому

    Tiako loatra ity hira ity

  • @sandrahraharison7994
    @sandrahraharison7994 4 роки тому +1

    Tena fiainako ty hira ty :'( Mandriam-piadanana ilay malalako

  • @designadrenaline1944
    @designadrenaline1944 2 роки тому

    Trasa be ,mankasitraka e

  • @ferdinandhunaldzafitsara7463

    mafinaritra le kanto

  • @boscomanagnasy4605
    @boscomanagnasy4605 4 роки тому

    Mankasitraka lesy